AECM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AECM, School, Mananjary, Mananjary.

24/09/2022

Good morning Everyone (( Akory aby )) 😃

đŸ§© Fampahatsiahivana fotsiny ihany, hoan’izay efa mahay ny teny anglisy Ka te hiditra ao anatin’ilay Club dia iangaviana mba handefa message privĂ© raha toa ka mahaliana anao ary koa ahafantaranao ny momban’ny fepetra arahina.

đŸ§© PS: Ny fidirana hoan’ny Debutant dia manomboka ny 03 Octobre hoavy izao. Ary ny farany fisoratana anarana dia ny 02 Octobre.

Misaotra mialoha ary mirary soa hatrany.

18/09/2022

Good Evening Everyone ( Akory aby arĂŽ)
Efa tsy hoela sisa dia hanomboka ny fidirana voalohany amin’ilay Cour d’anglais amĂ©ricain eto Mananjary.

▶Tsara ho marihina hatrany Fa 02 Volana ny faharetan’ny fianarana.

▶ Ny Saram-pianarana na ny Écollage dia natao mirary dia mirary. đŸ§©40.000ar/Mois.đŸ§©

▶ Tsy misy ny droit d’inscription

▶ Ny 02 Octobre no fin d’inscription koa iangavina izay mbola liana Fa mbola misy ny toerana disponible.

▶ Ny toerana misy ny AECM dia eny Tanambao Mananjary.

▶ Ny Fidirana dia hanomboka ny 03 Octobre 2022.

Koa mitongava maro ary fa vonona ny hanome fahafaham-po sy hampahay anao izahay ato amin’ny AECM. ☑

Mirary Soa antsika rehetra 😎😎😎

04/09/2022
Miarahaba antsika rehetra eto Mananjary đŸ˜ƒđŸ˜ƒđŸ‘‰đŸŸ Misokatra androany ny fanaovana inscription amin’ilay fanaovana Cour d’Angl...
31/08/2022

Miarahaba antsika rehetra eto Mananjary 😃😃

đŸ‘‰đŸŸ Misokatra androany ny fanaovana inscription amin’ilay fanaovana Cour d’Anglais Amerikana ato amin’ny AECM Mananjary.

đŸ‘‰đŸŸ Vonjevonjena ny toerana koa iangaviana izay liana mba hanao famandrian-toerana amin’ny alalan’ny fanaovana inscription.

đŸ‘‰đŸŸHoan’izay hanao inscription dia Angatahana manokana handefa message ao amin’ny page.

đŸ‘‰đŸŸAry ao ihany koa no ahafantaranao ny consigne rehetra izay ilaina amin’ny fidirana ilay Club

Koa misaotra antsika mialoha ary.đŸ„łđŸ„ł



Ny Tompon’Andraikitra: Andry

Ny AECM na ny hoe : American English Club in Mananjary  dia manolotra anao izay te handranto na hanamafy fianarana angli...
27/08/2022

Ny AECM na ny hoe : American English Club in Mananjary dia manolotra anao izay te handranto na hanamafy fianarana anglisy amerikana eto amin’ny faritra Vatovavy.
Ireto izahay mpampianatra ao amin’izany , ary vonona ny hanome fahafaham-po hatrany anao izay hisitraka io fianarana teny Anglisy Amerikana io.

Misy niveau anankiroa(02)
1- Débutant(Ilay vao hianatra mihintsy)
2- AvancĂ© (Hoan’izay te hanamafy)

Raha mila fanazavana fanampiny dia miditra ao amin’ny hafatra miafina avy hatrany (MP).

Address

Mananjary
Mananjary
317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AECM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category