25/06/2026
OUR GENERATION sur Real TV
Manantena isika fa ho azontsika fanintelony ny amboara amin'ity.
Disciplines principales enseignées:GUITARE,BASSE,PIANO,VIOLON,BATTERIE,CHANT, SAXOPHONE,VALIHA...
25/06/2026
OUR GENERATION sur Real TV
Manantena isika fa ho azontsika fanintelony ny amboara amin'ity.
25/06/2026
25/06/2026
Goaika sa Voromahery??
25/06/2026
Mbola ho jerena fotsiny??
🔥❗️BUS 199 nanivana olona androany Alakamisy maraina❗️🔥
📌 Teo amin'ny arrêt bus Henri fraise,Anontaniany ilay miakatra hoe aiza no miala dia namaly hoe andrefana Ambohijanahary dia notereny nidina sy lazaina tsy zaka kanefa izy mampiditra olona izay miala akaiky eo Analakely no hoentiny.
📌 NB: Vonona hijoro vavolombelona sy hampiakatra raharaha ireo victime raha toa ka misy démarche azo atao.
📌 Miangavy ny tompon'andraikitra mahefa handray andraikitra fa ny madinika hatrany no hiaran'ny tsindry azo lena hoy ny mpandeha.
Antsiva Radio 97.6 FM 📻
_________________
Aza adinoina ny manaraka tsy tapaka ny pejy Antsiva Radio, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.
25/06/2026
😘
24/06/2026
EGM hatrany...
Kanto, mendrika, mana talenta...
Sary archives
24/06/2026
Mpianatra tao EGM Ampefiloha☺️
Mba aiza ary ndry zao...
24/06/2026
EGM Madagascar conservatoire de musique
Isan'ireo mpanohana ofisialy ny fifaninanana "OUR GENERATION" kararakain'ny Real Tv.
Efa in 2 no nibata amboara Madagasikara tany Russie🇲🇬
24/06/2026
La vraie Éducation, au majuscule...
Au Japon, l’école ne se limite pas aux notes et aux résultats. Elle cherche aussi à transmettre des valeurs comme le respect, la discipline, la coopération et la gentillesse. 🏫🤝
Dans de nombreuses écoles japonaises, les élèves participent au nettoyage des salles de classe et des espaces communs. Une manière de leur apprendre le sens des responsabilités, le respect des lieux et l’importance du collectif.
Les salutations, les gestes de politesse et les tâches réalisées en groupe, comme le service des repas, renforcent aussi l’humilité et l’esprit d’équipe.
La notion de “ganbaru”, qui signifie persévérer et faire de son mieux, encourage les enfants à avancer avec patience et résilience.
L’idée est simple : former de bons élèves, oui, mais aussi des personnes responsables, respectueuses et capables de vivre ensemble.
24/06/2026
Ireo mpianatra Sekoly Analamahitsy
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |