Fitiavana Armand

Fitiavana Armand Partage

10/03/2023
Mitohy ny asa fizarana sakafo hoan'ny  ankizy sahirana any amin'ny Fokontany; Isaorana hatrany ny  mpiara-miasa rehetra....
10/02/2023

Mitohy ny asa fizarana sakafo hoan'ny ankizy sahirana any amin'ny Fokontany; Isaorana hatrany ny mpiara-miasa rehetra..

05/02/2023
Mission Batisa Manakara, Misaotra ny Tompo fa vita πŸ™
20/11/2022

Mission Batisa Manakara, Misaotra ny Tompo fa vita πŸ™

Fanomezana sakafo hoan'ireo Zaza any @ quartier tena hita hoe faible isaorana ny mpiaramiasa rehetra tsy ankanavaka!
27/10/2022

Fanomezana sakafo hoan'ireo Zaza any @ quartier tena hita hoe faible isaorana ny mpiaramiasa rehetra tsy ankanavaka!

27/10/2022

Asa fizarana sakafo tany Ankilimalinike isaorana ny mpiara-miasa rehetra, ny vahiny ny manampahefana, ny pasteur ary ireo ekipa nanatanteraka

Salamo 62 :1b - 2 "Andriamanitra tokoa no Iatombenan'ny fanahiko; Avy aminy ny famonjena ahy . 2 Izy tokoa ny vantolampi...
25/10/2022

Salamo 62 :1b - 2 "Andriamanitra tokoa no Iatombenan'ny fanahiko; Avy aminy ny famonjena ahy . 2 Izy tokoa ny vantolampiko sy famonjena ahy dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra Aho "

√ Ao anaty ady, aza matahotra
√ Ao anaty fanamborana mivavaha
√ Ao anaty fanenjehana mifalia fa lalan'ny mpandresy izany
√ Ao anaty fitahiana tandremo ny mirehareha sy miavonavona
√ Ao anaty fiandrasana valim-bavaka mihira hira fiderana
√ Ao Anaty rivotra misafotofoto tandremo ny fahatezerana, Aleo mangina misaina ny falebiazan'Andriamanitra

Address

Toliary
601

Telephone

+261342396736

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitiavana Armand posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share