BBS Tsiroanomandidy

BBS Tsiroanomandidy Formation Professionnelle

💯💡Paipaika ho an'ny mpanala fanadinana 💡🌟Ry Zandry Malala , efa manakaiky ity ilay fotoana hiatrehana ny fanadinana 💡💪✨M...
16/07/2026

💯💡Paipaika ho an'ny mpanala fanadinana 💡🌟
Ry Zandry Malala , efa manakaiky ity ilay fotoana hiatrehana ny fanadinana 💡

💪✨Miezaha ho Tony hatrany Ary omeo izay tsara indrindra avy any aminao 🤩💡

BBS : un cours chemin vers le monde professionnel 🎓💯

Enjoy the videos and music you love, upload original content, and share it all with friends, family, and the world on YouTube.

✨💯Paipaika ho an'ny mpanala fanadinana💡💡🎓👉Matokia ny tenanao👉Miasà amim-pitoniana👉Ary omeo ny tsara indrindra vitanaoBan...
02/07/2026

✨💯Paipaika ho an'ny mpanala fanadinana💡💡🎓
👉Matokia ny tenanao
👉Miasà amim-pitoniana
👉Ary omeo ny tsara indrindra vitanao

Bank and Business School Madagascar
radio

Enjoy the videos and music that you love, upload original content and share it all with friends, family and the world on YouTube.

Paipaika ho an'ny mpanala Baccalauréat 🎓💡  Bank and Business School Madagascar
30/06/2026

Paipaika ho an'ny mpanala Baccalauréat 🎓💡


Bank and Business School Madagascar

Enjoy the videos and music you love, upload original content, and share it all with friends, family, and the world on YouTube.

Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana 2 ème vague ato amin'ny BBS Tsiroanomandidy ho anao izay maniry hanohy fia...
13/02/2026

Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana 2 ème vague ato amin'ny BBS Tsiroanomandidy ho anao izay maniry hanohy fianarana amin'ny ambaratonga ambony ,manana ny diplôme Baccalauréats. Indrindra ianareo tsy nahatratra ny vague voalohany.

👉Filière : BANQUE ET MICROFINANCE
👉 4 stages gratuits auprès des Banques et microfinance partenaire
👉 Cours présentiel demi-journée
👉 Polycopié gratuit
👉 Diplôme ara-dalàna sy ara-panjakana🎓
📢Fidirana : Début Mars 2026
Adresse : Tsarahonenana Akaikin'ny Collège privé la Lumière.
Tél : 034 14 667 04

26/01/2026

Efa misokatra ny fisoratana anarana 2 ème vague ato amin'ny BBS Tsiroanomandidy ho anao izay maniry hanohy fianarana amin'ny ambaratonga ambony ,
👉Filière : BANQUE ET MICROFINANCE
👉 4 stages gratuits auprès des Banques et microfinance partenaire
👉 Cours présentiel demi-journée
👉 Polycopié gratuit
👉 Diplôme ara-dalàna sy ara-panjakana🎓
📢Fidirana : Début Mars 2026
Adresse : Tsarahonenana Akaikin'ny Collège privé la Lumière.
Tél : 034 14 667 04

🎉🎓SORTIE DE PROMOTION 🎓🎉24 janvier 2026 : famoahana tamin'ny fomba ofisialy ny andiany faharoa  "PROMOTION FANDRESENA " ...
25/01/2026

🎉🎓SORTIE DE PROMOTION 🎓🎉
24 janvier 2026 : famoahana tamin'ny fomba ofisialy ny andiany faharoa "PROMOTION FANDRESENA " teto amin'ny Bank and Business School Tsiroanomandidy.

Arabaina ianareo promotion FANDRESENA nahavita soa ny lalam-piofanana "Banque et microfinance" nandritran'ny 2 taona ka nisitraka ny diplôme BTS ( Bac +2).
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo manampahefana sy tomponandraikitra maro nanome voninahitra ny Université BBS.

👉Ny Député voafidy teto BONGOLAVA,sady Ray Mpiahy ireo mpianatra Navoaka
👉Ny Talem-paritry ny fampianarana Tekinika sy fanofanana arak'asa
👉Ny Solontenan'ny gouverinora Bongolava
👉Ny Solontenan'ny Préfecture Bongolava
👉NY Solontenan'ny Chambre de Commerce et d'Industrie Bongolava
👉Ny BAOBAB Banque Tsiroanomandidy
👉Ny SMMEC Tsiroanomandidy
👉Ny PAOSITRA Tsiroanomandidy

Mbola manokatra ny Varavarana ny BBS eto Tsiroanomandidy ho anareo maniry ny hisehatra amin'ny Banque sy microfinance ary ny Business
🎓Un cours chemin vers le monde professionnel 🎓

📢📢🔊Urgent Urgent 🔊📢📢Ny BBS na Bank and Business School dia ivo-toeram- piofanana mampianatra sy manofana tanora manana B...
03/11/2025

📢📢🔊Urgent Urgent 🔊📢📢

Ny BBS na Bank and Business School dia ivo-toeram- piofanana mampianatra sy manofana tanora manana Baccalauréat hisehatra amin'ny Banque sy microfinance ary ny Business.
2 taona monja dia afaka miasa avy hatrany izay azahoana ny diplôme BTS ( Bac +2) satria stage 4 be izao no hiantohany sekoly ary maimaimpoana, afaka mbola maka licence koa anefa ( Bac +3) .
👉💥Mbola misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo manam- paniriana hiditra taona voalohany (L1) ary efa madiva ho feno ny toerana koa aza Tara aryy 💥👈
Fidirana : 10 novembre 2025

Adiresy: Tsarahonenana akaikin'ny collège privé la lumière

Tél : 0341466704

📅⏳Fotoana izao, Raiso an-tanana ny hoavinao⏳🎓
Tsiroanomandidy

📢Tombontsoa tsy manantsahala sitrahan'ny mpianatra ato amin'ny BBS ny fanaovana fizaran'asa ( stage) efatra maimaimpoana...
25/09/2025

📢Tombontsoa tsy manantsahala sitrahan'ny mpianatra ato amin'ny BBS ny fanaovana fizaran'asa ( stage) efatra maimaimpoana eny anivon'ny banque sy microfinace ary indrindra eo amin'ny sehatry ny fandraharahana🌼🎓.

📛⛔Efa madiva hifarana ny fisoratana anarana amin'ity taom-pianarana 2025-2026 ho an'ny andiany faha- efatra ,koa manentana antsika tanora manana Bacc maniry hanohy fianarana ato amin'ny BBS Tsiroanomandidy mba hanantona ny birao eto tsarahonenana akaikin'ny collège privée La Lumière .

📣Efa misy tranoheva ihany koa any FenoarivoBe eo amin'ny Commune sy Kiranomena eo amin'ny Commune taloha afaka hanatanterahana izay fisoratana anarana izay .

Vonjivonjeo ary fa voafetra ny toerana

📞 0341466704/ 0340400303

BBS un cours chemin vers le monde professionnel ❤🎓



🎓

🎓Tanora azo itokisana sy azo hametrahana andraikitra 🥇Akon'ny Fankalazana ny andro manerantany ho an'ny tanora 🎉📣💖
29/08/2025

🎓Tanora azo itokisana sy azo hametrahana andraikitra 🥇

Akon'ny Fankalazana ny andro manerantany ho an'ny tanora 🎉📣💖

📢📢🎉INSCRIPTION OUVERTE🎉📢📢❌❌Aza variana  fa Ndao nama hianatra aaa 🎓🎓🎓🎓raiso an-tanana ny hoavy❌❌Manana Bac ve ianao?? Ma...
25/08/2025

📢📢🎉INSCRIPTION OUVERTE🎉📢📢

❌❌Aza variana fa Ndao nama hianatra aaa 🎓🎓🎓🎓raiso an-tanana ny hoavy❌❌

Manana Bac ve ianao?? Maniry hiasa any amin'ny Banque sy microfinance ve ? Sa te hiasa amin'ny sehatry ny fikirakirana vola ??

👉🏻BBS no mety 🎓🎓

Efa Misokatra indray ny fisoratana anarana ato amin'ny Bank and Business School TSIROANOMANDIDY ho an'ny taom-pianarana 2025-2026 😍😍😍😍 koa aza tara ary fa voafetra tokoa ny toerana ⛔⛔

BBS : Filière banque et microfinance
Diplôme : DTS ( bac+2)
🔊DIPLOME ara-panjakana
🔊Ahafahanao miatrika asa avy hatrany
🔊Miampy fiantohana stages maimaimpoana
🔊Hahazo traikefa maro avy hatrany ianao izany aorian'ny fianarana!

Adiresy: TSARAHONENANA akaikin'ny collège privée La Lumière .

Ora fisokafan'ny birao: 8ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva , mivoha sabotsy maraina.

Tél : 0341466704/0340400303

Raiso an-tanana ny hoavinao💓🌾dieny mbola fotoanany 💡💡💡

🥇🥇BBS : première École de microfinance à Madagascar🥇🥇

Address

Tsiroanomandidy
119

Telephone

+261347089923

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BBS Tsiroanomandidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to BBS Tsiroanomandidy:

Shortcuts

Share