Centre Fokrifa Antsirabe

Centre Fokrifa Antsirabe

Share

Centre de formation et location divers

Photos from Centre Fokrifa Antsirabe's post 12/29/2025

Isaorana an ANDRIAMANITRA Lehibe fa tanteraka soamantsara indray ny famoahana ireo mpianatra andian ny “ FINOANA” t@ 20 Desambra 2025 lasa teo 🙏🏽😍

Ny FOKRIFA dia Centre de Formation Professionelle Mampiofana ireto taranja ireto : Coupe et Couture - Pâtisserie et Cuisine - Informatique izay samy AGREÉ PAR L’ÉTAT.
Misy koa ny fiofanana Machine industrielle - Broderie et Crochet - Smock.
Ankoatr'zay ny fianarana Kabary sy Mozika.
Koa Aza misalasala manatona mivantana ny birao, Antsenakely Antsirabe akaikin'Flm Antsirabe Antampontanàna na miantso 0347590393 na 034 7 88 99 77 ( Mirary tokoa ny sarampianarana raha ampitaina@hafa kanefa ny Mpampianatra efa voky traikefa💪🏽🙏🏽😄)
Mirary fety sambatra ho an ny isantokatrano dia ho Samy ho tratrin Taona vaovao 2026 indray isika rehetra 🥳❤️

08/15/2025

Fialan-tsasatra izao!!! Ento ny ankizy hijery mba tsy angano angano no henony. Ny 15 - 16 - 17 Aogositra 2025 ao amin'ny FO.KRI.FA Antsirabe

07/03/2025

🙏🏽🎶❤️

📣 Famaranana ny Global Day of Prayer!
🎶 Rindran-kira hiarahana amin’ny 100% Gospel Officiel – Iloaina group – Hagay Groupe – Section Artistique LLB

📍 Ao amin'ny FOKRIFA
📅 Ny Sabotsy 5 Jolay
🕑 Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro
🎫 Tsy misy vidim-pidirana !

📣 Tongava maro !

06/18/2025
09/25/2024

ALLO ANTSIRABE SY NY MANODIDINA .TONGA ILAY FOTOANA IAONANTSIKA ( 24èmes Edition)
👉Te ho Mpandraharaha Matianina sady mahomby ve ianao?
👉Te hanokatra orinasa ?Ray aman_dReny,Mpianatra,Efa an'asa na tsia,Mpandraharaha,Lehilahy , vehivavy,Mpitarika fikambanana,...
👉 Te ho Pdg ? Manam-panirina ny handraharaha?
👉Efa mpandraharaha nefa tsy mety tafavoaka fa tratran'ny tsy fahombiazana foana matetika?
👉 Manam-bola fa tsy hita hoe inona no hampiasana azy?Na depart 0 nefa manan_kevitra anangana ny orinasanao manonkana?
👉Tsy manambola mihitsy nefa efa te hampidi-bola ?Te ampitombo loharanom_bola maro?
✍️Ndao ary hiofana hiaraka aminay fa natao ho anareo ity formation ity.Tsy mitaky diplōme ,Tsy mifidy saranga sy taona fa rehefa vonona ny ahomby dia tongavà.
✍️Izay ahitanareo ireto module ireto:

👉Leadership/motivation
👉Intelligence financière
👉Technique de vente

✍️Fandraisana anjara: 20.000ar
✍️Hisy ny idée de business atolotray ary azo atao tsara ao Antsirabe sy ny manodidina.
✍️ Misoratà anarana dieny izao ary fa voafetra ny toerana e! Omenay cadeaux surprise izay 20voalohany misoratra anarana.ALefaso messagy avy hatrany amin'ity pejy ity
Nom
prenom
contact . Afahanay mamandrika toerana ho anao!
✍️DATY SY TOERANA : Sabotsy 5 Octobre 2024 manomboka amin'ny 1ora tolakandro ao amin'ny CENTRE FOKRIFA ANTSIRABE
Tongava maro e!Entano ny namana ! Andro iray tsy miverina anovozanao fahalalana sy fahombiazana .Anova tanteraka ny ho avinao sy ny fandrarahana ataonao!
Contact 0341351171
" Ny fahombiazanao no fahombiazanay"

07/02/2024

Amin'izao Vacances izao, ny FOKRIFA dia mandray COURS de VACANCES mandritry ny 2 mois, amin'ireto lalam-piofanana manaraka ireto: COUPE ET COUTURE, PATISSERIE, INFORMATIQUE BUREAUTIQUE, MUSIQUE.
Tongava ao amin'Birao na miantso ny 0347590393 na 0321736189

Want your school to be the top-listed School/college in Los Angeles?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Los Angeles, CA