15/08/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina . Indro zaraina amintsika ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio 15 Aogositra.
Oss
Ny Fanahy no maha olona, ny Hery tsy mahaleo ny Fanahy
15/08/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina . Indro zaraina amintsika ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio 15 Aogositra.
Oss
08/08/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina.
Ny Keiko antsika anio 08 Aogositra an-tsary.
Mirary soa ho antsika rehetra.
Oss
01/08/2026
Ny Keiko antsika anio voalohan'ny volana Aogositra.
Mirary soa mandrakariva.
Oss
25/07/2026
Nanafana vatana vao maraina daholo androany 🙂, ny Keiko antsika anio 25 Jolay.
Mirary faran'ny herinandro finaritra.
Oss
18/07/2026
Miarahaba antsika rehetra indray, efa tena maizina sy mangatsiaka sy maizina rehefa maraina fa tsy mahasakana antsika.
Indro ny sary nanamarika ny Keiko anio 18 Jolay.
Mirary soa ho antsika rehetra.
Oss
11/07/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina , indro ireo sary nanamarika ny Keiko anio 11 Jolay 2026.
Arahabaina ireo nisondrotra grade sy nahazo ceinture marron.
Misondrota hatrany ary mahereza manohy ny fianarana.
Oss
04/07/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina, ny sary nanamarika ny Keiko antsika anio 04 Jolay.
Miarahaba ireo nahatontosa ny examen de passage sy ireo niakatra grade.
Mirary faran'ny herinandro finaritra ho antsika rehetra.
Oss
Miarahaba antsika rehetra.
Ity ny andininy mety ho ilaina rehetra ary matetika hanontaniantsika rehetra momba ny fianarana sy fanazaran-tena eto aminay.
Ny fotoana 📅 : Isaky ny asabotsy maraina
Ny ora 🕕: amin'ny 6 ora
Ny toerana 📍: Gymnase du Ministère de l'Économie et des Finances Antaninarenina.
Ny akanjo 🥋 : Kimono Judo na Karate no mety.
Salan-taona 📊: 6 taona ny zandriny indrindra mianatra ao izao. Azo atao hoe efa mahay ny chute sy techniques vitsivitsy izy.
Ary mandray ny olon-drehetra manam-piniavana hianatra sy mazoto hanohy izany izahay.
Ny sarany:
- 10.000 Ar ny droit
- 5.000 Ar ny écolage isam-bolana
- 10.000 Ar isan-taona ny fiantohana na assurances.
- 2.000 Ar vidi-na carte hidirana ho mpikambana.
Izay sy izay ny momba ny ato aminay. Hinoana hitondra fanazavana bebe kokoa.
Mankasitraka antsika.
Oss
20/06/2026
Tena mangatsiaka tokoa sady maizina rehefa maraina fa tsy manakana antsika 🙂.
Ny sary nanamarika ny Keiko anio 20 Jiona 2026.
Mirary soa sy fety sambatra sahady ho an'ny Ray rehetra sahady ny Aikido Finance Antaninarenina .
Oss
13/06/2026
Miarahaba antsika rehetra indray ny Aikido Finance Antaninarenina .
Mirary soa sy faran'ny herinandro finaritra. Arahabaina ny nahazo ny ceinture sy grade.
Oss
| 06:00 - 09:00 |