Your English Source

Your English Source Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Your English Source, Education, Tanambao 5, Toamasina.

Your English Source is an American English language school aiming to help young Malagasy to do well or get prepared in their professional living through English.

YES ENGLISH E LEARNINGSalama,Ho antsika izay somary sahirana amin'ny fisoratana anarana hiditra amin'ilay programa ENGLI...
25/01/2022

YES ENGLISH E LEARNING

Salama,
Ho antsika izay somary sahirana amin'ny fisoratana anarana hiditra amin'ilay programa ENGLISH E LEARNING,

Kitiho ity lien ity, dia ao misoratra anarana:

Nous vous enverrons vos fichiers d'apprentissage par WhatsApp si vous avez un identifiant, ou par un lien. Ensuite, vous installez l'application en suivant les instructions données. Vous pouvez procéder au paiement de 25,000Ar après avoir installé l'application, et vous aurez votre code secret.

06/01/2022

!!! BONNE ANNEE 2022!!
Fianarana teny anglisy vaovao, amin'ny fomba virtoaly. TSOTRA nefa TENA MAMPAHAY.

- TSY MILA CONNEXION INTERNET
- MISY VIDEO FANAZAVANA
- RAKIPEO NALAINA AVY AMIN'NY TOMPOTENY
- NY FINDAY NA NY SOLOSAINA DIA AFAKA ANAOVANA PRATIKA TOY NY OLONA MIRESAKA
- MISY EVALUATION
- MISY CERTIFICAT

"THINK BIG" VITANAO IO.

NY SARANY?
25.000Ar dia tafiditra ho mpiofana ianao. Tsy misy sarany hafa aloanao mandra-pahazoanao "Certificat"

06/12/2021

You can now say good bye to attending class physically and start to learn English at your own pace. We release the "YES ENGLISH E-LEARNING TOOL" for Android phones and get certificates.

27/11/2021
Mandehana misoratra anarana ao amin'ny Your English Source izao. Rendez-vous, miteny anglisy afaka telo volana.
22/11/2021

Mandehana misoratra anarana ao amin'ny Your English Source izao. Rendez-vous, miteny anglisy afaka telo volana.

Salama daholy,Misokatra ny fisoratana anarana ho amin'ny fidirana vaovao.Misokatra ny ora rehetra.Andro ianarana: Latsin...
18/11/2021

Salama daholy,
Misokatra ny fisoratana anarana ho amin'ny fidirana vaovao.
Misokatra ny ora rehetra.
Andro ianarana: Latsinainy, Talata, Alakamisy , Zoma.

30/09/2021

COURS SPECIAL MERCREDI ET SAMEDI
Heures de cours:
Mercredi: 14h à 15h30; 16h à 17h30
Samedi 08hà 9h30 ; 10h à 11h30
INSCRIPTION OUVERTE du Lundi au Samedi.

23/06/2021

YOUR ENGLISH SOURCE
TANAMBAO 5 en face Hôtel Marotia Annexe
Cours d'Anglais parlé 90% Orale, accessible à tous;
Nouvelle rentrée: 05 Juillet 2021
Inscription ouverte du Lundi au Vendredi; de 08h à 17h30
Droit et frais de cours "PROMOTIONNEL"
Misy ihany koa ny "COURS de VACANCES"

21/06/2021

SALAMA DAHOLO,
'' NY Your English Source , fianarana teny anglisy dia efa nafindra ao Tanambao 5 eo akaikin'ny Hôtel Marotia Annexe, tsy lavitra ny SCORE Bazar kely.
Efa misokatra izany amizao fotoana izao.

FIDIRANA MANARAKA
5 Juillet 2021, misokatra ny ora rehetra.

INSCRIPTION: Lundi au Vendredi, de 8h00 à 17h30; Samedi de 8h00 à 11h30.

Address

Tanambao 5
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261334035502

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Your English Source posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category