12/08/2026
๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ CEPE - ๐๐๐ฃ๐ - ๐๐๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ7
Ho antsika mpianatra na ray aman-dreny izay mitady sekoly ho fanomanana ny fanadinam-panjakana CEPE - ๐๐๐๐ sy ๐๐๐ ๐, ๐ efa misokatra izao ny fisoratana anarana ato amin'ny ๐๐ข๐จ๐ฅ๐ฆ ๐๐ฃ๐ Toamasina
Marihana fa afaka misafidy ny fotoana ianarana โฑ๏ธ ianao, na hianatra isan'andro tapak'andro (cours du jour) na hianatra isaky ny hariva (cours du soir) 18:15 - 20h
Ireto avy ny tombotsoa ho azonao raha misafidy ny ianatra ato aminay ianao:
โญ Hisy boky 3 ho zaraina maimaim-poana mandritra ny taom-pianarana
โญ Fampianarana miaraka amin'ny mpampianatra efa za-draharaha
โญ Fisoratana anarana amin'ny fanadinana CEPE - BEPC ary BAC
โญ Examen Blanc
Fidirana manaraka : ๐๏ธ 12 Septembre 2026
Koa aza misalasala ary manatona ny biraon'ny ๐ซ Cours CPE
๐CEG Ratsimilaho
๐EPP Manangareza
na mandefa hafatra miafina ๐ญ amin'ny pejy, na miantso ny laharana ๐ +261 34 31 033 10 raha mila fanazavana fanampiny.
"๐๐๐ก๐ก๐๐ง ๐ฃ๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐๐๐๐๐"