Mazava

Mazava MAZAVA est une plateforme de formation dédiée au développement des compétences dans divers domaines.

🚀 ASTUCE EXCEL AO ANATY 1 MINITRA!🤔 Mbola mandany fotoana manoratra tsirairay ny anaran'ny volana, andro, na isa lava ve...
04/06/2026

🚀 ASTUCE EXCEL AO ANATY 1 MINITRA!

🤔 Mbola mandany fotoana manoratra tsirairay ny anaran'ny volana, andro, na isa lava ve ianao?

💡 Fantaro ity teknika tsotra ao amin'ny Excel ity ka afaka mameno ho azy ireo isa, andro na volana miverimberina ka tsy mila soratana tsirairay fa indray mandeha ihany mi ''clic" dia vita.

✅ Mitsitsy fotoana
✅ Mampitombo ny fahombiazana amin'ny asa
✅ Mampiasa Excel amin'ny fomba matihanina

🔥 Raha tianao ny hahazo astuce Excel sy Microsoft Office mahasoa isan'andro dia:
👍 Likeo ny pejy
📢 Zarao amin'ny namanao mba hahafahan'izy ireo mianatra koa

COURS D'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE Débutant & Perfectionnement Ho anao débutant , ireo izay tena tsy mbola mahay, na efa m...
30/05/2026

COURS D'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
Débutant & Perfectionnement
Ho anao débutant , ireo izay tena tsy mbola mahay, na efa mahay fa te hahafehy kokoa, izahay ato amin'ny mazava de mampinatra informatique bureautique miaraka amin'ny ireo mpampianatra efa azo antoka, tsotra ary matihanina.
Tsy maintsy mahay ianao, ary afaka mamerimbola izahay raha toa ka tapitra ny formation nefa mbola tsy mahay ianao.
Aza misalasala, entano ny manana fa ato aminay, mora ny fampianarana nefa avo lenta.
📍 Pratique 100%
_____________________________________________
✅ PROGRAMMES:
Pack office
☑️ Word
☑️ Excel
☑️ Power point
☑️ Internet

🚀 Lancez votre carrière dans la technologie avec MAZAVAApprenez des compétences numériques essentielles grâce à des form...
28/05/2026

🚀 Lancez votre carrière dans la technologie avec MAZAVA

Apprenez des compétences numériques essentielles grâce à des formations modernes, pratiques et adaptées au monde professionnel.

📘 Microsoft Office (Word, Excel, PowerPoint)
🌐 Développement Web
📱 Développement d’Applications Android
🗄️ Administration Base de Données
💻 Systèmes & Informatique (Windows, Linux)

Que vous soyez étudiant, débutant ou professionnel, MAZAVA vous accompagne pour maîtriser les outils et technologies les plus recherchés sur le marché.

🔥 Formez-vous aujourd’hui pour réussir demain.

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mazava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category