29/06/2020
FILAZANA,
antsoina isika Ray aman-Drenin'ny mpianatra na solontena ato amin'ny Lycée Privé Stella Maris, mba ho tonga aty an-tsekoly ny Talata 30/06/2020 izao haka devoirs ny zanantsika.
Toy izao manaraka izao ny Fandaharam-potoana mahakasika izany fizarana izany:
6ème : 8h30-09h
5ème: 09h-09h30
4ème : 09h30-10h
3ème : 10h-10h30
Second: 10h30-11h
PL –PS: 11h-11h30
TA-TC-Td: 11h30-12h
1ère-2ème-3ème Année FTG : 12h-12h30
Marihina fa indray miantoana ihany io fizarana io koa samia isika ho tonga haka ireo « Devoirs”n’ny zanakantsika amin’io andro sy fotoana voatondro io
Samia manaja ireo fepetra fiarovana ( Manao aro vava, manaja ny elanelana iray metatra …)
Samia mitondra ny penina hanaovana Sonia
MISAOTRA TOMPOKO!!!!!