CPE KIDS School Avaratsena Tsiroanomandidy

CPE KIDS School Avaratsena Tsiroanomandidy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CPE KIDS School Avaratsena Tsiroanomandidy, School, Tsiroanomandidy.

⭐ Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ato amin'ny CPE KIDS SCHOOL Avaratsena Tsiroanomandidy ho an'ny taom-pianaran...
11/07/2025

⭐ Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ato amin'ny CPE KIDS SCHOOL Avaratsena Tsiroanomandidy ho an'ny taom-pianarana 🗓️ 2025-2026
📒 Ho an'ireo mpianatra hiditra kilasy:
PRESCOLAIRE: TPS, PS, GS
PRIMAIRE: 11ème, 10ème, 9ème, 8ème, 7ème
SECONDAIRE: 6ème, 5ème, 4ème, 3ème
Ireo tombon-tsoa ho azonao:
✴️ T-shirt 1️⃣ zaraina maimaim-poana
✴️ Fampianarana miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha
✴️ Hisy boky 3️⃣ ho zaraina mandritra ny taom-pianarana ho an'ny kilasy 3ème.
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina amin'ny pejy, na manatona ny birao ety amin'ny 🏫 Lycée Privé CPE Tsarahonenana ampitan'ny valamena lalana mankany amin'ny finance taloha, na miantso ny laharana 📞 034 05 634 79
"Mettez votre confiance dans notre expérience"

𝐑𝐄𝐒𝐔𝐋𝐓𝐀𝐓𝐒 𝐂𝐄𝐏𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟓🔸 Nombre de candidats = 19🔸 Admis = 18🔸 Taux de réussite = 95 %Nos félicitations à tous nos élèves qu...
11/07/2025

𝐑𝐄𝐒𝐔𝐋𝐓𝐀𝐓𝐒 𝐂𝐄𝐏𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟓

🔸 Nombre de candidats = 19
🔸 Admis = 18
🔸 Taux de réussite = 95 %

Nos félicitations à tous nos élèves qui ont brillamment réussi à l’examen du CEPE! Nous en profitons pour remercier sincèrement les encadreurs pour leur dévouement, ainsi que les parents d’élèves pour leur soutien constant et leur confiance.

Bravo CPE KIDS SCHOOL Avaratsena Tsiroanomandidy.

23/02/2025
♥️♥️♥️
23/02/2025

♥️♥️♥️

23/02/2025
09/02/2025

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CPE KIDS School Avaratsena Tsiroanomandidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category