02/07/2026
🇬🇧COURS D’ANGLAIS🇺🇸
FIDIRANA 2ème VAGUE 06 JUILLET 2026.
Noho ny fangatahan’ny maro dia misy ny 2ème vague. Voafetra anefa ny toerana na dia izany aza. Koa aza tara amin’ny fisoratana anarana.
Ny antony:
✍🏻Ny vokatra no tadiavina fa tsy hamaroan’isa.
✍🏻Mba ahafahana manaramaso sy manazatra tsara ireo mpianatra ny amin’ny Pratique.
Misokatra ao amin’ny:
GOD’S TITANS SCHOOL AUGAGNEUR Cours d’Anglais-Musique- Informatique.
1 Volana monja dia mahay ANGLAIS sy MUSIQUE ary INFORMATIQUE . 04 fois par semaine.
TADIDIO MANDRAKARIVA
🔎Mila manana paik’ady ianao amin’ny fianarana langue. Indro omena anao izany.
🔎 Tsy voatery ho lany vola be hianao vao afaka hahay zavatra. Ny antompisianay dia hanampy anao na ny zanakao.
🔎 Tsy maintsy mahay hianao aorian’ny fampianarana.
🏫Ao amin’ny Biraon’ny GOD’S TITANS SCHOOL TOAMASINA
✈️🇺🇸🇬🇧🇨🇦
Info: 034 85 671 31
11/06/2026