CPEJ Literacy

CPEJ Literacy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CPEJ Literacy, Toamasina.

05/09/2020

Akory aby e! Maro tokoa ny tanora tsy mahafantatra fa misy ary azo atao ny mahazo "Bourses de stage" any ivelany. Nahatsapa izany ny CPEJ eto Toamasina ka nanokatra ny CPEJ, LIFE School "LIFE SCHOOL". Tolotra voalohany eto amin'ny LIFE SCHOOL dia ny: "Atao ahoana ny fahazahoana ny bourses de stage any ivelany?" ho zaraina aminao izany ny sabotsy 12 septembre 2020 @ 2 ora tolak'andro (14h). Ataovy dieny izao ny Réseravation fa voafetra ny toerana. Ny mpizara "life school" amin'io fotoana io dia tanora izay efa nisitraka ny "Bourses de stage" tany Australie. Contact et Renseignement : Lot 600 parcelle 13/73, Tanambao V, Lalam-baovao, TOAMASINA-501, 261-Madagascar,
+261 034 12 696 04, +261 032 79 880 74
LIFE SCHOOL
Vous offre
A TOAMASINA

CPEJ, LIFE School Vous partage « Comment bénéficier des bourses de stage à l’Etranger »
Samedi 12 Septembre 2020
A 14h00
Au Bureau de CPEJ Toamasina
Réservation exigée
Places limitées
Intervenant : Ancien bénéficiaire de bourse de stage en Australie
Contact et Renseignement :
Lot 600 parcelle 13/73, Tanambao V, Lalam-baovao, TOAMASINA-501, 261-Madagascar,
+261 034 12 696 04, +261 032 79 880 74

Address

Toamasina
501

Telephone

+261341269604

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CPEJ Literacy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share