École biblique libanona ministres Isaia35:2

École biblique libanona ministres Isaia35:2 Biblique.com

20/05/2022

Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoko anao,Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko anao.(Isa-49:8);indro ankehitriny ny andro fankasitrahana;indro ankehitriny ny andro famonjena.2Ko 6:2.

19/02/2022

Hanomboka tsy ho ela ny fampiarana SM,en ligne mba ahatonga anao hiorina mafy@ fahamarinana,tsy ho voazongozona@saim-petsy sy ny rivotra fampianarana samihafa.

11/02/2022

Ringana ny oloko noho ny tsy fisiany fahalalana ary izay miezaka mosalahy dia ho diso lalana.NY tsy fahalalana dia mitondra mankany@fahafatesana

16/08/2021

FALY MANASA ANAO HANARAKA NY FAMPIANARANA BAIBOLY EN LIGNE,AHAFAHANAO MIANATRA NAIZA NAIZA ETO M/Kara,marihina fa ny fianarana dia ao anatin'ny enim-bolana.ny roa volana voalohany dia ny Baiboly sy mombamomba azy,ny roa volana faharoa ny fiangonana sy tontolony(ny tantarany,ny heriny,fanomezam-pahasoavana samy hafa,ny antikristy,ny andro farany,sy ny fara adro sns)telo volana farany dia ny leadership biblique.ny tanjona ny anampiana an'ireo mpanompon'Andriamanitra amperinasa,sy ireo maniry hanao ny asan'Andriamanitra,nefa tsy voatery ho pasteur na mpitarika fivavahana daholo ny olona rehetra,fa na ianao olotsotra io aza dia manana zo hahalala ny marina.marihiko anefa fa tsy manavaka na iza na

Address

Melville
Toamasina
501

Telephone

+261349216948

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when École biblique libanona ministres Isaia35:2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category