Aseace Fik Formation

Aseace Fik Formation Formation et partage professionnel

08/09/2025

Eto Toamasina!
Formation Gratuite! Formation Manatona Atrano! Ka misafidy zay andro sy ora tianao ianarana azy! 100 % Pratique
๐Ÿ‘‰ Misafidy na hanao Formation Savony na hanao anlay Formation Cosmetique ianao? Afaka manao izy roa koa!
๐Ÿ‘‰ Tsy misy Droit de formation fa Juste Vidiny io vidiny ingredients ampesaina ihany no entinao @ andro atongavanao!
- 15 000 Ar raha manatona atrano aty akaiky supermaki morafeno
- 20 000 Ar raha manatona atrano ipetrahanao
๐Ÿ‘‰ Formation Manamboatra :
** Formation Savony :
- Rano-tsavony
- Vaiga-tsavony
- Vovo-tsavony
- Savony Manitra
** Formation Cosmetique :
- Colorant Cheveux Naturel
- Creme Coiffante
- Creme Cheveux
- Creme Visage
- Creme pour Peau
- Baume ร  levres
- Shampooing atao @ Volo - Tarehy - Hoditra
๐Ÿ‘‰ Mampiavaka ny fiofanana :
- Atoro anao ireo toerana fakana akora sy ingrรฉdients ilaina amzany
- Atoro anao avokoa ireo formule commercial azahoana tombony raha mbola hivarotra
- Atoro anao ireo olana mety hitranga sy vahaolana mifanaraka amin'izany
๐Ÿ‘‰ Raha hanao anlay formation ianao dia miantso @ 0347167234 na 0327891520 na misoratra anarana asiana contact azahoana anao de alefa Mp na SMS miaraka @ andro tianao anaovana anlay formation izay afaka misafidy na : Mardi - Mercredi - Jeudi - Vendredi - Samedi
๐Ÿ‘‰ Aoka Tompoko izay tena vonona sy hanao anio formation io ihany no miantso na madefa Mp Misoratra anarana
๐Ÿ‘‰ Mirary soa antsika ary Tompoko

Eto Toamasina! Formation Gratuite!* Droit de formation : 0 Ar*Droit d'inscription : 0 Ar *Juste Vidiny ingredients sy po...
02/09/2025

Eto Toamasina! Formation Gratuite!
* Droit de formation : 0 Ar
*Droit d'inscription : 0 Ar
*Juste Vidiny ingredients sy polycope ihany no aloa @ sarany 10 000 Ar mianatra tapakandro ary @ androny atongavanao Zoma io vao mitondra lay vola
๐Ÿ‘‰ Reduction 15 000 Ar ( Formation Complet)
๐Ÿ‘‰ Liana mba te hahay hanamboatra Produits @ sehatra : Colorant Cheveux, Baume ร  levres, Shampooing, Creme Coiffante, Rano-tsavony, vaiga-tsavony, vovo-tsavony sy Poudre Sira ary Vinaigre ) izay azonao atao asa tena na Vadin'asa?
๐Ÿ‘‰ Liana mba te ahazo trakefa fotsiny ve amzay tsy mila mi-depense mividy fa manamboatra ny anao manokana?
Izahay association ASEACE @ Zoma 5 Septembre izao dia mampiofana manamboatra:
*Zoma matin @ 8h30 - 12h mianatra manamboatra:
- Colorant Cheveux Naturel ( Fandokona Volo Naturel)
- Baume ร  levres ( Baume Mampagilatra Molotra)
-Shampooing ( atao @ Volo -Tarehy- hoditra)
-Creme Coiffante (Mena-bolo ilaina @ Coiffure)
- Rano-tsavony
* Zoma apres-midi @ 14h - 17h mianatra manamboatra:
- Poudre Sira (Poudre Sel)
-Vinaigre
-Vovo-tsavony
-Vaiga-tsavony
-Savony Manitra
** Toerana : Ao @ Ecole la farandole tanambao5 ampitany poste ambolomadinika Ecole faharoa
** Fitaovana entina hitondrasana ireo zava-bita mandritra ny fiofanana:
- Tavoangy plastique 1
- Verre jeter 3
- Cahier sy stylo andraisana note
๐Ÿ‘‰ Mampiavaka ny fiofanana dia atoro anao:
- Formule commercial na Formule tsy mila depense be fa miainga amzay kely ananana
- Atoro anao avokoa ireo olana mety hitranga sy vahaolana mifanaraka amin'izany
- Atoro anao ireo toerana fakana akora sy ingrรฉdients ilaina amzany
๐Ÿ‘‰ Raha hiatrika ilay formation ianao dia misoratra anarana mialoha ka alefaso ny anaranao sy contact azahoana anao ary lay formation nosafidinao atao alefa Mp na SMS na miantso @ 0347167234 na 0327891520
๐Ÿ‘‰ Aoka zay tena ho tonga hiatrika formation ihany no misoratra anarana
๐Ÿ‘‰ Mba asio j'aime ary ny page ntsika! De mba kitio ilay bouton ' j'aime 'na Suivre
๐Ÿ‘‰ Mirary soa antsika ary Tompoko

02/09/2025

Address

501
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aseace Fik Formation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category