15/08/2015
Tontosa soa aman-tsara ny fivoriana niaraka tamin'ny mpianatra sy ireo ray aman-dreny anio tolak'andro tao amin'ny CRJS.Amin'ny Asabotsy 22 aogositra hoavy izao amin'ny 3 ora tolak'andro indray ny fianarana manaraka. Taomy ny namana rehetra ianatra