CAP Métiers formation et sérvice

CAP Métiers formation et sérvice Formations et sérvices

📣  Eny fa na dia efa akaiky ary ny fotoana dia mahafaly anay hatrany ny mizara ny fandaharam_potoana ho antsika ka tonga...
01/10/2024

📣 Eny fa na dia efa akaiky ary ny fotoana dia mahafaly anay hatrany ny mizara ny fandaharam_potoana ho antsika ka tonga indray ity ny Vague manaraka.

Formation CHARIOT ÉLÉVATEUR ho antsika eto à TOAMASINA sy any TANÀ

👉 5 , 6 Oktobra 2024 ho avy izao. ( TOAMASINA sy TANÀ )

Formation PELLE MÉCANIQUE
👉 14 au 18 Oktobra 2024 ho avy izao. ( TOAMASINA )

💥Efa misokatra ny fisoratana anarana hoan'ireo tara tsy nahatratra ny vague teo aloha.
Aza miandry farany vao hisoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana an !
Ho fanampiana ny mpianatra avy any amin'ny faritra dia misy ny " HÉBERGEMENT 🏣" ato aminay koa aza manahy ny amin'izay.

🎯 Tanamborozano 50 metatra miala any Château d'eau lalana mandeha Anjoma.

📞 038 56 831 62 / 034 06 016 49

31/05/2024

📣 Formation Chariot élévateur ho antsika eto TOAMASINA

Tonga indray ity ny Vague manaraka an !

📅 6 juin 2024 ho avy izao.

🔥Efa misokatra ny fisoratana anarana hoan'ireo tara tsy nahatratra ny vague teo aloha.
Aza miandry farany vao hisoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana an !

✍️Réservation : accompte 50%

🎯 Tanamborozano ampitany ny Bassin fanasan-damba.

📞034 83 647 27/038 48 606 26

❌❌Misy formation chariot élévateur n'y lundi hoavy izao hoan'ny Tamatave.❌❌🔥Tongava misoratra anarana fa voafetra ny toe...
23/05/2024

❌❌Misy formation chariot élévateur n'y lundi hoavy izao hoan'ny Tamatave.❌❌
🔥Tongava misoratra anarana fa voafetra ny toerana.🔥
💥Aza adino ihany koa n'y formation pelle fa Mbola mandray anarana izahay💥

Tsara ho fantatra hoantsika maro be manotany asa après formation
21/05/2024

Tsara ho fantatra hoantsika maro be manotany asa après formation

❌ Ireto avy ny formation efa afaka hisoratana anarana ato aminay. ❌👉Formation pelle izay atao ny 27 Mai hoavy izao👉Stage...
16/05/2024

❌ Ireto avy ny formation efa afaka hisoratana anarana ato aminay. ❌

👉Formation pelle izay atao ny 27 Mai hoavy izao
👉Stage poid lourd natao hoan'ireo efa manana permis complet fa te hizatra hitondra camion
👉Formation chariot élévateur ny 22 Mai hoavy izao.

Efa afaka mandalo ny bureau misoratra anarana Ary toy ny mahazatra Dia manao acompte 50% rehefa misoratra anarana.

Marihina fa ny formation pelle Dia Tamatave no hanaovana azy fa afaka misoratra anarana tana hianao raha vonona.

👉Bureau Tamatave Tanamborozano aloha Kely ny fiangonana FVKFM
📞 0384860626 / 0348364727
👉Bureau Tana Avaradoha ampitan'ny école Séraphin
📞0327228787

15/05/2024

Iza avy ilay efa nanatrika famelabelarana mikasika asa any Maurice sy Canada ? Mandalo eto amintsika Tamatave ny tompon'andraikitra mikasika ny fampianarana ny tokony ho atao koa manasa anao ho avy anatrika izany , rahampitso sy sasany maraina.
Indrindra ho anareo efa nihofana teo aloha.

Koa araraoty ary!

034 83 647 27
038 48 606 26

10/05/2024
💥Maro bé ianareo nangataka fa tsy mahatratra ilay formation dia miemotra n'y 13 Mai hoavy izao n'y formation pelle.💥Efa ...
10/05/2024

💥Maro bé ianareo nangataka fa tsy mahatratra ilay formation dia miemotra n'y 13 Mai hoavy izao n'y formation pelle.

💥Efa misokatra n'y fisoratana anarana ary aza tara fa voafetra n'y toerana.

🫰Toy n'y mahazatra dia 50% no aloha rehefa misoratra anarana.ary alohan'ny formation no aloha n'y 50% ambiny

💥6Mai ihany koa ny formation chariot élévateur hoan'ny Tamatave.

👉Hoantsika mandefa mp Dia farito avy hatrany izay hoataonao s'y toerana misy anao n'a Tana n'a Tamatave
🫰Ohatra: chariot élévateur Tamatave.

🥰Bureau vaovao hoan'ny Tamatave Tanamborozano aloha Kely n'y fiangonana FVKFM

📞0348364727
0384860626

.💥FANAMBARANA💥👉Cap Métier dia manambara s'y manamafy fa tsy mandray inscription hivelan'ny bureau.👉Noho izany dia tsy to...
27/04/2024

.💥FANAMBARANA💥

👉Cap Métier dia manambara s'y manamafy fa tsy mandray inscription hivelan'ny bureau.

👉Noho izany dia tsy tompon'andraikitra izahay raha misy mitaky vola hivelan'ny bureau mitonina anaran'ny Cap Métier.

🔥Bureau tana Avaradoha ampitan'ny école Séraphin 0327228787 / 0341029988

🔥Bureau Tamatave: Tanamborozano aloha Kely ny Église FVKFM 0348364727 / 0384860626

🖐️Ireo numéro misoratra ireo ihany no miasa fa numéro akoatran'ireo dia tsy Cap Métier avy hatrany!!!!🖐️🖐️🖐️

💥Maro bé ianareo nangataka fa tsy mahatratra ilay formation dia miemotra n'y 13 Mai hoavy izao n'y formation pelle.💥Efa ...
23/04/2024

💥Maro bé ianareo nangataka fa tsy mahatratra ilay formation dia miemotra n'y 13 Mai hoavy izao n'y formation pelle.

💥Efa misokatra n'y fisoratana anarana ary aza tara fa voafetra n'y toerana.

🫰Toy n'y mahazatra dia 50% no aloha rehefa misoratra anarana.ary alohan'ny formation no aloha n'y 50% ambiny

💥6Mai ihany koa ny formation chariot élévateur hoan'ny Tamatave.

👉Hoantsika mandefa mp Dia farito avy hatrany izay hoataonao s'y toerana misy anao n'a Tana n'a Tamatave
🫰Ohatra: chariot élévateur Tamatave.

🥰Bureau vaovao hoan'ny Tamatave Tanamborozano aloha Kely n'y fiangonana FVKFM
📞0348364727
0384860626

💥Toerana vaovao handraisana anareo eto Toamasina💥Tanamborozano akaiky fiangonana FPVM no mandroso Kely📞 0384860626034836...
23/04/2024

💥Toerana vaovao handraisana anareo eto Toamasina💥
Tanamborozano akaiky fiangonana FPVM no mandroso Kely
📞 0384860626
0348364727

e!! Ho Antsika Eto TANA sy TAMATAVE e!!Ampatsiahivana fa ny faha ny 18 April hoavy izao ny farany  fisorantana anarana @...
16/04/2024

e!! Ho Antsika Eto TANA sy TAMATAVE e!!
Ampatsiahivana fa ny faha ny 18 April hoavy izao ny farany fisorantana anarana @ FORMATION PELLE , Koa Aza tara ianao fa voafetra ny toerana Koa araraoty ary fa mandalo ihany izy ity eee!!
TANA :
TAMATAVE :0384860626
Na Koa manantona ny bureaux TANA Avaradoha Ampitany école Séraphine 1er étage
Bureaux TAMATAVE
BAZARY Kely Bekapa 1er étage

Address

Toamasina
501

Telephone

+261384860626

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAP Métiers formation et sérvice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to CAP Métiers formation et sérvice:

Shortcuts

Share

Category