Lycée Privé Arc En Ciel Vangaindrano

Lycée Privé Arc En Ciel Vangaindrano Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Arc En Ciel Vangaindrano, High School, Vangaindrano.

30/08/2023

Diplaoma Bakalorea 2023
👉ILAZANA ireo mpianatra rehetra afaka Bacc taona 2023 teo, fa manomboka anio alarobia 30 aogositra ny fangatahana ny diplaoma bakalorea sy Tatitry ny naoty 2023 ho an'i Fianarantsoa.

📚 Taom-pianarana 2023 - 2024 📚Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny  🌈 Lycée Privé Arc En Ciel 🌈, VangaindranoToer...
02/08/2023

📚 Taom-pianarana 2023 - 2024 📚

Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny 🌈 Lycée Privé Arc En Ciel 🌈, Vangaindrano

Toerana: Ambodimanga , Croisement Ambohipinoana

04/06/2023

💕🙏ARC EN CIEL Vangaindrano🙏💕 dia faly miarahaba antsika ❤️RENY❤️ rehetra @ zao andro anio izao.
Hotahin-Janahary anie ho lavitrin'ny aretina s'y ny Loza, hahita soa @ andro rehetra 💕💕💕😘😘😘

31/05/2023

Bonjour à tous,
Efa mamaraparana isika izao ny taom-pianarana ary efa akaiky ny fanadinana; koa samia miomana isika mpianatra ary Mirary soa @ examen.
Hisy dinika mahakasik izany isika mpanabe rahampitso 01/06/2023 à 12h00 samia tonga tompoko.
Mampandroso sahady hoantsika zay liana hianatra na hampianatra zanaka @ taom-pianarana 2023-2024.
Arc En Ciel mampandroso anao zahay.

17/07/2022

ARC EN CIEL vous souhaite une très belle journée 🤗Et bonne chance déjà à tous ceux qui vont passer le bacc demain 😊Que seul le Dieu tout puissant soit avec vous🙏🏻

19/09/2021

Miarahaba anareo

Ny talata faha 21 septambra ho avy izao no hanomboka ny taom-pianarana 2021-2022 ato amin'ny Lycée Privé Arc En Ciel Vangaindrano.

Hatreto aloha dia kilasy 3ém hatramin'ny kilasy famaranana (terminale) no misy nohon'ny tsy mbola fahavitan'ny trano fianarana tsara.

Mirary soa sy mirary fahomhiazana ho an'ny mpianatra rehetra mandritra an'izao taom-pianarana vaovao izao.

Address

Vangaindrano

Telephone

+261342489550

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé Arc En Ciel Vangaindrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category