Mahazo Onondraha

Mahazo Onondraha Mahazakà démocratie

28/07/2026

Eee Wawa, moramora 😂

23/07/2026

Vao vita zao bacc de fa misy titulaire miasaloha any fa arodany novice reo forever 😂

Coupe du Doyen Tsy mbola nisy tato amin'ny tantaran'ny Barikadimy raha tsy izao.Efa manomboka sahady ny précampagne an'i...
03/07/2026

Coupe du Doyen
Tsy mbola nisy tato amin'ny tantaran'ny Barikadimy raha tsy izao.
Efa manomboka sahady ny précampagne an'i Sojabe 😁

Basta Lionne
04/03/2026

Basta Lionne

kolikoly ao amin'ny Faculté DEG Université de Toamasina résultats mivoaka. Mbola mitovy  mivoaka fogna n'y résultat vaov...
08/01/2026

kolikoly ao amin'ny Faculté DEG Université de Toamasina
résultats mivoaka. Mbola mitovy mivoaka fogna n'y résultat vaovao isany matière
andao antsika ivondrona fa efa lairany fanovana aiky Zao.
andao diovintsika n'y mention ntsika ao anatiny satria efa nadio n'y Téo amin'ny fitondrana taloh mbola ts chef de mention zao. Zai mahatsapa fa marary azy n'y kolikoly andao diovintsika n'y Faculté DEG ntsika

Amen
31/12/2025

Amen

Fahasalamana no voalohan-karena
31/12/2025

Fahasalamana no voalohan-karena

BARIKADIMY TENA AVOLENTAMisy prof Zay efa retraite tsy mety miala fa tehanangona harena Amin'ny bourse kely na mpianatra...
13/12/2025

BARIKADIMY TENA AVOLENTA
Misy prof Zay efa retraite tsy mety miala fa tehanangona harena Amin'ny bourse kely na mpianatra reo.
Mampianatra Amy Gestion no mampianatra amin'ny Économie.Ao amin'ny deuxième année ao izy mitana Gestion Comptable no sady Mitana Gestion Budgétaire ary Gestion trésorerie.Tena mahasaky manome 2 mintsy io rehefa tsy manome ny fa ndehany.Tena maro alahelo na mpianatra amin'io Mme io zany,ary tena misy ny my double rehefa tsy mandoa ny fandehany amin'ny satria io module io mifameno,dia maro ny mpianatra taraika am'io nohon'ny Mme io iany.
Mavandy izay mpianatra tsy mahalala ani'io na ao Amy Économie na ao amin'ny Gestion.
Misy koa Mr prof Math Analyse tamy L1 Zay koa,aza misengy ny ha bosiste nareo tany ambany nareo ho izy fa aty ho izy tsy maha bosiste anao,kaiky izy manao serasera.
Efa niady zahay tao Zay fa tsy misy niavy ireo Délégué jiaby reo mba hangalana ireo fanetsibe ny fampianarana ireo saingy hatramizao dia Mbola tsy misy suiten'ny iany.



Alerte rouge dans l’enseignement supérieur.

La plateforme Fôsika a recensé 88 signalements en une semaine, dont 26 cas de faux diplômes. Les irrégularités concernent également des fausses identités, des recrutements illégaux, des faits de corruption et des violences.

Photo : Des membres du gouvernement lors de la cérémonie de lancement de l’opération Fôsika, à Fiadanana, la semaine dernière.

Rehefa mamangy rafozana  io😂
08/12/2025

Rehefa mamangy rafozana io😂

Za mahita trano n'i ex nah mirehitra😂
28/11/2025

Za mahita trano n'i ex nah mirehitra😂

Address

Barikadimy
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahazo Onondraha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category