JV Trendy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JV Trendy, Antsirabe.
16/01/2026
Eh... Izay naka dia hafapo daholo😍😍😍
👍Eny hoa, tena nety ny nataony e👍
Mbola tsy tara ary raha zao ianao no haka entana
De qualité supérieure
- Soutien 👙👙👙
- Nuisette🩱🩱
- Corset👙👙
- Chemise 👔👔👔
- Veste classe et travail 🧥🧥🧥
- pantalon classe et travail 👖👖👖
- T-shirt👕👕👕
- Ensemble👚👖👚👖
- Serviette
- Chaussette🧦🧦🧦
Tongava maro fa tena prix mora
Fa ngah mora ihany fa tena ahazoana tombony tsara mihitsy 💵💵💵💵💵
Tongava ary ao amin'ny hafatra miafina (Mp) fa ho raisinay ampitiavana ianao e😊😊😊
30min sisa dia hanomboka ny
LIVE an
23/12/2025
COUCOU 👋👋
Vente exceptionnelle kely aloha 😊😁
👉LIVE
❌ANDROANY AMIN'NY 7 ora alina❌
Miomana ary fa ato betsaka nareo
Na Tana na Antsirabe na faritra hafa no misy anao na 👉Grossiste na Fournisseur na mpanao vente en ligne na Mpanao live 👈 dia tena mety aminao ity tolotra miavaka ity.
Entana en gros de qualité supérieure izay mbola tsy misy manana eto amintsika mihitsy ka aza misalasala ary manantona mivatana raha hijery ny dépôt moa en ligne raha tsy afaka manantona fa tena ho afapo ianao😍😍😍
Misy tolotra fiaraha-miasa koa ato izay liana dia afaka miditra mp na miantso ity laharana ity 0345715469
Merciiii🙏🙏🙏❤️❤️❤️
💖💖💖Tsiaro mamy kely💖💖💖
💪Coach Mihaja💪
Ialana tsiny ho an'izay rehetra niandry Ilay vídeo de DihyDance fa tena somary mbola anaty fahasahiranana kely
08/06/2025
A l'occasion de la fin d'année scolaire, l'école DihyDance a le plaisir de vous annoncer qu'elle présentera un spectacle intitulé
👉TITANIC👈
Ce moment sera vraiment exceptionnel 🥳🥳🥳, car nous vous emmènerons au coeur de cette histoire, qui sera racontée à travers la danse.
Le spectacle aura lieu le Samedi 13 juillet 2025, de 14h à 17h30, à l'Alliance française d'Antsirabe.
''Venez nombreux'' 🫵🫵🫵👊👊👊si vous souhaitez revivre l'histoire du Titanic d'une manière originale....
Prix d'entrée : 5.000ar
Mankasitraka be dia be an'ireto ankizy kely ireto 🙏🙏🙏🙏 niezaka be nanao izay azony natao mba hanantanterahina ity Clip ity eny fa na dia teo aza ny indro maro isan-karazany hita ao anatiny, eo ihany koa hoe ny maro taminareo dia sambany nianatra nandihy dia efa nahavita an'izao sahady ka dia deraina izay vitanareo e
mitomboha fahaizana hatrany rankizy an.....💃👯🕺💃👯🕺
Isaorana be dia be koa ireo Ray aman-dReny nanohana hatrany hatrany
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Culinary Team
Attire
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antsirabe