23/12/2021
Ry vehivavy aza dia manararaotra ny fitiavan'ny olona tia anao!
Amboariko ny ho aviko
23/12/2021
Ry vehivavy aza dia manararaotra ny fitiavan'ny olona tia anao!
23/12/2021
Tiko ny tanindrazako.Fa ianao ve mba tahaka ahy koa???Adao ary hiaraka isika hampanjaka ny maha Malagasy an-tsika ary hampivoatra an'i Madagasikara malalatsika.
23/12/2021
Ts rariny kosa angamba zao raha mbola eto Madagascar no misy anao! Ry malagasy aza dia manao toy rambon'omby loatra re, fa tsy izay ataon'ireo vahiny akory dia fanao avokoa... # Ampanjakao ny soatoavin-tsika Malagaqy! Masina i Madagascar.
23/12/2021
Fahita matetika eo @ mpianatra tokoa ny torimaso rehefa any an-dakilasy.Indrindra eo @ fotoana anazavan'ireo mpampianatra ny lesona. # Fa iza aminareo mpianatra anefa moa no maha sahy milaza fa ts mbola nisy @ nao mihitsy io seho????? # Aza mandaiga fa tsy nofo anga anao no mahasahy milaza fa mahazaka ts matory anatiny 5ora isan'andro mipetraka ao anaty efitrano fianarana! Indrindra moa,aorian'ny fanadinana...Satria manko vizana izy ts ampy torimaso nandritran'ny fanadinana. vé? # Noho izany tokony hiezaka ny hiady ao am-pianarana, ny mpianatra rehetra..."Fa inona moa no ts ho laitry ny zoto????"
Tena malaza be eto TOLIARA rehefa ankaiky fety ohatran'izao:ny fividianana ankanjo sy ny karazany... Fa vao vita ny fety amidy indray ny lamba izay avy novidina teo aloha izy ee #...Toa mahagaga anefa fa raha 20000ar no nividinany azy,dia 4000ar aoriany fety ai @ friperies!Hay namidiny 2000 ar tao @ mpivaro-damba ilay izy Fa krizy hono ny Fianana rehefa vita ny fety... # Eeeh aza de mba mirobaroba loatra,fa tsinjovy ny ho avy!