BSSM Formation Entrepreneuriat Gestion Projet Innovant

Share

Informations sur la formation en entrepreneuriat, gestion de projet, créativité, innovation de BSSM Formation

Pour les jeunes qui voudraient ENTREPRENDRE, concevoir et réaliser des PROJETS INNOVANTS

22/08/2025

tsarovy fa ny fahefa-mividin'ny mpanjifa no mamaritra ny vidin'ny vokatra amidy

11/07/2025

Entreprendre en vue du développement durable. Impact social et solidaire

16/05/2025

Tsy mora ny manapa-kevitra hiala amin'ny be tsy andraofana

04/04/2025

ASANDRATO NY ANAO !!!
Fa aza manambany tena mitsiriritra.ny ataon'ny hafa

04/10/2024

Rehefa mitsahatra mitombo ianao
dia manomboka miha-manantona ny fahafatesana

04/10/2024

Commencer !!!
C'est l'étape le plus important

28/12/2023

Aza matahotra ny TIA VOLA !!

Tadidiko ohatra ny toy ny vao omaly ny fotoana nivarotako: écouteur, baffle kely, caméra, mp3 sy mp4, gadget sy téléphone tao amin'ny Lycée St Michel Itaosy...

Eny tompoko, nampianarina tamin'ny sekoly mora écolage ny karazan'olona ohatranay...

Tany amin'ny lycée no tena nianatra ni'bizina.
Dia nandritran'izany fotoana izany ihany koa no voahendaka voalohany.

Ianao mba maka 500ar de bénéfice isakin'ny nahalalafo écouteur iray nefa lasan'ny mpandroba ilay izy, lasan-dry zalahy daholo ny entana rehetra...

Misaotra ny nenitoako "Lalaina Rabeson" namafa ny ranomasoko sy nivavaka ho ahy, tena mbola tsy nitomany ohatran'izany aho hatramin'izay niainako... Sady very million aho no novonoina, no lasan-dry zareo koa ny entana rehetra

Tadidiko mandrakizay ny teniny hoe: "Aza malahelo ny amin'ny very fa Jesoa mbola manana réserve ho anao"
Mbola tsy laitra nampanginina ihany aho tamin'izany, tsy ilay vola no tena tsaroako fa ilay fiafiako tsy nihinana goûter, ny fiafiako nandeha tongotra na dia nanana frais aza aho, ny fety rehetra no-raté-ko, ny sacrifice rehetra nataoko nandrapahatonga ahy teo amin'ny toerana millionnaire na dia mbola classe de seconde tany amin'ny lycée aza ...

Lehilahy aho fa nitomany
Lehilahy tsy maintsy nitraka
Lehilahy dia manaiky niverina départ à zéro indray

Inona no hifandraisan'ilay sary sy ilay tantara?
Tsy misy tompoko :)

Mahafinaritra ahy fotsiny ny mahita an'ity sarin'i Titie-san ity....

Tsaroako fa ohatran'izao foana no ataonay mpandraharaha tamin'ny vao nanomboka; ataonay izao rehefa matory ny olona rehetra ao an-trano sy rehefa tsy misy mivezivezy intsony... avoaka daholo ny vola rehetra dia atokana ny tombony kely mba azo kely teo androany.

Mampahery an'izay voatery hiverina départ à zéro rehetra...

Hey, mbola ho crampé io ratsa-tananao io rehefa hanisa vola
Hey, any aoriana any tsy maintsy hividy "compteuse de billet" ianao, fa e e e... hi-chauffe koa io fa tsy mahazaka e
Hey, any aoriana any hiantso anao ny banky hoe: be mouvement loatra ny compte-nao ry Andriamatoa, be loatra ny volanao, aiza ny pièce hanamarinana an'ity virement ity sy ity sy ity sy ity :D

Hey, aza kivy am-boalohany fa mbola tsara lavitra ny miandry anao ao aloha ao.

Hey, aza manaiky resy.
Tsara ity faran'ny taona ity

02/01/2023

https://www.facebook.com/2099652983629502/posts/3355412138053574/?flite=scwspnss

01/09/2022

La science comme source d'innovation

Copyright - Cosmological Astrophysics & our admin .

Today we introduce you about a self-educated man, who knew no mathematics. This english man rose from errand boy to become one of the world's greatest scientists. He made the discoveries upon which most of the twentieth-century technology is based. He is our "scientist of the day" today.

It's death anniversary of , one of the most influential scientists in history --

(Scientist of the Day - 25 August)

Faraday's main discoveries include the principles underlying , and . His inventions of electromagnetic devices formed the foundation of electric technology, and it was largely due to his efforts that electricity became practical for use in technology.

On Faraday's uses of , wrote that they show Faraday "to have been in reality a mathematician of a very high order – one from whom the mathematicians of the future may derive valuable and fertile methods."

kept a picture of Faraday on his study wall, alongside pictures of and James Clerk Maxwell.

stated, "When we consider the magnitude and extent of his discoveries and their influence on the progress of science and of industry, there is no honour too great to pay to the memory of Faraday, one of the greatest scientific discoverers of all time".

The SI unit of is named in his honour: the farad.

Now, you can read such articles on Instagram also. Follow here, https://www.instagram.com/cosmological_astrophysics

28/08/2022

Des écoles innovant

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

Antananarivo