Aikido Finance Antaninarenina

Aikido Finance Antaninarenina

Share

Ny Fanahy no maha olona, ny Hery tsy mahaleo ny Fanahy

Photos from Aikido Finance Antaninarenina's post 16/05/2026

Notre rendez-vous de chaque samedi!

Ny Keiko antsika anio 16 May. Mahafinaritra foana!

Miarahaba ireo rehetra nahazo ny ceinture Marron sy ireo niakatra grade ary mampahery hatrany ireo am-piatrehina.

Mirary faran'ny herinandro finaritra ny Aikido Finance Antaninarenina

Oss


09/05/2026

Faly miarahaba antsika indray ny Aikido Finance Antaninarenina amin'ity asabotsy 09 May ity.

Mirary soa sy faran'ny herinandro finaritra.

Miarahaba ireo rehetra niakatra " Grade" ary mankahery ireo izay am-panaovana ny fanadinana na passage.

Oss

06/05/2026

" Il n'y a pas d'ennemis en Aïkido. Vous vous trompez si vous pensez pouvoir vaincre quelqu'un" .
O'Senseï Morihei Ueshiba

Oss




25/04/2026

Miarahaba antsika rehetra indray.

Indro ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio, mirary faran'ny herinandro finaritra.

Oss

Photos from Aikido Finance Antaninarenina's post 18/04/2026

Miarahaba antsika rehetra indray. Ireto ny sary nanamarika ny Keiko anio 18 Aprily 2026.

Arahabaina hatrany ireo nahatanteraka tamin'ny antsakany sy andavany ny examen de passage ary niakatra Grade.

Mirary faran'ny herinandro finaritra ny Aikido Finance Antaninarenina .

Oss

Photos from Aikido Finance Antaninarenina's post 11/04/2026

Miarahaba antsika rehetra indray, ny Keiko antsika anio 11 Aprily 2026. Miha maizina sy mangatsiaka ny andro fa mazotoa foana.

Faly miarahaba ireo nahazo ny Ceinture noire, marron sy ireo niakatra Grade rehetra. Tohizo hatrany ny ezaka, alao hery mandrakariva

Oss

Mirary faran'ny herinandro finaritra.

14/03/2026

Mirary faran'ny herinandro finaritra ho antsika ny Aikido Finance Antaninarenina. Indro ny sary nanamarika ny Keiko anio 14 Martsa 2026.

Oss

07/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina , ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio 07 Martsa 2026.

Mirary faran'ny herinandro finaritra.

Oss

24/10/2025

📢📢 Miarahaba antsika harivariva!
Efa miverina ny fanazaran-tena sy fianarana eto anivon'ny Aikido Finance Antaninarenina, manomboka rahampitso asabotsy 25 Oktobra 2025 amin'ny 6 ora maraina.

Oss

26/09/2025

Miarahaba antsika rehetra!
Miato aloha ny fianarana sy fanazaran-tena eto anivon'ny Aikido Finance Antaninarenina.
Miverina milaza eto ihany rehefa tokony hiverina.

Samia mahery, samia tony ary samia mailo.

Miray fo amin'ireo tratry ny fahavoazana rehetra.

Oss

20/09/2025

Ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio.

Efa mafana sy mazava rehefa maraina fa manainga antsika rehetra o!

Oss

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Wednesday 06:00 - 07:00
Saturday 06:00 - 09:00