MAEC Coaching Center

MAEC Coaching Center LEARN ENGLISH WITH MAECπŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§
βœ… Speak Fluently & Confidently
βœ… Improve Grammar skills
βœ… Grow your vocabulary

πŸ“ž0345507630
πŸ“© WhatsApp :+261345507630

Hello guys 🀝 πŸ₯°πŸ™ Misaotra indrindra anareo rehetra manaraka sy manohana ity pejy ity! β€οΈπŸ‡²πŸ‡¬Tena faly izahay mahita anareo ...
26/08/2026

Hello guys 🀝 πŸ₯°
πŸ™ Misaotra indrindra anareo rehetra manaraka sy manohana ity pejy ity! β€οΈπŸ‡²πŸ‡¬

Tena faly izahay mahita anareo mazoto mianatra sy manaraka ireo fampianarana zarainay eto. πŸ’ͺπŸ“š
Ary aza misalasala mihitsy ianareo manome feedback na manao avis momba ny pejy sy ny fampianarana, satria tena manampy anay hanatsara hatrany izany. ❀️

πŸ“š Mbola maro be ny zavatra tsara hianarana eto!

πŸŽ₯ Isan’andro amin’ny 10 ora maraina, misy video fampianarana vaovao zarainay eto amin’ny pejy. β°πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ
Koa aza adino ny manaraka hatrany, satria video tsirairay dia misy lesona sy zavatra vaovao hianarana. πŸ“–βœ¨

🀝 Ary ny fangatahanay kely aminareo: MBA ATAOVY PARTAGE MAXIMUM ireo fampianarana sy video eto amin'ny pejy, mba hahafahan'ny namantsika sy ireo olona tia hianatra English πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ mahita sy mandray soa ihany koa.

❀️ Aza mianatra irery ,andao hiaraka hianatra, hifanampy ary hifampizara!

⏰ 10:00 AM = ENGLISH LEARNING TIME! πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ“š
πŸ”” Araho hatrany ny MAEC Coaching Center ary aza adino ny manasa namana tia hianatra English!

πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ MAEC Coaching Center
β€œSpeak Fluently. Be Confident. Sound American.” πŸ‡²πŸ‡¬

26/08/2026

πŸ”” This is for DAY 4! πŸ‡ΊπŸ‡Έ
❀️ Like if you learned something today!

MAEC Coaching Center πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡²πŸ‡¬
"Speak Fluently, Be Confident, Sound American."

25/08/2026

Mafy ianao raha mahay an’ity amin’ny Englishβ€¦πŸ˜€

πŸ‡²πŸ‡¬ β€œManao firaisana ara-nofo” πŸ‡ΊπŸ‡Έ ?
πŸ’¬ Com's-nao ny valiny πŸ‘‡

VOCABS OF THE DAY πŸ“šπŸ‡ΊπŸ‡Έ Jersey πŸ‡²πŸ‡« Maillot Mianara voambolana vaovao isan’andro mba hanatsarana ny English-nao. Ny fianaran...
25/08/2026

VOCABS OF THE DAY πŸ“š
πŸ‡ΊπŸ‡Έ Jersey
πŸ‡²πŸ‡« Maillot

Mianara voambolana vaovao isan’andro mba hanatsarana ny English-nao. Ny fianarana voambolana kely isan’andro dia manampy anao hiteny anglisy mora sy matoky tena kokoa.
πŸ‘‰ Aza adino:
βœ”οΈ Like
βœ”οΈ Comment
βœ”οΈ Share

25/08/2026

🎯 Speaking English Naturally in 30 Seconds
DAY 3 πŸ‡ΊπŸ‡Έ

❀️ Like if you learned something today!
πŸ”” FOLLOW for DAY 4!

MAEC Coaching Center πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡²πŸ‡¬
"Speak Fluently, Be confident, Sound American"

25/08/2026

Avec MAEC Coaching Center – Je figure pour la premiΓ¨re fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

24/08/2026

Mafy ianao raha mahay an’ity amin’ny Englishβ€¦πŸ˜€

πŸ‡²πŸ‡¬ β€œMamolava” πŸ‡ΊπŸ‡Έ ?
πŸ’¬ Com's-nao ny valiny πŸ‘‡

πŸ“š π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§ | π—œπ—‘π—’π—‘π—” 𝗠𝗔π—₯π—œπ—‘π—” 𝗑𝗒 π——π—œπ—žπ—”π—‘'π—œπ—­π—¬? πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§Maro ny olona mianatra English no diso fahazoana ny hoe FLUENT. πŸ€”Misy mieritre...
24/08/2026

πŸ“š π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§ | π—œπ—‘π—’π—‘π—” 𝗠𝗔π—₯π—œπ—‘π—” 𝗑𝗒 π——π—œπ—žπ—”π—‘'π—œπ—­π—¬? πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§
Maro ny olona mianatra English no diso fahazoana ny hoe FLUENT. πŸ€”
Misy mieritreritra hoe:
❌ Fluent = tsy manao erreur mihitsy.
❌ Fluent = mahay Grammar 100%.
❌ Fluent = manana accent américain parfait.
❌ Fluent = miteny mitovy amin'ny Native Speaker.
πŸ‘‰ TSY IZANY! πŸ”₯
Andao hohazavaintsika amin'ny fomba mora sy mazava.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ 1. π—œπ—‘π—’π—‘π—” 𝗑𝗒 π—›π—’π—˜ π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§?
βœ… Fluent = afaka mampiasa English mora, mitohy ary voajanahary, ka afaka mampita tsara ny hevitrao ary tsy miato lava foana hitady teny.
πŸ“Œ Ny tanjona dia communication, fa tsy perfection.
πŸ“ Ohatra:
πŸ‡ΊπŸ‡Έ β€œI went to the market yesterday. I bought some food, met a friend, and then I went home.”
➑️ Afaka mitantara ny zavatra nataony izy, mitohy ny resaka, ary mazava ny heviny.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ 2. π—œπ—Ÿπ—”π—¬ π—˜π—₯π—₯π—˜π—¨π—₯ 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗒𝗑'𝗑𝗬 π—’π—Ÿπ—’π—‘π—”
Misy olona miteny:
❌ β€œTsy fluent aho satria mbola manao grammar mistakes.”
πŸ‘‰ Diso izany!
Afaka manao erreur ianao nefa mbola afaka miteny fluently.
πŸ“ Ohatra:
❌ β€œYesterday I go to the market and I buy some food.”
Ny correct version:
βœ… β€œYesterday I went to the market and I bought some food.”
Misy grammar mistakes ilay voalohany.
Fa raha afaka mitohy tsara ny conversation, afaka mamaly fanontaniana, ary afaka mampita ny heviny ilay olona, dia tsy midika avy hatrany izany hoe tsy fluent izy.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ 3. π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§ vs 𝗑𝗒𝗑-π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§
❌ Tsy mbola fluent:
β€œYesterday… hmm… I… market… uh… how do I say it… I go… no… I went…”
πŸ‘‰ Miato lava, mitady teny foana, ary sarotra ny mampifandray hevitra.
βœ… More fluent:
β€œYesterday, I went to the market because I needed to buy some food. It was really crowded, but I found everything I needed.”
πŸ‘‰ Mitohy ny resaka ary mazava ny hevitra.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ 4. π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§ β‰  π—£π—˜π—₯π—™π—˜π—–π—§
πŸ”₯ Ity no zavatra tokony hotadidina:

Tsy mila:
❌ Vocabulary 100%
❌ Grammar 100%
❌ Pronunciation 100%
❌ Accent 100%
Fa mila:
βœ… Speak clearly
βœ… Express your ideas
βœ… Keep the conversation going
βœ… Respond spontaneously
βœ… Don't be afraid of mistakes
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡Έ 5. π—™π—Ÿπ—¨π—˜π—‘π—§ β‰  π—‘π—”π—§π—œπ—©π—˜
Zava-dehibe be! 🚨
πŸ‡²πŸ‡¬ Afaka fluent in English ny Malagasy iray nefa tsy Native Speaker.
πŸ‘‰ Native = fiteny naturel aminy.
πŸ‘‰ Fluent = mahay mampiasa ilay fiteny amin'ny fomba mora sy tsotra.
Noho izany:
You can be fluent without being a native speaker. πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ”₯
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🧠 TSAROVY:
FLUENT = FLOW, NOT PERFECTION. 🌊
Tsy hoe tsy manao erreur mihitsy.
Fa hoe:
πŸ—£οΈ Miteny
➑️ πŸ’¬ Mampita hevitra
➑️ πŸ”„ Mitohy ny conversation
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
✍️ ANJARANAO IZAO!
Araka ny fahazoanao azy:
πŸ‘‰ Azo atao ve ny hoe tenanao fluent nefa mbola manao grammar mistakes? πŸ€”

Soraty ao amin'ny commentaire:
YES βœ… na NO ❌

πŸ“– Mianara isan'andro. Mitenena am-pahatokiana. Mahazoa vokatra!

πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§ MAEC Coaching Center
Speak Fluently β€’ Be Confident β€’ Sound American πŸ‡ΊπŸ‡Έβœ¨

24/08/2026

πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ“’ TENY ANGLAIS FAMPIASAN'NY TOMPO-TENY ISAN'ANDRO πŸ‡ΊπŸ‡Έ

Tsy teny ao anaty boky fotsiny, fa ireo teny sy expressions tena ampiasain'ny mpiteny Anglisy rehefa mifampiresaka isan'andro. πŸ—£οΈβœ¨

πŸ“š MAEC Coaching Center
πŸ‡ΊπŸ‡Έ Speak Fluently β€’ Be Confident β€’ Sound American

23/08/2026

Mafy ianao raha mahay an’ity amin’ny Englishβ€¦πŸ˜€

πŸ‡²πŸ‡¬ β€œMitelina/Manelina” πŸ‡ΊπŸ‡Έ ?
πŸ’¬ Com's-nao ny valiny πŸ‘‡

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAEC Coaching Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category