24/08/2025
Ho antsika eto Toliara sy ny manodidina, mitohy hatrany ny fiofanana momba ny Informatique sy Internet karakarain'ny CTC MADAGASIKARA. Ho anareo vao afaka Bacc teo, mitongava mianatra informatique ao amin'ny CTC MADAGASIKARA fa tsy azo ialana ny Informatique rehefa hianatra eny amin'ny Université amin'ny alalan'ny fikarohana ireo lesona sy ny nanamboarana BOKY.
Misokatra hatrany ny fisoratana anarana sy fandraisana mpiofana vaovao.
💻 Toerana : Ankilifaly ampitan'ny ORION COMPUTERS misy plaque CTC MADAGASIKARA
📞 0340323933 - 0327700056