Italiano con Sig Esline

Italiano con Sig Esline Contact : 0389314529/ +261330330351
Cours : accéléré
Cours: normal
Cours en ligne
cours à domicile
toerana: Tamatave

Ny cours du soir dia natokana hoan'olona Izay tsy Dia manam-potoana Hoan'olona miasaAry Mbola mandray cours du joursAfak...
31/03/2026

Ny cours du soir dia natokana hoan'olona Izay tsy Dia manam-potoana
Hoan'olona miasa
Ary Mbola mandray cours du jours
Afaka miantso na miditra message privé na koa manatona Raha te hafantatra be

Andao hianatra teny italien Cours particuliersCours accéléréCours à domicileTelefono: 0389314529
26/03/2026

Andao hianatra teny italien
Cours particuliers
Cours accéléré
Cours à domicile
Telefono: 0389314529

26/03/2026

Ciao ciao

La foto con I miei  piccoli studenti
23/03/2026

La foto con I miei piccoli studenti

Cours d'italienNa débutant aza Après 3 mois Anao miteny italienPréparation à l'examen CILS
19/03/2026

Cours d'italien
Na débutant aza
Après 3 mois Anao miteny italien
Préparation à l'examen CILS

🎓🇮🇹 BOURSES D'ÉTUDES EN ITALIE 🇮🇹🎓 Misy karazany roa lehibe ny bourses ho an’ny mpianatra any Italia: MAECI sy DSU  1️⃣ ...
16/03/2026

🎓🇮🇹 BOURSES D'ÉTUDES EN ITALIE 🇮🇹🎓

Misy karazany roa lehibe ny bourses ho an’ny mpianatra any Italia: MAECI sy DSU

1️⃣ Bourse Gouvernementale (MAECI)
Omen’ny fanjakana italiana ho an’ny mpianatra vahiny na italiana mipetraka ivelany 🇮🇹
Tafiditra ao anatin’izany i Madagascar 🇲🇬

📚 Programmes misy:
Voalohany Mila mahay miteny italien
Niveau recommandé : /B2

Master / Doctorat / Projet de recherche
Langue et culture italienne
Formation artistique et musicale (AFAM – ny licence ihany no misy)
Zava-dehibe:
Mitovy ny vola raisin’ny rehetra
Fantatra mialoha raha tafiditra
Tsy mila garant financier ho an’ny visa
Misy limite d’âge
Fanazavana tsotsotra⁠
2️⃣ Bourse Régionale (DSU / ADISU)
Omena avy amin’ny région misy ny université
Samy manana ny “ente responsabile” ny région tsirairay
Ohatra: ADiSU Umbria, ERSU Sicilia, Lazio DiSCo
Daty fangatahana:
Miankina amin’ny région, matetika: Juin – Juillet
Pré-inscription sy taratasy efa vonona alohan’ny fangatahana
Avantages:
💰 Bourse mensuelle (miankina amin’ny revenu an’ny ray aman-dreny)
🏠 Logement universitaire
Cantine (mensa)
Zava-dehibe:
Tsy mitovy ny vola raisina (miankina amin’ny revenu)
Résultats provisoires: Septembre / Octobre
Mila garant financier sy hébergement ho an’ny visa
Tsy misy limite d’âge
Mety fôna na tsisy certificat
Fanazavana dingana DSU⁠:
Itovizan’izy roa:
Mila mahatratra crédits universitaires (CFU) isan-taona
Raha tsy mahatratra dia tsy mahazo bourse intsony amin’ny taona manaraka

Koa Raha te hisitraka izany ianao Nefa tsy mahay miteny Italien
Tongava Ary mianatra italien
Toamasina Andranomadio
0389314529

🇮🇹 Te hahay teny Italien ve ianao ?Raha te hianatra italiana mora sy haingana ianao, dia izao no fotoana mety indrindra✅...
14/03/2026

🇮🇹 Te hahay teny Italien ve ianao ?
Raha te hianatra italiana mora sy haingana ianao, dia izao no fotoana mety indrindra
✅ Cours d’italien pour tous niveaux : A1 – A2 – B1 – B2
✅ Lecture – Conversation – Grammaire – Expression orale
✅ Toamasina – Andranomadio
Certificat CELI
CILS

Maniry hianatra any Italie ve ianao ?
Afaka misitraka bourse d’étude any Italie ny mpianatra mahay italiana tsara
Ny bourse d’étude any Italie dia manampy amin’ny saram-pianarana, trano, ary vola fiainana
Raha mahay italiana ianao, dia misokatra bebe kokoa ny varavarana hahazoana asa sy fanohizana fianarana any Italia

Inscrivez-vous dès maintenant !
Contact : 0389314529

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Italiano con Sig Esline posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share