Formation copy trading

Formation copy trading Ity formation ity dia natokana ho an-tsika débutant @ Trading , izay hianaranao ny base sy ny fomba ahazom-bola amin' ity sehatr' asa ity.

Ny frais de formation dia natao 15.000 Ar , ary maharitra 02

Izay liana amin'ny formation complète ireny mandefasa MP
04/10/2022

Izay liana amin'ny formation complète ireny mandefasa MP

05/07/2022

Tena ilaina ny E-wallet raha mbola tsy manana compte bancaire ianao 😀🙂

26/06/2022

Miteste stratégie @ Crash 300 😍😁😄😄

Lesson de Base rehetra ho alefa ao amin' ny Groupe. Mbola tsy tara raha izao vo hiditra, mandefasa Mp
22/06/2022

Lesson de Base rehetra ho alefa ao amin' ny Groupe. Mbola tsy tara raha izao vo hiditra, mandefasa Mp

20/06/2022

Marina

Respect be mihitsy ho an' ity mpianatro ity, mba nandramoko ihany le 0,2$ ambiny t@ deriv-ko tato fa tsy tafa. Zao lery ...
18/06/2022

Respect be mihitsy ho an' ity mpianatro ity, mba nandramoko ihany le 0,2$ ambiny t@ deriv-ko tato fa tsy tafa. Zao lery efa 3$ mahery.
Ho alefako ao amle groupe ihany le stratégie raha maromaro tafiditra ao.🤑

Ho an' izay te hanao formation na mbola tena tsy mahay n inon'inona aza (débutant), de araraoty fa efa fanampiana be ity...
17/06/2022

Ho an' izay te hanao formation na mbola tena tsy mahay n inon'inona aza (débutant), de araraoty fa efa fanampiana be ity Groupe ity. Efa misy vidéo ary mbola hiampy marobe izany. De A à Z ny formation ao.
Inscription miresaka amin' ny page aloha fa sao taraiky ao fotsiny demande nareo.
https://facebook.com/groups/413568523823671/?ref=share

Résultats mpianatra vao tsy ampy herinandro.Nianga 0,2$ ( perte talohany nianarana) tonga 1,4$ 🎉🤑😋😍 "Izay mianatra ihany...
16/06/2022

Résultats mpianatra vao tsy ampy herinandro.Nianga 0,2$ ( perte talohany nianarana) tonga 1,4$ 🎉🤑😋😍 "Izay mianatra ihany no mahay"

10/06/2022

Misy liana ve raha amorona Groupe fb ianarana base sy izarana signale gratuit avy am telegram ?
Mandefasa Mp raha mahaliana anao

🎊🎊😄🤑 Bonne fête daholo oh! 🎊💞Ho antsika izay tara tamin' ny promotion pâque teo iny dia araraoty dien' izao fa 15.000 Ar...
05/06/2022

🎊🎊😄🤑 Bonne fête daholo oh! 🎊💞
Ho antsika izay tara tamin' ny promotion pâque teo iny dia araraoty dien' izao fa 15.000 Ar ny formation enligne . Tonga dia manaraka signale avy hatrany izay nahavita ny formation ary herinandro eo ho eo ny faharetan' izany.
➡️PC na Smartphone ny fitaovana ampiasaina.
➡️Asa mila investissement ny Trading ,ary tsy misy hoe "otrinona par jour" fa raha tsara ny signale , na dia 100% bénéfice ary mety ho azo anatin' iray andro. Eo koa nefa ny risque de perte fa izay no antony anarahan-tsika ireo olona efa professionnel.
Mp avy hatrany ary izay vonona.

Signal possible
24/05/2022

Signal possible

Analyse de l' Or kely aloa(Swing)Sell limit:1845 , SL:1850, TP:1775Ho ita eo aloha😅
19/05/2022

Analyse de l' Or kely aloa(Swing)
Sell limit:1845 , SL:1850, TP:1775
Ho ita eo aloha😅

Address

Toamasina
501

Telephone

+261343692103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation copy trading posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share