EGM Madagascar conservatoire de musique

EGM Madagascar conservatoire de musique Disciplines principales enseignées:GUITARE,BASSE,PIANO,VIOLON,BATTERIE,CHANT, SAXOPHONE,VALIHA...

23/08/2026

Réinscription(ankizy passants): aza adino photocopie ATTESTATION/CERTIFICAT.
Merci

23/08/2026
Izay tsy manao ihany...No tsy mba mety diso...
23/08/2026

Izay tsy manao ihany...
No tsy mba mety diso...

Inona izany ilay noresahanay teto?☺️Sortantes ny conservatoire d'Etat Tchaïckovky Moscou izy ireto. 6 taona-9 taona eo n...
23/08/2026

Inona izany ilay noresahanay teto?☺️
Sortantes ny conservatoire d'Etat Tchaïckovky Moscou izy ireto. 6 taona-9 taona eo ny fianarana vao mahavita ny dingana rehetra.

Izay no fenitra iraisam-pirenena rehefa , n'aiza n'aiza.

23/08/2026

ARAHABAINA LEROA A! MANKAHERY IREO REHETRA MBOLA HAMERINA...FOMBAN JAVATRA IO FA AZA KIVY💪

23/08/2026
Izy no:Taratra Fanoitra. Mpianatra 3eme Cycle Guitare ato amin'ny EGM Madagascar conservatoire de musique .Ny Cycle 1 mi...
22/08/2026

Izy no:
Taratra Fanoitra. Mpianatra 3eme Cycle Guitare ato amin'ny EGM Madagascar conservatoire de musique .

Ny Cycle 1 misy 3 taona eo.Samy mahay manisa daholo.

Mamaramparana ny fianarany izy ary mety izy no anisan'ny mpianatra voalohany ahavita hatramin'ny farany eto amin'ny sekoly ao amin'ny taranja gitara.

Mirary soa ho azy isika.

"Toutes les grandes réalisations prennent du temps."

Loza loza loza...Arovy ny zanatsika.Mila hentitra amin'ny tarehin javatra...
22/08/2026

Loza loza loza...
Arovy ny zanatsika.Mila hentitra amin'ny tarehin javatra...

📍 Zaza maherin’ny 10, 2 taona ka hatramin’ny 15 taona, no voalaza fa nampanaovin’ny vehivavy iray fihetsika mamoafady tao amin’ny fokontany Aranta, Mahajanga. Nalainy horonantsary izany ary voalaza fa namidiny tamin’ireo teratany vahiny tato amin'ny tambajotran-tserasera.
⭕ Efa eo am-pelatanan’ny Polisy misahana ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona ilay vehivavy, ary mitohy ny fanadihadiana hamantarana ireo olona hafa mety ho voakasika amin’ity raharaha ity. Ray aman-dreny 16 no efa nametraka fitoriana.

Rejoignez le Conservatoire pour l'année académique 2026-2027🎶🇲🇬La formation académique est sanctionnée par des diplômes/...
21/08/2026

Rejoignez le Conservatoire pour l'année académique 2026-2027🎶🇲🇬

La formation académique est sanctionnée par des diplômes/certificats de musique officiels.

✅Choisissez votre instrument parmi ceux proposés*: guitare, basse, piano, batterie, violon, violoncelle, chant, saxophone, clarinette, valiha...
✅Choisissez le centre le plus proche
✅Choisissez l'emploi du temps qui vous convient (heure et jour dans la semaine)

Les parcours:
♦Classique: accessible à tous les niveaux (même débutant)
♦Jazz et Bà gasy : niveaux moyen et avancé

Admission à partir de 05 ans

Rentrée: A partir du Samedi 05 Septembre 2026
Dans la limite des Places disponibles (places limitées)

Rens & Ins: 034.14.812.45 (HB)
Lieux: Centre National 67Ha N.O (près Seimad) et Annexes (liste en 1er commentaire)

Le Conservatoire de musique EGM est un Etablissement Reconnu par l'Etat avec 21 ans d'existence.

Address

Logt 1402 Bis Cité Des 67ha Nord-Ouest
Ambohibao
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261341481245

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EGM Madagascar conservatoire de musique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to EGM Madagascar conservatoire de musique:

Shortcuts

Share