Collège Le Beau Printemps Vohitsara

Collège Le Beau Printemps Vohitsara "Éducation avec amour, c'est la réussite�"

"On ne devient pas un gagnant en dépassant les autres, mais en se dépassant soi-même"🏅Félicitations aux gagnants du conc...
16/05/2022

"On ne devient pas un gagnant en dépassant les autres, mais en se dépassant soi-même"🏅

Félicitations aux gagnants du concours et merci aux enseignants ❤

Nous tenons aussi à remercier de tout coeur Monsieur le Directeur et Madame la Directrice qui sont venus passé chez nous pour la remise des cadeaux.
Mille merci🙏

16/05/2022
19/09/2021

NY FAHEFAN'NY MPAMPIANATRA

Miantoka ny fahombiazan'ny mpampianatra amin'ny asany ao an - dakilasy ny fananany fahefana manoloana ny mpianany . To teny izy raha miteny ; manaiky an - tsitrapo izay ampanaoviny ny ankizy .

Araka izany , io fahefan' ny mpampianatra io dia tsy ny fanaovany didy jadona akory ; tsy ny tsindry na ny famoretana atao amin'ny ankizy . Ny fanabeazana marina dia tsy afaka hiaraka amin'ny fanaovana herisetra tahaka izany , tsy afaka hiaraka amin'ny fanambaniana ny olona beazina .

Izao no tenin'ny mpanoratra iray antsoina hoe Arnaud Denoo : " Ny fahefana dia midika fampandraisana andraikitra , fa tsy fampileferana ny hafa eo ambany sitraponao akory . "

Eo amin'ny fifandraisan' ny mpampianatra amin'ny mpianatra , dia tahaka izao manaraka izao no tokony ho endrika hampiharan'ny mpampianatra io fahefany io :

1 - Miresaka amin'ny mpianatra sy mifanakalo hevitra amin' izy ireo .

2 - Manao izay hitokisan'ny mpianatra azy mba hisian'ny risi-po eo amin'ny roa tonta.

3 - Manaja ny mpianatra ka maneho môdely tsara ho azy ireo .

4 - Mampandray anjara mavitrika ny mpianatra amin'ny asa pedagôjika .

5 - Mampihatra ny fitsipi-pifehezana amin'ny ankizy rehetra tsy misy fanavahana .

Ireo toetra sy fihetsika tsaran' ny mpampianatra ireo no tena mametraka ny fahefany ao an - dakilasy . Ilana toe- po tsara sy faharesen - dahatra izany , indrindra rehefa fantatsika tokoa fa asa masina sy sarobidy ny asantsika mpanabe .

Isaoranay mialoha ianao amin'ny fanehoan-kevitrao .

Raoeliarijao

🖊️📖🌄🏘️💝
31/08/2021

🖊️📖🌄🏘️💝

Échange de cadeaux 🎀🎁  ❣️
18/12/2020

Échange de cadeaux 🎀🎁
❣️

💖Donnez de l'amour inconditionnel à vos enfants, c'est comme ça qu'on fabrique des gens biens.💘❤     👬👭👫🌸
26/11/2020

💖Donnez de l'amour inconditionnel à vos enfants, c'est comme ça qu'on fabrique des gens biens.💘❤

👬👭👫🌸

Rien de plus satisfaisant que de voir un enfant souriant et heureux🥰❣️
13/11/2020

Rien de plus satisfaisant que de voir un enfant souriant et heureux🥰❣️

Address

Toamasina

Telephone

+261328945793

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège Le Beau Printemps Vohitsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Collège Le Beau Printemps Vohitsara:

Shortcuts

Share