Penn Malagasy

Penn Malagasy

Share

Manahoana e! Mpianatra teny Malagasy izahay @ University of Pennsylvania - Hello! We are Malagasy language students at the University of Pennsylvania.

05/09/2025

Arahabaina ny kilasy teny Malagasy izay vao nahavita ny taom-pianaran'izy ireo voalohany eto Filadelfia. Efa mahahay ihany ry zareo é!

11/14/2023

Faly Manasa antsika Malagasy rehetra izay monina eto Pennsylvania sy ny manodidina mba hanotrina anay e!
Voafetra ny toerana!

11/05/2023

Mazoto mianatra ny mpianatra rehetra e!
Tsara be!

11/15/2022

Join us for our third annual Malagasy Culture Night! Tuesday, December 6 from 6-8pm. 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Penn Malagasy's post 11/23/2021

Come join us for our second ever Malagasy Culture Night at the University of Pennsylvania, planned and hosted by Penn Malagasy students. Please RSVP by 11/30 so that we can make sure there is enough food for you! All info is found on flyers above!

11/11/2021

Mpiteny Malagasy ve ianao? Afaka ve ianao rahampitso (Alakamisy) @ 7pm EST? Te hiresaka amin’ny vazaha izay mianatra Malagasy ve ianao? Raha liana ianao dia alefaso DM ary halefanay ny Zoom Link. Mbola mila mpiteny Malagasy maromaro izahay ka aza mihafahafa!

….

Are you a Malagasy speaker? Are you free tomorrow (Thursday) at 7pm EST? Do you want to speak with vazaha that are learning Malagasy? If you are interested, then DM us and we will send you the Zoom Link. We still need more Malagasy speakers, so don’t be a stranger!

09/28/2021

Manisa 🇲🇬

Photos from Penn Malagasy's post 12/08/2020

🇲🇬 Andao hiaraka aminay! Malahelo ny fiarahanay manokana izahay... fa mianatra teny Malagasy izahay! DM raha mpiteny Malagasy ianao izay liana hanatrika ny antso ZOOM. Ity no vintana farany amin’ny semestre.

Talata 8 Desambra @ 7-8 hariva (EST)

Alarobia 9 Desambra @ 7-8 hariva (EST)

.....

🇺🇸 Come join us! We miss being together... but we are learning the Malagasy language! DM us if you are a Malagasy speaker who is interested in attending the ZOOM call. This is the last chance of the semester!

Tuesday, December 8 @ 7-8 PM (EST)

Wednesday, December 9 @ 7-8 PM (EST)

09/16/2020

Firy ny sotro?

05/11/2020

Toy ireo mpihira gasy malaza ity mpianatra ity! This students sounds just like a Malagasy pop singer!

05/04/2020

Nanao rap ten'Malagasy ny mpianatra, fa nisy izay nanao vary amin'anana. Students made raps in Malagasy, and some mixed English with the Malagasy.

Rapper name: J-Malagas
Song: Manahoana Rahalay

Manahoana rahalay
Izany no hirako, and I speak what's on my mind
Anglasy na Malagasy... I can choose either
Olona no mitendry ny mozako, on the speakers
Manahoana rahalay
Ity dia mora be, it's like I do this all the time.
Tsy mampiasa teny ratsy aho, my raps stay clean
Mamoaka bara tsara be aho, like a machine
Mbola zaza ihany aho
Miezaka manamboatra azy lehibe
Fa ireto olona ireto
Te-hahita ahy maty
Manahoana rahalay
Izany no hirako, and I speak what's on my mind A
nglasy na Malagasy... I can choose either
Olona no mitendry ny mozako, on the speakers
Nahafinaritra ahy ny nanaovana an'izany
Te hanao bebe kokoa amin'ireo amin'ny ho avy aho
Thank you Professor Delbar
Veloma
Manahoana rahalay
Izany no hirako and I speak what's on my mind
Anglasy na Malagasy... I can choose either
olona no mitendry ny mozako, on the speakers
Manahoana rahalay
Ity dia mora be, it's like I do this all the time.
Tsy mampiasa teny ratsy aho, my raps stay clean
Mamoaka bara tsara be aho, like a machine

04/28/2020

Another student kabary! Manana feedback ve ianao? 🇲🇬


Want your school to be the top-listed School/college in Philadelphia?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Philadelphia, PA