Accurate Languages Force

Accurate Languages Force FIANARANA TENY FRANÇAIS;ITALIEN ARY ANGLAIS @ SMART SCHOOL MANGARANO II TOAMASINA

Misokatra indray ny fandraisana mpianatra izay vonona hifehy ireo  teny vahiny ( Italien-Anglais-Français) ao amin'ALF T...
03/12/2023

Misokatra indray ny fandraisana mpianatra izay vonona hifehy ireo teny vahiny ( Italien-Anglais-Français) ao amin'ALF Toamasina.
Ny fianarana dia manomboka ny Alatsinainy faha 18 Desambra 2023.
Toerana: SMART School Mangarano II.
Infoline: 034 04 330 04/032 82 993 73

Marihina fa mbol mandray olona izahay ato @ ALF ho an'ireo izay te hianatra teny vahiny toy ny Italien -Anglais ary Fran...
20/10/2023

Marihina fa mbol mandray olona izahay ato @ ALF ho an'ireo izay te hianatra teny vahiny toy ny Italien -Anglais ary Français .
Ka aza misalasala miantso anay @:
034 04 330 04 /032 82 993 73

17/08/2022
ACCURATE LANGUAGES FORCE ( A.L.F in Toamasina )The BEAST ( The Beyond Excellent Accent Speakers Trainees )Fianarana teny...
08/05/2022

ACCURATE LANGUAGES FORCE
( A.L.F in Toamasina )
The BEAST ( The Beyond Excellent Accent Speakers Trainees )
Fianarana teny FRANÇAIS & ANGLAIS
Droit : 50 000 Ar
Durée : 3 mois
Tsy misy écolage ifaina par mois
Mandray niveaux :
A (débutant )
B ( Moyen )
C ( avancé )
The BEAST
Fréquence : 4fois / semaine
🔵 2fois théorie
🔵 2fois pratique
Ahazoanao certificat de fin de formation en niveau C .

Emploi du temps COURS THÉORIQUE
ANGLAIS :
Latsinainy – Larobia
📖 Cours midi ( 12h00 – 14h00 )
📖 Cours du soir ( 17h30 – 19h30 )

FRANÇAIS :
Talata – Lakamisy
📖 Cours midi ( 12h00 – 14h00 )
📖 Cours du soir ( 17h30 – 19h30 )

Toerana : ISPASM akaikin'ny Region Mangarano 2

COURS PRATIQUE
Sabotsy – Dimanche
Anglais ( 14h00 – 16h00 )
Français ( 16h00 – 18h00 )
Toerana : Ambadiky Petit Amphi Barikadimy Université de Toamasina
Hoan' ny olona izay hanao PRATIQUE ihany
Droit : 25 000 Ar / 3 mois
(Sabotsy – Alahady )

Raha mila fanazavana fanampiny , antsoy ny :
+26134 71 656 97
+261328299373
+261347447133
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖

STOP PROCRASTINATION Mbola manana 1 volana be izao ianao hanlmanana , aza ahemotra intsony , raiso ny fanapahan-kevitra ...
03/05/2022

STOP PROCRASTINATION

Mbola manana 1 volana be izao ianao hanlmanana , aza ahemotra intsony , raiso ny fanapahan-kevitra .
📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢

Address

Toamasina

Telephone

+261347447133

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Accurate Languages Force posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category