ISPPS -T cours BACC & BEPC

ISPPS -T cours BACC & BEPC Cours BACC et BEPC

"Ny fianarana no lova tsara indrindra"Izay mianatry avao ro mahayISPPS TOUJOURS MEILLEUR      ๐ŸซถCOURS BEPC BACC ๐Ÿ˜
01/12/2024

"Ny fianarana no lova tsara indrindra"
Izay mianatry avao ro mahay
ISPPS TOUJOURS MEILLEUR
๐ŸซถCOURS BEPC BACC ๐Ÿ˜

Ny fidirana manaraka dia ny alatsinay 25 novembre ho avy izao ! ๐Ÿฅฐ
22/11/2024

Ny fidirana manaraka dia ny alatsinay 25 novembre ho avy izao ! ๐Ÿฅฐ

25/09/2024
L'inscription est dรฉjร  ouverte au bureau de l'ispps ๐Ÿ€
17/09/2024

L'inscription est dรฉjร  ouverte au bureau de l'ispps ๐Ÿ€

Miarahaba indrayZay 20 tonga voalohany de mahazo fihenam-bidy๐Ÿ€
02/09/2024

Miarahaba indray
Zay 20 tonga voalohany de mahazo fihenam-bidy๐Ÿ€

30/08/2024

๐Œ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐›๐š ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‚๐Ž๐”๐‘๐’ ๐ˆ๐’๐๐๐’ ๐๐„๐๐‚ ๐ž๐ญ ๐๐€๐‚๐‚.
๐„๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐š @ ๐๐„๐๐‚ ๐ฌ๐ฒ ๐๐€๐‚๐‚.
๐‹๐ข๐ž๐ฎ:๐ข๐ฌ๐ฉ๐ฉ๐ฌ ๐›๐ž๐ฌ๐š๐ค๐จ๐š ๐ž๐ง ๐Ÿ๐š๐œ๐ž ๐ซ๐š๐๐ข๐จ ๐ฌ๐š๐ฒ ๐ญ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š.
๐…๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ซ๐š ๐ฆ๐ฉ
๐๐:๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ญ๐ž๐ž-๐ฌ๐ก๐ข๐ซ๐ญ ๐ ๐ซ๐š๐ญ๐ฎ๐ข๐ญ ! ๐Ÿ€๐Ÿ˜

30/06/2024

Bonne chance ho an'ny mpiadina rehetra !

Ny 26 jona 2024 lasa teo, ispps mandroso hatranyMiarahaba antsika rehetra efa akaiky zao ny fotoana fanadinana ka mirary...
28/06/2024

Ny 26 jona 2024 lasa teo, ispps mandroso hatrany
Miarahaba antsika rehetra efa akaiky zao ny fotoana fanadinana ka mirary fahombiazana ho an'ny mpanala fanadinana rehetra ny ISPPS TANA-Toliara.๐Ÿฅฐ

28/06/2024

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Nathalie Andriamanaja, Nathalie Andriamanaja

Mianara dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka itsonyRendez vous ispps besakoa en face radio say taloha ho an'iz...
15/04/2024

Mianara dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka itsony
Rendez vous ispps besakoa en face radio say taloha ho an'izay liana @ cours bacc sy Bepc
Mirary dia mirary ny saram-pianarana๐Ÿ˜
Contact :034 94 532 91 ๐Ÿ‘Œ

Salama tompoko, ny cours BEPC BACC dia manao fihenam-bidy goavana @ zao volana febroary izao, mihena hatrany amin'ny 60%...
29/01/2024

Salama tompoko, ny cours BEPC BACC dia manao fihenam-bidy goavana @ zao volana febroary izao, mihena hatrany amin'ny 60%ny saram-pianarana hidirana amin'nizany ka vonjevonjeo ny toerana sao tara๐Ÿฅฐ
Toerana :ispps besakoa en face radio say taloha
Contact:034 94 532 91

Address

Besakoa
Toliary
601

Telephone

+261341420776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISPPS -T cours BACC & BEPC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to ISPPS -T cours BACC & BEPC:

Shortcuts

Share