14/07/2026
🇨🇵🇨🇵🇨🇵Partie 2🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵
ADJECTIFS QUALIFICATIFS
❤️ DÉFAUTS d'une personne
5️⃣
-Orgueilleux : olona miavonavona
-Paresseux : olona kamo
-Égoïste : olona tia tena
- Impatient : olona tsy mahari-po; olona tsy madiny raha ela
- Jaloux : olona saro-piaro ; olona mialona
5️⃣
- Envieux : olona tia mitsiriritra
- Hypocrite : olona mpihatsaravelatsihy
- Menteur : olona mpandainga
- Avare : olona mahihitra
- Colérique : olona mora tezitra ; tia milelalela
5️⃣
- Agressif : olona tia manafitohina ny hafa
- Arrogant : olona mieboebo
- Impoli : olona tsy mahalala fomba
- Intolérant : olona tsy mba mandefitra
- Entêté : olona mafy loha (ditra)
5️⃣
- Timide : olona saro-kenatra
- Nerveux : olona mora taitra
- Distrait : olona variana
- Indiscipliné : olona tsy voafehy
- Irresponsable : olona tsy mandray an-draikitra
5️⃣
- Pessimiste : olona mijery ny lafin'ny ratsy hatrany.
- Sensible : olona mora tohina ; mora voadona
- Méchant : olona ratsy fanahy
- Rancunier : olona mitana lolompo
- Infidèle : olona tsy azo tokisana ; mampirafy
5️⃣
- Malhonnête : olona tsy marina ; mpamitaka
- Indécis : olona tsy misalasala ; matahotra mandray fanampankevitra
- Imprudent : olona tsy mitandrina ; tsy mba mailo mihitsy.
- Négligent : olona tsirambina ; tsy miasa saina amin'izay vokatry ny zavatra ataony.
- Non ponctuel : olona tsy ara-potoana ; tara lava
5️⃣
- Vaniteux : olona tia sehoseho ; mipoerapoera
- Curieux (indiscret) : olona tia mihitsy amin'ny fiainan'olona ; olona liana te hafantatra
- Manipulateur : olona mpanambaka ; mpanabado ny hafa
- Autoritaire : olona manao didy jadona
- Froid (de caractère) : olona tsy sariaka; mangatsiaka (toetr'andro)
5️⃣
- Bavard : olona be resaka
- Bruyant : olona be tabataba
- Capricieux : olona tia mila vanina
- Grossier : olona tia miteny ratsy
- Râleur : olona be taraina
R-COURS 🇨🇵