Tanora Vonona Hampandroso

Tanora Vonona Hampandroso Tanora Vonona Hampianatra sy hanampy ny Tanora

Izahay eto amin’ny TVH dia mampianatra Teny Anglais.Ny mamaky ny miteny ary ny manoratra.Ho anareo rehetra izay Liana am...
20/05/2026

Izahay eto amin’ny TVH dia mampianatra Teny Anglais.

Ny mamaky ny miteny ary ny manoratra.

Ho anareo rehetra izay Liana amin’izany, dia mandefasa Hafatra eto amin’ny Pejy.

Fanontaniana Fototra.Mandefasa message ato amin’ny page izay mila fampianarana manokana .
12/04/2026

Fanontaniana Fototra.

Mandefasa message ato amin’ny page izay mila fampianarana manokana .

TO BE Present Simple
10/04/2026

TO BE Present Simple

Hey there! What’s new? 👋That’s right – today we’re looking at different ways to greet people. This can vary depending on...
10/02/2026

Hey there! What’s new? 👋

That’s right – today we’re looking at different ways to greet people. This can vary depending on the context or level of formality.

What’s your favourite greeting in English?

Salama e! 👋

Amin’ny teny anglisy, ny fiarahabana tiako indrindra dia hoe “Hey there!”

Sady tsy tena ofisialy, no mora sy sariaka, ka mety tsara rehefa miresaka amin’ny namana na olona efa akaiky.
Raha amin’ny toe-javatra ofisialy kosa dia tsara ny “Good morning” na “Good afternoon”, satria maneho fanajana.
Ary ianao? 😊

Inona no fiarahabana anglisy tianao indrindra, ary amin’ny toe-javatra manao ahoana no mampiasa azy?

Mandefasa message ato amin'ny page izay ampidirina groupe messenger Anglais Fevrier  TVH 2026 .Na manoratra hoe : " Angl...
09/02/2026

Mandefasa message ato amin'ny page izay ampidirina groupe messenger Anglais Fevrier TVH 2026 .
Na manoratra hoe : " Anglais " ao amin'ny commentaire.
Aza adino ny mizara sy miantso namana hiaraka hanao Practice English ❤️ ao anaty groupe.
Follow me❤️

Zaraina isanandro eto amin'ny pejy ny fampianarana Anglais Américain,Aza misalasala MANDEFASA MP ianareo mila fampianara...
27/01/2026

Zaraina isanandro eto amin'ny pejy ny fampianarana Anglais Américain,

Aza misalasala MANDEFASA MP ianareo mila fampianarana manokana.

Ed Ending Pronunciation,Mizara 3 mazava tsara ny fanononana ny Ed Ending,Araho atrany ny pejy ary mazotoa mizara ho an'i...
27/01/2026

Ed Ending Pronunciation,

Mizara 3 mazava tsara ny fanononana ny Ed Ending,

Araho atrany ny pejy ary mazotoa mizara ho an'ireo namanao.

Mangataka ❤️ iray avy aminao aho mizara lesona isanandro 🙏.Mandefa message na commetaire hoe Anglais izay hiditra mpikam...
27/01/2026

Mangataka ❤️ iray avy aminao aho mizara lesona isanandro 🙏.
Mandefa message na commetaire hoe Anglais izay hiditra mpikambana vaovao 😊.

Do you speak ENGLISH 🇺🇲🇺🇲 ?MANDEFASA MESSAGE ATO AMIN'NY PEJY TVH 😊😊
23/01/2026

Do you speak ENGLISH 🇺🇲🇺🇲 ?

MANDEFASA MESSAGE ATO AMIN'NY PEJY TVH 😊😊

Araho tsy tapaka ny pejy,Efa ho avy ny lesona zaraina isanandro.
23/01/2026

Araho tsy tapaka ny pejy,
Efa ho avy ny lesona zaraina isanandro.

Address

Tvh2127@gmail. Com
Tsiroanomandidy
119

Telephone

+261341557340

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Vonona Hampandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Tanora Vonona Hampandroso:

Shortcuts

Share