IFTM Niarovana Caroline, Region Atsinanana

IFTM Niarovana Caroline, Region Atsinanana Cette page a pour but de promouvoir le Centre de Formation I.F.T.M (Ivontoerana Fampiovanana Tantsaha Modely)

15/08/2026

🐟💧 REPRODUCTION DE LA CARPE AU SITE PISCICOLE DE L’IFTM 🌿🐠

🧺 Préparation du kakaban
🐟🐟 Mise en place du couple de géniteurs pour favoriser la ponte et la fécondation naturelle des œufs 🥚💧

🌱 Une étape importante pour assurer la production de futurs alevins de qualité. 🐠✨

🌾💦

27/07/2026
Mitohy hatrany ny FIOFANANA : AGRIPRENEUR 🌿                 "Module 02"COMMERCIALISATION & MARKETING , IMMERSION ET VENT...
22/07/2026

Mitohy hatrany ny FIOFANANA : AGRIPRENEUR 🌿
"Module 02"
COMMERCIALISATION & MARKETING , IMMERSION ET VENTE

👉 Fiofanana izay hanampy anao hahafehy ny fomba fivarotana mahomby

📍 Toerana : Toamasina, en face FDC Mangarivotra
📞 Laharana : 034 93 818 46 / 034 68 119 98
👉 Hisy support de formation zaraina maimaimpoana .
🎯 Fampianarana tsotra, mazava ary mora raisina.
⚠️ Voafetra ny toerana, vonjeo mialoha ny anaranareo !

🌾 FIOFANANA OUVRIER AGRICOLE SPÉCIALISÉ – IFTM 🌾Maniry hahafehy ireo teknika fambolena, fiompiana ary fanodinana vokatra...
20/07/2026

🌾 FIOFANANA OUVRIER AGRICOLE SPÉCIALISÉ – IFTM 🌾
Maniry hahafehy ireo teknika fambolena, fiompiana ary fanodinana vokatra ve ianao, nefa mbola tsy mahalala hoe aiza no toerana mety hiofanana ?
✨ Natokana ho anao ity fiofanana ity ! ✨
Ny IFTM dia manolotra fiofanana « Ouvrier Agricole Spécialisé », izay ahafehezanao ireo :
✔️ Teknikam-pambolena nohatsaraina sy mahomby
✔️ Teknika fiompiana (akohoamam-borona , kisoa, trondro, tantely sns…)
✔️ Fanodinana sy fitahirizana vokatra
✔️ Fampiharana mivantana eny amin’ny toeram-piofanana
🎓 Faharetan’ny fiofanana : 3 volana
📍 Toerana : Niarovana Caroline, District Vatomandry
📜 Ahazahoana : Certificat ara-panjakana
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
📱 034 93 818 46
📱 034 68 119 98
📩 Na mandefa hafatra miafina (MP) amin’ity pejy Facebook ity
⏳ Aza tara ! Voafetra ny toerana

FIOFANANA : AGRIPRENEUR 🌿                 "Module 01"Izahay ato amin’ny IFTM dia manolotra fiofanana momba ny Agripreneu...
08/07/2026

FIOFANANA : AGRIPRENEUR 🌿
"Module 01"
Izahay ato amin’ny IFTM dia manolotra fiofanana momba ny Agripreneur hanampy anao :
💡 • Hanova ny hevitra ho lasa tetik’asa azo tanterahina
🚜 • Hanomboka tetik’asa ara-pambolena sy fiompiana
💰 • Hanatsara sy hampitombo ny vokatra sy ny tombom-barotra
💼 • Hahazo traikefa amin’ny fandraharahana
📍 Toerana : Toamasina, en face FDC Mangarivotra
📅 Daty : Sabotsy 11 Juillet 2026
🕒 Ora : 8h–11h30 le matin / 14h–16h30 après-midi
📞 Laharana : 034 93 818 46 / 034 68 119 98

👉 Hisy support de formation zaraina maimaimpoana .
🎯 Fampianarana tsotra, mazava ary mora raisina.
⚠️ Voafetra ny toerana, vonjeo mialoha ny anaranareo !

🚨 EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA! 🚨🌱 FIOFANANA AGRIPRENEUR 🚀🤔 Manana faniriana hanova ny fambolena sy fiompiana ho ...
29/06/2026

🚨 EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA! 🚨
🌱 FIOFANANA AGRIPRENEUR 🚀
🤔 Manana faniriana hanova ny fambolena sy fiompiana ho asa mahavelona sy maharitra ve ianao?
❓ Manana tetik’asa na mbola mikasa hanomboka nefa tsy mahafantatra ny dingana tokony arahina?
📈 Sa efa eo am-pamokarana fa maniry hanatsara ny vokatra, ny fidiram-bola ary ny fitantanana?
🎯 Natokana ho anao ity fiofanana ity!
🤝 Izahay ato amin’ny IFTM dia manolotra fiofanana « Agripreneur » hanampy anao:
💡 • Hanova ny hevitra ho lasa tetik’asa azo tanterahina
🚜 • Hanomboka tetik’asa ara-pambolena sy fiompiana
💰 • Hanatsara sy hampitombo ny vokatra sy ny tombom-barotra
💼 • Hahazo traikefa amin’ny fandraharahana
📍 Toerana: Toamasina, ampitan'ny FDC Mangarivotra
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
📱 • 034 93 818 46 / 034 68 119 98
📩 • Na koa mandefa hafatra miafina (MP) amin’ity pejy Facebook ity
ℹ️ Ny andinindininy amin'ny fandaharampampianarana sy ny daty rehetra dia efa hitanao eo amin'ny sary ambany eto. 👇
⚠️ Aza tara, voafetra ny toerana! ⏳

Foire FAMPILA ( Fihaonambe Antsena MPIompy LAoka)  – 2ème édition 🎉Tongava mitsidika ny stand ny  IFTM 🏫✨ Eto amin'ny Ki...
19/06/2026

Foire FAMPILA ( Fihaonambe Antsena MPIompy LAoka) – 2ème édition 🎉
Tongava mitsidika ny stand ny IFTM 🏫✨
Eto amin'ny Kianja manarapenitra Mahanoro
Ahitanareo ireo karazana fiofanana sy ireo vokatra isan'karazany misy ato aminay 📚👨🏽‍🏫 🌿🐝.

Tongava maro ary ento ny fianakaviana hiara-hahita sy hianatra zava-baovao! 🎯

🎓Tontosa soamantsara ny fiofanana "Ouvrier Agricole Spécialisé"🎓. Mankasitraka sy misaotra anareo mpiofana rehetra noho ...
09/06/2026

🎓Tontosa soamantsara ny fiofanana "Ouvrier Agricole Spécialisé"🎓.

Mankasitraka sy misaotra anareo mpiofana rehetra noho ny fahavononana, ny faharetana ary ny ezaka nataonareo nandritra ity fiofanana ity. 👏✨

Mirary anareo hahavita be amin'ny asa sy ny tetikasa rehetra hatrehinareo amin'ny ho avy. Enga anie ny fahalalana sy ny traikefa azo nandritra izao fiofanana izao hanampy anareo hanatratra ny tanjonareo. 🌱💪

Mankasitraka indrindra ary mirary fahombiazana hatrany ho anareo rehetra! 🎉🌟

🌿 Visite d’échange avec  l’APDRA 🐟🌱Dans le cadre de leur formation, les apprenants de l’IFTM ont réalisé une visite d’éc...
16/05/2026

🌿 Visite d’échange avec l’APDRA 🐟🌱
Dans le cadre de leur formation, les apprenants de l’IFTM ont réalisé une visite d’échange sur un site de APDRA Vendredi le 15 Mai 2026, afin de renforcer leurs compétences pratiques et découvrir des modèles agricoles innovants.
Au programme : immersion dans la pisciculture , découverte de systèmes agroforestiers et pratiques agroécologiques 🌳. Cette expérience de terrain a permis aux apprenants de mieux comprendre les interactions entre les différentes activités agricoles et leur impact sur la durabilité des exploitations.
💡 Une sortie pédagogique riche en apprentissages, favorisant le partage d’expériences, l’observation concrète des pratiques adaptées aux réalités locales.
👏 Merci aux équipes de l’APDRA pour leur accueil chaleureux et la qualité des échanges !

Address

Immeuble CICOR Angle Boulevard Joffre/boulevard De La Liberation
Toamasina
501

Telephone

+261349381846

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IFTM Niarovana Caroline, Region Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category