Find schools & colleges in Mananjary. Listings include CIC Collège Immaculée Conception Mananjary, Tanora vatovavy, Foreign Language Training Success Mada Mananjary, Sekolibe Mananjary and Habib School. Click on each in the list below the map for more information.
Sekoly Katôlika miorina ato amin'ny diosezin'i Mananjary, tantanan'ny Fikambanan'i Jesoa na zezoita SJ.
Ny toben Tanora Mananjary dia mifantoka amin'ny fametrahana ezaka ho fampivoarana ny maha olona, indrindra ny tanora, mba hananany hasina maha izy azy eo amin'ny lafiny fampandrosoana.
Mampianatra antsika ny teny Frantsay sy Anglisy.
Université izay natao hoan'ny rehetra izay manana ny diploma Bacc A,C,D . Izay ahitanao 250 Filières azo hisafidianana araka ny sampana misy anao.