KFW Club Nirina -Universités Toamasina

KFW Club Nirina -Universités Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KFW Club Nirina -Universités Toamasina, College & University, Barikadimy, Toamasina.

01/09/2025
23-24 Aogositra lasa teoRoa andro miaramiaina ny KFWAB, izay natao teny Temple de Pierre Mizaël.Ialatsiny raha toaka zao...
01/09/2025

23-24 Aogositra lasa teo
Roa andro miaramiaina ny KFWAB, izay natao teny Temple de Pierre Mizaël.

Ialatsiny raha toaka zao vao afaka nanao fampitana.

Misaotra ntsika rehetra nandray anjara fa indrindra ntsika ao avy Barikadimy.

Mankasitraka !

KUNG-FU WISA BARIKADIMY 2020-2025"Manaova ny tsara raha te ahazo ny  tsara"Fankalazana ny faha 05 taona nijoroana ny fah...
22/07/2025

KUNG-FU WISA BARIKADIMY 2020-2025
"Manaova ny tsara raha te ahazo ny tsara"

Fankalazana ny faha 05 taona nijoroana
ny faha 19 joley 2025 lasa teo.

Misaotra ny solon-tenan'ny Ligue Kung-Fu Wisa Atsinanana, ny Section Toamasina I, ianareo izay mpikatroka teo aloha tao Barikadimy ary ntsika mpikatroka ao Barikadimy tsy vaky volo

Ho ela velona ane ny Kung-Fu Wisa Barikadimy,
Mankasitraka ntsika rehetra!

KUNG-FU WISA BARIKADIMY 2019-2025FAHA 05 TAONA NIJOROANYNy tantara tsy fanadino, amin'ny ity volana ity dia hankalaza ny...
01/07/2025

KUNG-FU WISA BARIKADIMY 2019-2025
FAHA 05 TAONA NIJOROANY

Ny tantara tsy fanadino, amin'ny ity volana ity dia hankalaza ny faha dimy (05) taona nijorony ny Kung-Fu Wisa Barikadimy, tsara hofantatra ny volana joley 2019 no nisiany fa mbola tsy ara-dalana fa ny volana janoary 2020 vao nahazo taratasy ara-dalana (Conformité).

Noho izany, hoantsika rehetra izay efa avy nikotrana tao taloha na mbola mpikatroka na efa tsy mpikatroka dia samy tonga daholo.
Satria tsara ny fiarahana

👉Daty: sabotsy 19 joley 2025 amin'ny 02 : 00 tolak'andro
👉Toerana: IFT ampitany Stadium Mangarivotra

Fanazavana fanampiny:
👉Tél: 034 46 84 12
Maître Vienno

Misaotra tompoko!

KUNG-FU WISA BARIKADIMY26 Jona 1960 - 26 Jona 2025FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONA NIVERENAN'NY FAHALEOVANTENANandray anjara...
26/06/2025

KUNG-FU WISA BARIKADIMY
26 Jona 1960 - 26 Jona 2025

FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONA NIVERENAN'NY FAHALEOVANTENA

Nandray anjara tamin'ny filaharana ny fankalazana faha 65 taona ny Kung-Fu Wisa Barikadimy.

Misaotra ntsika rehetra izay tonga sy izay tsy tonga dia mirary fety sambatra hoantsika rehetra.

Mankasitra!

18/05/2025

Address

Barikadimy
Toamasina
501

Telephone

+261344689412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KFW Club Nirina -Universités Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to KFW Club Nirina -Universités Toamasina:

Shortcuts

Share