CIC Collège Immaculée Conception Mananjary

CIC Collège Immaculée Conception Mananjary

Comments

DERA TIARENY PH ,nianatra tao LYCEE MANANJARY
Il était une fois ee
Akory ? I Lucas my nga
Bonjour CIC mananjary
Tadidiko tsara fa mbola blouse otrany ogange iny ny voalohany nanaovanay tamin'izany andro izany. Mbola tsy maintsy milahatra mankeny bazary be mitsena an'ny Ratsiraka obligatoire io aaa
Mankasitraka ny tamin'ny fanabeazany eee Ramise George no anisany nampianatra anay tamin'izany andro izany
Promotion Santatra 2008!!Que sommes nous devenu aprés tant d’année passé au CIC Collège Immaculée Conception Mananjary???
Akory ab ee !!
Bne aby arô😊😊!!
Sao D mb mis afaka mamaly azafad oe mety rahoviana miverina mianatra ny mpianatra
IO
Nb mqm aza man asa bv,
Am,maman'''
Papan Valerie,,
Repose en paix Père Tade
Vita ny fety ka homany ny examen izay hanomboka @ Talata 15 Desambra izao. Rahampitso Alakamisy vao miverina mianatra.
Bonne fête de "L'Immaculée Conception"
Akory a zanako

Sekoly Katôlika miorina ato amin'ny diosezin'i Mananjary, tantanan'ny Fikambanan'i Jesoa na zezoita SJ. Immaculate Conception College (CIC: stands for the french names) is a catholic secondary school ran by the Jesuits.

It is located in the Diocese of Mananjary, in the South-East of Madagascar. The level starts at the kindergarten up to the year "terminale", form 3 of the upper-secondary school. At the end of this level, students have an official and public assessment to get a grade by which they can enter the university. The academic year 2012-2013 the school had about 1250 pupils.

Operating as usual

Timeline photos 23/08/2022

Timeline photos

OUVREZ LES YEUX!!! NOUS SAVONS!
Complots faciles pour briller en société

Photos from CIC Collège Immaculée Conception Mananjary's post 28/03/2022

#Programme_SESAME
Manasa antsika hitsidika ny pejy “Programme SESAME”

11/03/2022
Photos from CIC Collège Immaculée Conception Mananjary's post 25/02/2022

Mankasitraka tanteraka an ireo Mpitantana ity SEKOLINTSIKA Cic Mananjary ity
Io ny takaitra navelan i BATSIRAI,
Tafarina tao anatin ny fotoana fohy monja anefa ny kolezintsika, na dia hoe tsy ho 100% aza fa efa azo hiasana tsara, io dia tena mino aho fa tsy nisy fanampiana avy amin ny fanjakana ny nahavitana izany
Ny mahagaga anefa
1/ Tonga ny rivodoza EMNATI, tsy navela nandray traboina ny sekolim panjakana rehetra izay tsy hoe simba daholo fa mbola misy azo hialofana;ny sekolintsika no nanokatra ny varavarana ho an ireo izay nitady hialofana
2/ tonga ny fanadinam panjakana tsy ampy efitranom panjakana hanatanterahana izany, mandray fona ny sekolintsika tatoato vao domim baravarana
Na dia eo aza ireo toe javatra hafahafa ireo dia tsy mba nataon ireo tompon andraikitra hampihemotra izany satria isika dia manana ilay toe tsaina efa hiainana hoe MAGIS “Mikaroka ny tsaratsara kokoa hatrany”
MIREHAREHA AHO MANANA FA TENA HAFA MIHITSY NY SEKOLINTSIKA SADY MAMOLAVOLA HO OLOM BANONA NO MIKAJY NY MAHA OLONA MIHITSY, MITSINJO NY MPIARA BELONA
Sady reharehako no reharehan ny tanàna misy ahy ny Sekolintsika CIC
AMDG

Photos from CIC Collège Immaculée Conception Mananjary's post 11/12/2021

Manaova Presence hoe isika MAINTIMOLALY CIC

Tokony haverina hatsangana ny MAINTIMOLALY CIC (na eto an toerana, na any am pita), satria rariny raha hamaly babena isika, maro ny vina, maro ireo ezaka efa nataon ny sekoly nefa mbola maro ireo mbola andalam panatanterahana, koa alao hery ary
AMPITAPITAO
Cic Mananjary Voniarisoa Donald Yannicka Raveloson Laurenfiona Chan Sedrina Simonet Josée Maria Vincent Baolahy Luce Vincent Jainah Rab Jainah Rabearisoa

24/02/2021

Sarcasm

17/02/2021
17/02/2021

la valeur de l'éducation !

Ils ont interviewé le fondateur de Dubaï, Cheikh Rashid, sur l'avenir de son pays, il a répondu : Mon grand-père marchait avec le chameau, mon père marchait avec le chameau, je marche en Mercedes, mon fils va au Land Rover , et mon petit-fils va se balader dans Land Rover, mais mon arrière-petit-fils va devoir retourner marcher avec le chameau......

Pourquoi ? Pourquoi ?

′′ Les temps difficiles créent des hommes forts, les hommes forts créent des temps faciles. Les temps faciles créent des hommes faibles, les hommes faibles créent des temps difficiles."

Beaucoup ne comprendront pas, mais il faut élever des guerriers, pas des parasites..."

Juste pour dire que même si vous êtes immensément riche, apprenez à vos enfants à se battre. Ne les exposés pas à la facilité. Le meilleur cadeau que l'on peut faire à son enfant c'est une meilleure éducation.

03/02/2021

No One Cares

Stay positive.

05/12/2020

Maresaka ny famerenana ny litorjia.
Iza no efa nisitraka ireto hazo roa ireto

04/12/2020

Miavaka ny fankalazana ny fetin-tsekoly amin'ity 2020 ity:
√ Sabotsy 5 Desamb @ 13h30 Basket interclasse
√ Lundi 07 tapany maraina pique-nique, tolakandro antsam-panahy
√ Mardi maraina Sorona masina sady fetin'ny sekoly no fanamasinana ho pretra, tolakandro sahoby.
Koa dobodoboka fomban'ny amponga orakakoraka fanaon'ny kilonga hasaina ianao mba ho tonga

10/11/2020

Misaotra anareo mpiadina bakalorea 2019-2020 [email protected] ireo ezaka nataonareo. [email protected] ireo mpiadina 92 dia 73% no afaka.
5 Mention Bien Serie D
6 Mention Assez Bien S D
1 Mention Bien Serie A1
5 Mention AB S A1
4 Mention Bien S A2
6 Mention AB Serie A2
Isaorana manokana i RALAY Tojo Ny Aina tsy noho izy Serie C nahazo mention Tres Bien ihany fa @ fitiavany manampy ireo mpiaramianatra taminy koa.
Misaotra manome laza tsara ny sekolintsika zandry. Lasa mirehareha noho ianao izahay. Modely ho an'ireo zandry

30/09/2020

Félicitation 😤💪👏😀
1. CEPE 54/60 élèves 82%
2. BEPC 66/66 élèves100%
3. BACC X /92, X %, X=?

31/08/2020

Ampitapitao azafady

31/07/2020

Amin ´izao fetin ´ i Md Ignace de Loyola mpanorina ny fikambananareo izao dia faly miarahaba ny Fikambanan ´i Jesoa rehetra (zezoita), indrindra ianareo Frera sy Pretra mikolokolo sy manabe ato amin ´ny CIC
Mirary fahasalamana feno, hitombo fahamasinana hatrany anie ianareo
Mifampivavaka hatrany isika

Bonne fête les SJ !

AMDG

20/07/2020

Mandria am piadanana Mr Olivier , Prof Histo-Géo hatramin ´izay 10taona mahery nanomezanao ho anay ny tsara indrindra avy aminao !
Mankahery ny vady aman janany

19/06/2020

Ampitampitao

29/05/2020

Noho ny fangatahanareo RAD sy ho fanampiana ireo mpianatra te hianatra dia toy izao no lamina vao2 :
1. Ny RAD na olondehibe ihany no maka «devoir» aty ampianarana fa tsy mpianatra
2. Fotoana hakana ny exercice Alatsinainy, Alarobia, Zoma
3. Tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra mahakasika ny fiarovana @ covid19 isika
4. Ireo mpianatra any ambanivolo dia mijanona any ihany
5. Afaka alaina sy aterina @ page sy groupe efa fantatry ny mpianatra ny exercice ho an'ny second cycle
6. Tsy misy photocopie aty antsekoly fa na ianareo mandika @ tabilao na maka sary @ téléphone.
7.Tsy misy antery io fa natao hanampina ireo mpianatra te hianatra fotsiny ihany

22/05/2020

Ajanona aloha ny fakana devoirs ho an'ny classe intermédiaire aty @ CIC mandra-pisy fandaminana vaovao fa mitohy ihany ny ao @ groupe facebook 2nde sy 1è. Hampitaina eto ihany ny vaovao arakakaraka ny fivoaran'ny zavamisy.

06/05/2020

[Les ciçois 2nde et 1ère CIC 2020]

Io ry RAD ny page facebook natao hanampina ny zanatsika kilasy 2nd sy 1ère mandritra ny confinement. Efa ao ny andinindininy. Tokony samy tafiditra ao izay mpianatra 2nd sy 1ère afaka manao facebook, eo ampitadiavana fomba afahana manampy ny mpianatra any ambanivolo ny sekoly.

03/05/2020

Bonsoir les ciçois.
Koa satria mbola mitohy ny confinement dia hisy groupe Facebook manokana ho an'ny classe intermédiaire 2nd sy 1ère atokana hianarana ato2. Hisy emploi du temps hakan'ny RAD na mpianatra lesona sy fampiharana aty antsekoly kosa ho an'ny kilasy rehetra. Ho hampitaina eto @ gropy sy @ radio Aina Mananjary ihany ny fanampim-panazavana.

25/04/2020

Ny vato anie ony aza raha nahitana soa hosoramenaka.Tokony mba mianatra misaotra koa isika, isaory eto àry ireo mpampianatra nampianatra anao taloha tato @ CIC e!

22/04/2020

Faly ny 3è &Tle satria niverina nianatra androany na dia misy manadino [email protected] ny nimeraony aza. Ho an'ny hafa mbola tsy afaka mamonjy sekoly :«quelque soit la durée de la nuit le soleil finira par se lever»

19/04/2020

Aux uns bonne nouvelle, aux autres coups de foudre. Oiioo 'ndeha hianatra izahay. 7è, 3è ary terminales
Mercredi

14/04/2020

Cours de maths,pc, svt,philo,mlg,frc,angl,HG à la radio et sur facebook!! On attend les réactions des ciçois. Asio feedback kely

14/04/2020

ho an ´ny Tle

13/04/2020

Io ilay ho an'ny terminal sy mpampianatra terminal manokana handefasana lesona koa manasa anareo. Soraty hatramin'ny farany izay voasoratra eo ambany

13/04/2020

Ny terminale rehetra dia tokony samy manana compte facebook ary handefa demande @ mpampianatra-mpianatra collège Immaculé Conception mananjary fa ao no handefasan'ny mpampianatra ny lesona. Ampitampitao ho fantatry ny rehetra.

13/04/2020

Ahoana ny hevitrareo raha ataontsika hoe une ciçoise na un ciçois ny mpianatra ato @ CIC? Avy @ CIC ny Ciçois

13/04/2020

Te ahita ny mpianatray izahay, te hiteny hoe tiavo ny fianarana-aza mitaba2-efa kely sisa dia examen-te hanampy-te hanoro e, sns..

11/04/2020

Misy ny corona virus fa saingy tsy hita maso ary manome fahafatesana dia mino daholo ny olona rehetra.
Misy And/tra fa saingy tsy hita maso ary manome aina nefa misy olona tsy mino.
Joyeuse fête de pâques ho an'izay mino azy ooo!

09/04/2020

Mihainoa radio fa mety hisy fampianarana manokana ho an'ny classe d'examen ho antsika aty Mananjary ao.
7ème : Radio Aina
3ème : Radio Zanak'ambanivolo
Termle : Radio Plus

06/04/2020

Ry zandry malala! Manao ahoana ny révision? Sa ve hoe voan'ny covid19 koa ny cahiers ka natao mis en quarantaine? Kkkk

04/04/2020

Ity page ity izany dia sehatra ahafahantsika maneho hevitra na miresaka, fa indrindra mizara momba ny fiainan'ny sekoly na ny fiainan'ny mpianatra na ny taloha na ny ankehitriny, na koa hitondra hevitra mety ahafahana manatsara ny sekoly. Irina sy antenaina fa dia samy hazoto handray anjara amin'ny famelombelomana ity page ity ny rehetra ka hiseho tokoa fa antsena i CIC. MAGIG»»»AMDG

02/04/2020

Akory aby lahaly e

21/03/2020

Chers élèves le collège vous manque déjà! Araho antsakany sy andavany ny torohevitra rehetra hiadiana @ corona virus, mbola hihaona amintsikitsiky sahala @ ireto sary ireto isika. Courage

Videos (show all)

Santionany t@ seho nataon'ny pramaire androanyIarisoa Ramanandraibe Itj Gamatatsu Hariony Rakotobe Yann Brandi Mac Yanni...

Location

Category

Telephone

Website

Address


BP 90 Mananjary 317
Mananjary
317

Other Mananjary schools & colleges (show all)
Foreign Language Training Success Mada Mananjary Foreign Language Training Success Mada Mananjary
Rivomamy William
Mananjary, 317

Mampianatra antsika ny teny Frantsay sy Anglisy.

Tanora vatovavy Tanora vatovavy
Saint Paul De Chârte Tanambao
Mananjary, 317

Ny toben Tanora Mananjary dia mifantoka amin'ny fametrahana ezaka ho fampivoarana ny maha olona, indrindra ny tanora, mba hananany hasina maha izy azy eo amin'ny lafiny fampandrosoana.

Sekolibe Mananjary Sekolibe Mananjary
317
Mananjary, 317

Université izay natao hoan'ny rehetra izay manana ny diploma Bacc A,C,D . Izay ahitanao 250 Filières azo hisafidianana araka ny sampana misy anao.