Collège Privé Les Perles

Collège Privé Les Perles Le Collège Privé Les Perles est une école dans une région suburbaine à l'Est de Madagascar . Le

Fitsidihana ny École Privée Adventiste LES PERLES.Fihaonana tamin'ireo tompon'andraikitra sy mpianatra.Fanolorana ireo f...
09/10/2024

Fitsidihana ny École Privée Adventiste LES PERLES.
Fihaonana tamin'ireo tompon'andraikitra sy mpianatra.
Fanolorana ireo fitaovam-pianarana, fanampiana sns...
Famolavolana tetik'asa vaovao.

Isaorana Andriamanitra noho ny fitantanany.
Ankasitrahana ireo rehetra nifanolo-tanana amin'ny fampandrosoana, na ara-kevitra, na ara-bola, na ara-materialy, ary ny vavaka indrindra indrindra, na ny teto an-toerana na ny avy lavitra

Ao anatin'ny ezaka fanatsarana tanteraka ankehitriny.
Azo lazaina fa nitombo ihany koa ny isan'ireo mpianatra tafiditra an-tsekoly tamin'ity taom-pianarana ity.
Marihina fa misy ihany koa fampianarana ho an'ny lehibe te hahay hamaky teny sy manoratra.

Na dia tena mbola ao anatin'ny ezaka mafy aza dia hinoana fa hitondra fampandrosoana maharitra ho an'ny faritra Ranomena ny fisian'ny LES PERLES.

Source Pst Mayr

Ho anao izay mitady activité ho an’ny zanakao amin’izao vacance izaoEto Toamasina LTC Life Transforming Center Tongava f...
05/07/2023

Ho anao izay mitady activité ho an’ny zanakao amin’izao vacance izao
Eto Toamasina LTC Life Transforming Center
Tongava fa misy soa ho anao a sy ny zanakao ao
Toerana akaikin’ny Score Bazary kely
😇😇😇😇
Aza tara eeeeee

Tiko ny manampy ny hafa 😇😇😇Ary ianao ‼️❓Ndao hanao izay tratra isika hanampy ny ankizy sahirana🙏🏾🙏🏾🙏🏾🙏🏾🙏🏾
13/10/2022

Tiko ny manampy ny hafa 😇😇😇
Ary ianao ‼️❓
Ndao hanao izay tratra isika hanampy ny ankizy sahirana

🙏🏾🙏🏾🙏🏾🙏🏾🙏🏾

Ireo ankizy ao amin’ny kilasy Préscolaire 🥰🥰🥰
11/10/2021

Ireo ankizy ao amin’ny kilasy Préscolaire 🥰🥰🥰

Ireo ankizy ao amin’ny kilasy Primaire 🥰🥰🥰
11/10/2021

Ireo ankizy ao amin’ny kilasy Primaire 🥰🥰🥰

Ireto avokoa ny ankizy ao amin‘ny kilasy Secondaire 🥰🥰🥰
11/10/2021

Ireto avokoa ny ankizy ao amin‘ny kilasy Secondaire 🥰🥰🥰

Examens 😇😇😇😇
15/01/2021

Examens 😇😇😇😇

FALY Misaotra anareo nanohana ireo ankizy tamin’ny alalan’ny  ,  ,  ,  ,  , sns...Faly izahay manana anareo.Mitomboa hat...
16/10/2020

FALY

Misaotra anareo nanohana ireo ankizy tamin’ny alalan’ny
,
,
,
,
, sns...

Faly izahay manana anareo.
Mitomboa hatrany ny eo am-pelatanana hahafahanareo manampy anay hatrany

Mbola raisinay hatrany ireo fanohanana avy any aminareo

MISAOTRA

Ampio izahay hanohana ireo ankizy sahirana 😊Eo am-pitadiavana olona tsara sitrapo hanohana ireo zaza sahirana ao amin'ny...
01/10/2020

Ampio izahay hanohana ireo ankizy sahirana 😊

Eo am-pitadiavana olona tsara sitrapo hanohana ireo zaza sahirana ao amin'ny sekoly izahay. Ny ankamaroan'ireo mpianatra ireo mantsy dia avy amin'ny fianakaviana maro anaka sy sahirana ara-pivelomana. Amin'ny alalan'ny fanampiana izay hatolotrao dia afaka hisitraka ny zo hianatra sy ho tafita ireo ankizy ireo.

Raha maniry ny handray anjara hanampy ireo azy ireo ary ianao dia manorata aminay ao amin'ny hafatra miafina na mandefasa mailaka amin'ny

" Fianakaviana iray manontolo no mahazo tombotsoa raha zaza iray no ampianao" 😊
--------------------

Be our next student sponsor!! 😊

We are currently looking for generous people to help our underprivileged students. Most of our students are children from large families in financial difficulty. With your help, these children will be able to enjoy their right to education and succeed.

If you are interested, send us a message or send us an email at

"Sponsoring a child is about making a difference in an entire family's life."😊
-----------------

Soyez le prochain parrain d'un étudiant!! 😊

Nous sommes actuellement à la recherche de personnes généreuses pour aider nos étudiants défavorisés. La plupart de nos étudiants sont des enfants de familles nombreuses ayant des difficultés financières. Avec votre aide, ces enfants pourront j***r de leur droit à l'éducation et réussir.

Si vous êtes intéressé, envoyez-nous un message ou envoyez-nous un e-mail à

"Parrainer un enfant, c'est faire la différence dans la vie de toute une famille"😊

💯CEPE💯💚100% ny tahan’ny fahafahana fanadinana CEPE tato amin’ny sekoly 💚💟Miarahaba anareo rankizy amin’izao fahafahana i...
21/09/2020

💯CEPE💯

💚100% ny tahan’ny fahafahana fanadinana CEPE tato amin’ny sekoly 💚

💟Miarahaba anareo rankizy amin’izao fahafahana izao
Tena reharehan’ny sekoly ianareo!!!💟

✅Voalohany dia isaorana Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra 💓
✅Isaorana indrindra ireo mpanabe nanao ny ainy tsy ho zavatra tamin’ny fampitana ireo fahalalahana rehetra
✅Isaoranay ihany koa ireo mpanohana na ireo “sponsor” n’ireo ankizy sahirana ara-bola.
✅Misaotra ireo RAD rehetra tamin’ny fiaraha-miasa
✅Misaotra ireo rehetra nanohana ara-kevitra sy ireo nivavaka rehetra
✅Misaotra anareo rehetra mpanohana

Address

Ranomena
Toamasina
TAMATAVE501

Telephone

+261342139093

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège Privé Les Perles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Collège Privé Les Perles:

Shortcuts

Share

Category