COURS CPE Toamasina.

COURS CPE Toamasina. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS CPE Toamasina., College & University, Ratsimilaho, Toamasina.

15/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Arsène Andrianirina, Seÿhanne SJ, Zandry Chélo, Remi Jean, Sarah Harie

  📢📢 Ho anareo izay mitady fianarana azo antoka amin'ity taom-pianarana 𝟮𝟬𝟮5-𝟮𝟬𝟮6 ity📢📢Aza misalasala manatona anay ato ...
02/10/2025



📢📢 Ho anareo izay mitady fianarana azo antoka amin'ity taom-pianarana 𝟮𝟬𝟮5-𝟮𝟬𝟮6 ity📢📢
Aza misalasala manatona anay ato amin'ny cours CPE Toamasina

♦️ Kilasy misokatra: CEPE, 3𝐞, 𝐓𝐞𝐫𝐦𝐢𝐧𝐚𝐥𝐞𝐬 𝐀, 𝐃

✅ Afaka misafidy fotoana ianarana:
➡️ Na tapak'andro isan'andro
➡️ Na Cours du Soir
Ireo tombon-tsoa ho azonao:
🔹 Fampianarana miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha
🔹 Boky 3️⃣ ho zaraina maimaim-poana mandritra ny taom-pianarana.

Koa manasa anao ary:
- handefa hafatra miafina amin'ny pejy,
- na hanatona ny birao ety amin'ny : 🏫 COURS CPE TOAMASINA,
👉 CEG Ratsimilaho
👉 EPP Manangareza
👉 Bureau cours_cpe akaikin'ny Pont Ankirihiry
- na hiantso ny laharana
📞 034 31 033 10

"𝑀𝑒𝑡𝑡𝑒𝑧 𝑣𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑐𝑜𝑛fiance 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑛𝑜𝑡𝑟e é𝑥𝑝𝑒𝑟𝑖𝑒𝑛𝑐es"




le monde

01/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hanitra Lola, Elie Vanessa, Boy Bora, Julio Jrb

Tompoko,Noho ny toe-draharaha misy ankehitriny sy ho fitsinjovana ireo mpianatra sy ireo mpampianatra, dia mbola mihato ...
28/09/2025

Tompoko,

Noho ny toe-draharaha misy ankehitriny sy ho fitsinjovana ireo mpianatra sy ireo mpampianatra, dia mbola mihato ny fianarana rahampitso alatsinainy 29 septambra 2025.

Misaotra tompoko.
Ny Tale.

~~~~~~

Chers parents, chers élèves,

Vu la situation actuelle et dans un souci de sécurité pour tous nos élèves et notre personnel, nous avons pris la décision de maintenir la fermeture de l'école pour la journée du lundi 29 septembre 2025.

Merci pour votre compréhension.
La direction.

Efa manakaiky ny fidirana koa aza tara tompoko..Misokatra foana ny birao!!
28/09/2025

Efa manakaiky ny fidirana koa aza tara tompoko..Misokatra foana ny birao!!

27/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mireille Ticia Galais, Kenny Adrien, Jenifa Sandra Houahoua, L'ala Né, Mayuri Sophia, Ckata Lina Tsiorÿ, Mikajy LaMode Tsara, Jenni Fer

 le monde .AZA ADINO NY FIDIRANA VAOVAO.2eme vague 🌊🏃🏃
26/09/2025

le monde .AZA ADINO NY FIDIRANA VAOVAO.2eme vague 🌊🏃🏃

25/09/2025

Enjehina ianao , vao maika mamiratra 😍, satria mitondra fahasoavana ❤️,

24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mireille Ticia Galais, Kenny Adrien, Jenifa Sandra Houahoua, L'ala Né, Mayuri Sophia, Ckata Lina Tsiorÿ, Mikajy LaMode Tsara, Jenni Fer bienvenue ❤️

 🇲🇬🇲🇬🇲🇬tohano ny antsika fa adala izay tsy tia ny azy!!
20/09/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬tohano ny antsika fa adala izay tsy tia ny azy!!

Rentrée 2eme vague..KOA AZA TARA Ô ❤️
20/09/2025

Rentrée 2eme vague..KOA AZA TARA Ô ❤️

Address

Ratsimilaho
Toamasina
501

Telephone

+261343103310

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COURS CPE Toamasina. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share