École de foot R C O M Tamatave

École de foot R C O M Tamatave Cette page est uniquement pour les informations concernant de l'ecole

Na dia somary vitsivitsy aza ny ankizy dia hita fa vonona tsara hiatrika ity taona vaovao ity
10/01/2026

Na dia somary vitsivitsy aza ny ankizy dia hita fa vonona tsara hiatrika ity taona vaovao ity

Izahay STAFF RCOM sy n'y PARENT RCOM dia maneho ny fisaorana feno mitafotafo ho an' ny STAFF BABANGY FC t@ fikarakarana ...
05/01/2026

Izahay STAFF RCOM sy n'y PARENT RCOM dia maneho ny fisaorana feno mitafotafo ho an' ny STAFF BABANGY FC t@ fikarakarana anay tany Fenerive Est
Tena afa po izahay
misaotra koa ho an'ireo école de foot RAvINALA sy FENOMANANA izay nifampizara f@ ankizy
Mankasitraka tompoko

Misoatra betsaka ho antsika tsy an-kanavaka niara- nisalahy t@ tournoi Téo inyChampion 6ans, 12 ansvice champion: 18 ans...
29/12/2025

Misoatra betsaka ho antsika tsy an-kanavaka niara- nisalahy t@ tournoi Téo iny
Champion 6ans, 12 ans
vice champion: 18 ans, feminine
Demi- finaliste: 10 ans, 14ans
Dia manaova fety sambatra daholo e
Amin'ny taona vaovao ndray

Mankasitraka n'y école MPANJAKA KIDS nivahiny Taty amintsika nifampizara tsai kefa
27/12/2025

Mankasitraka n'y école MPANJAKA KIDS nivahiny Taty amintsika nifampizara tsai kefa

efa hita manangasanga le..........
26/12/2025

efa hita manangasanga le..........

📢📢 TOURNOI NATIONAL JEUNE ESPOIR 9 ÈME ÉDITION ANY MIHAONA EEEE!!!!CATÉGORIE U17-U18🏟️ GÉNIE MILITAIRE 🕖7HALEFA RCOM ⚽⚽⚽
25/12/2025

📢📢 TOURNOI NATIONAL JEUNE ESPOIR 9 ÈME ÉDITION
ANY MIHAONA EEEE!!!!

CATÉGORIE U17-U18
🏟️ GÉNIE MILITAIRE
🕖7H
ALEFA RCOM ⚽⚽⚽

📢📢📢Demain rendez vous TOURNOI NATIONAL JEUNE ESPOIR 9 ème Édition 🏟️Stadium Barikadimy 🕖7H➡️catégorie U06/U10/U12/U14VAS...
25/12/2025

📢📢📢Demain rendez vous
TOURNOI NATIONAL JEUNE ESPOIR 9 ème Édition

🏟️Stadium Barikadimy
🕖7H
➡️catégorie U06/U10/U12/U14
VAS-Y RCOM ⚽⚽⚽⚽⚽

25/12/2025
📢 Filazana Tsy misy ny entraînement androany 14 decembre 2025 .                Misaotra tompoko !!!!
14/12/2025

📢 Filazana
Tsy misy ny entraînement androany 14 decembre 2025 .
Misaotra tompoko !!!!

RCOM MaevatananaTsy misy mafy tsy laitran'ny zoto. Mandeha tsikelikely ioMankahery an'i maître Toky sy maître Fetra @ ad...
10/12/2025

RCOM Maevatanana
Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto. Mandeha tsikelikely io
Mankahery an'i maître Toky sy maître Fetra @ adidy hiantsorohana

travail de base no tena atao rehefa mba mahazo terrain tsara
07/12/2025

travail de base no tena atao rehefa mba mahazo terrain tsara

SAMEDI 29 Novembre 2025 à 8hmatch amical RCOM 🆚FANAHISOATERRAIN :David jhon's
29/11/2025

SAMEDI 29 Novembre 2025 à 8h
match amical
RCOM 🆚FANAHISOA
TERRAIN :David jhon's

Address

Dépôt Analakininina Toamasina
Toamasina
501

Telephone

+261327097575

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when École de foot R C O M Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to École de foot R C O M Tamatave:

Shortcuts

Share

Category