Mizara Ny Mahasoa

Mizara Ny Mahasoa 034 66 370 05

Salama daoly .Tapitra ny lalao antsika amin'ilay formation trading gratuit.Mafinaritra fa maro ny nandray anjarana.Lot 1...
25/11/2023

Salama daoly .

Tapitra ny lalao antsika amin'ilay formation trading gratuit.

Mafinaritra fa maro ny nandray anjarana.

Lot 1 : Formation gratuite
Lot 2 : Réduction 50%

📌Mbola malalaka ny place ho an'izay maniry anao formation trading eto Tamatave

🏘️Lieu : DRJS Atsinana akaikin'ny la Mairie sy score

💲Frais de formation : 200.000 Ariary

☎️ 034 66 370 05 - 032 72 474 43

📌Mbola tsy tara ianao raha izao vao anomboka.Anisan'ny asa en ligne miroborobo maneran-tany ny     ary azo hatokisana ts...
21/11/2023

📌Mbola tsy tara ianao raha izao vao anomboka.

Anisan'ny asa en ligne miroborobo maneran-tany ny ary azo hatokisana tsara.

Mitaky zavatra maromaro ny fanaovana ohatra amin'izany ny fifehezan-tena, ny fananana faharetana, ...

Expérience nandritra ny taona maro no ho zaraina ho anareo eto ny 27-28-29 Novembre ho avy izao.

Aza tara fa "ny valala tsy indroa mandry ambavahady."

Mbola tsy tara ianao raha anaraka ny lalao mba ahazoana formation gratuite. Ao am publication aloha ao no misy ilay lalao.

1er vainqueur : Formation gratuite
2e place : réduction 50%

Lieu de formation : DRJS Atsinana akaikin'ny la Mairie

Frais de formation : 200.000Ariary

Place limité

☎️ 034 66 370 05 - 032 72 474 43

💥Formation travail en ligne💥✅Travail en ligne azo hivelomana tsara refa zatra ianao.✅Zavatra ilaina :  Connexion sy Ordi...
01/11/2023

💥Formation travail en ligne💥

✅Travail en ligne azo hivelomana tsara refa zatra ianao.
✅Zavatra ilaina : Connexion sy Ordinateur na téléphone.
✅Efa misy asa miandry ao amin'ilay plateforme fa mila manao test fotsiny ianao. Tsy mila mitady clients

🔑Vita test ianao tonga de afaka miasa avy hatrany. ary atoro anao ny technique mba ahafahana test. Manao pratique mihitsy isika.

💾 Omena preuve de retrait an'ireo mpianatra teo aloha ianao refa tonga manao formation.

📆3 jours ny formation.
🕑Lundi - Mardi - Mercredi : 8h à 15h.

❗Misy suivi refa vita ny formation.

❎Pas d'investissement
❎Tsy mila referral
✅Ny asa vitanao no vola azonao.

✅Ho an'ny any am faritra kosa dia efa DISPO ny vidéos am sarany 20.000 Ariary ary mitovy am manatrika mivantana ihany ny formation azonao anaty video. Miampy SUIVI

🎁 Ampianarina ao ihany koa ny optimisation profil LinkedIn mba ahamora ny fitadiavana clients mifanaraka amin'ny compétences anao.

💲Frais de formation en salle + vidéos : 50.000 Ariary.
💲Prix Vidéos +SUIVI : 20.000 Ariary.

👀Place très limitée.

Lieu : Espace Mbatosoa Talatamaty
Repère : Super U Talatamaty apitan'ny Galana.

🏃Contact : Mp ou 034 66 370 05 - 032 72 474 43

TONGA ILAY NANDRASANA🚦Formation en TRADING eto TAMATAVE📆 Date : 27 - 28 - 29 Novembre 2023 🕑 Horaire : 9h - 16h✅ Base Fo...
27/10/2023

TONGA ILAY NANDRASANA

🚦Formation en TRADING eto TAMATAVE

📆 Date : 27 - 28 - 29 Novembre 2023

🕑 Horaire : 9h - 16h

✅ Base Forex et synthétique
✅ Analyse fondamentale et technique
✅ Stratégie SMC et HDP
✅ Signals
✅ 30$ bonus de bienvenue
✅ Pratique
✅ Azo atao amin'ny téléphone

🌍Lieu : DRJS Atsinana . Akaikin'ny la Mairie

💲Frais de formation : 200 000 Ariary
📌Réservation : 10% (📎Place limitée)

‼️ Inscription ouverte

📌Commnteo hoe " Ndao anao formation Trading ao am DRJS Atsinana" mentionneo ny amis ary izay commentaire iray be réaction indrindra hatramin'ny Asabotsy 25 Novembre dia mahazo misitraka formation gratuite.

☎034 66 370 05 | 034 81 071 88 | 032 72 474 43.

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara Ny Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category