Sublime Formation

L'Institut de Formation Professionnelle Sublime est agréée par l'Etat.

Operating as usual

Photos from Sublime Formation's post 18/08/2022

Misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra ato aminay a...😊😊😊😊😊

Photos from Sublime Formation's post 08/08/2022

Mianatra, mizara ny tsara rehetra sady miala voly ihany koa...😍😍😍😍💄💆💇💅💅💅✍✍✍

21/07/2022
Photos from Sublime Formation's post 21/07/2022

Colorations zao no hianaranay , ary maha-voafehy tsara vao avelanay, miavaka n fampianarana ato aminay .
Tongava aza misalasala...

Photos from Sublime Formation's post 20/07/2022

Fianarana foana ny fiainana tsisy hoe tara fa tongava☺️☺️☺️😍❤❤❤

20/07/2022

Mianatra ihany , mianatra hatrany , satria mihamafy ny fiainana an-tany... ❤
Ireo adalana ny revy sy ditra, tsy maintsy hialana raha te ho tafita...
Tononkalo kely.
Mandray Pianatra hatrany izahay...💪💪❤❤👌👌

Photos from Sublime Formation's post 19/07/2022

Sublime Formation professionnelle dia mandray mpianatra hatrany !!!!
(Coiffure et Esthétique) koa aza misalasala manoratra anarana...Aty ampitan'ny fiangonana arampilazatsara na hopitaly manarapenitra ny toerana misy anay !!!
Na koa afaka miantso ny laharana...
☎️0341780506

Photos from Sublime Formation's post 14/07/2022

Module coloration ❤️❤️❤️
Sublime Formation professionnelle !!!! Ampitan'ny fiangonana arampilazatsara na hopitaly manarapenitra ny toerana misy anay!!!!!
☎️0341780506

13/07/2022

Salama daholo ndray ary e. Santionan'ireo mpianatra ato aminay ndray ary no zaraina aminareo...
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra ary vonjivonjeo fa voafetra ny toerana a☺️☺️☺️❤

06/07/2022
Photos from Sublime Formation's post 02/07/2022

Akory aby eeh!!!!
Mbola mitohy hatrany ny fampianarana ato amin'ny sublime Formation professionnelle koa tongava misoratra anarana Ary!!!
Afaka miantso ny laharana ☎️ 0341780506
Ampitan'ny fiangonana arampilazatsara no misy anay!!!

Photos from Sublime Formation's post 27/06/2022

Mitady cours des vacances ve ianao.... Izahay dia mampanao Formation Modulaire zay azahoanao attestation ara-mpanjakana... Koa tongava ary fa vonona hatrany zahay ny hizara ny tsara indrindra avy aty aminay☺️❤


🏠 Lieu Morafeno ampitan'ny CHU
☎️ 034 17 805 06.

Photos from Sublime Formation's post 20/06/2022

Avoir un métier👍, c'est aussi savoir entreprendre et devenir indépendant, venez vous faire former par des professionnels pour un avenir meilleur. 😎😍❤
🌸Formation théorique et pratique.

☎️034 17 805 06.
Morafeno Tamatave.

Photos from Sublime Formation's post 18/06/2022

Salama daholo ndray ary. Miavaka fona ny fampianarana ato aminay satria hianaranao ato daholo ny Technique fanaovana karazana lissage rehetra...ohatra fotsiny zao ny "Brésilien" Tongava fa hiavaka tsy hitovy aminy hafa ianao refa avy ato aminay☺️☺️☺️

Photos from Sublime Formation's post 13/06/2022

Salama daholo ndray ary. Iza daholo lay te hahafehy ny mahakasika ny lokombolo sy ny momba azy rehetra????
Amin'ny 05 Juillet ho avy zao ny daty afahanao mianatra anizany, ka aza miandry ela ary fa voafetra ny toerana.
0341780506 Morafeno.

Photos from Sublime Formation's post 10/06/2022

Le diagnostic, le choix des soins, l'installation du client, comment procéder au nettoyage du chevelure, le massage et le temps de pause sont tous à ne pas prendre à la légère pour un bon hair spa.

De ce fait, nous apprenons et suivons nos élèves de près.

Photos from Sublime Formation's post 09/06/2022

Salama ooh!!! Ho anao izay manana fanirina hianatra volo dia aza misalasala manantona aty amin'ny Sublime Formation professionnelle fa vonona hanome ny tsara ho anao hatrany izahay...
☎️0341780506 Face CHU Morafeno no misy anay !!!

Photos from Sublime Formation's post 07/06/2022

Salama eeeh...Mitohy hatrany ny fampianarana ato amin'ny Sublime Formation professionnelle...Misy koa ny modulaire ho an'izay tsy dia manana fotoana loatra...(Maquillage,Onglairie,Soin du corps, Chignon,Tresse,Sns...)
☎️0341780506 Face Hopitaly marapenitra ny toerana misy anay tompoko !!!

Photos from Sublime Formation's post 04/06/2022

Salama eeh... Mbola mitohy hatrany ny fampianarana ato amin'ny Sublime Formation !!!
Ny toerana misy anay akaiky ny hopitaly marapenitra...
☎️0341780506

Photos from Sublime Formation's post 03/06/2022

Sublime Formation mikaroka fona ny tsara indrindra ho anao.
Contact:034 17 805 06
Lieu Morafeno akaikiny Fiangonana ara-pilazantsara.

Photos from Sublime Formation's post 01/06/2022

Mbola mandray mpianatra hatrany izahay ato amin'ny Sublime Formation koa aza misalasala manantona anay na miantso ny laharana ☎️0341780506 Face CHU Morafeno no misy any!!!

Photos from Sublime Formation's post 25/05/2022

Miarahaba anareo rehetra ndray . Mizara hatrany ny fampianarana ato aminay foana izahay...

24/05/2022

Ny tanjonay dia ny hahaizanao mamehy tanteraka ny asa mhakasika ny volo" Eny tsy ny tananao ihany no ho folaka raha mianatra ato aminay... fa ho voafehinao hatramin'ny fahaizanao manavaka ny karazam-bolo rehetra sy mijery ny "produit mety aminy... aza misalasala intsony ary...

Photos from Sublime Formation's post 23/05/2022

Mitohy hatrany ny fampiofanana ato aminay... Raha tena te ho lasa matianina dia tongava misoratra anarana...
034 17 805 06

19/05/2022

Mitohy hatrany ny fampianarana ato amin'ny sublime formation ho anareo izay mbola tehianatra ka aza misalasala manantona anay na miantso ny laharana...
☎️0341780506 face CHU morafeno no misy anay

Photos from Sublime Formation's post 18/05/2022

Mandray mpianatra hatrany izahay raha maniry ny ho matihanina amin'ny sehatra coiffure, esthétique, spa et onglerie ianao.

Mampiofana manana traikefa no mampianatra anao.

Morafeno ampitan'ny fiangonana Ara-pilazantsara no misy ny Institut de Formation Sublime

☎️034 17 805 06

Photos from Sublime Formation's post 05/05/2022

Akory aby e.... Tsy manana fotoana mihintsy ve enao nefa te handrato fianarana ato aminay.... Misy ny ecole Samedi hahafahanao mianatra tsara... koa aza misalasala ary tongava misoratra anarana ...☺️☺️☺️

Photos from Sublime Formation's post 05/05/2022

Mbola mitohy hatrany ny fampianarana ato amin'ny Sublime Formation.Aza misalasala manantona anay raha hisoratra anarana amin'izany ianao.Misy iany koa ny cours par module ho an'izay tsy dia misy fotoana loatra.Vonona hanome ny tsara ho anao foana izahay.
☎️ 0341780506 Face CHU Morafeno no misy anay.

Photos from Sublime Formation's post 28/04/2022

Ny Sublime dia faly manasa ny rehetra ho tonga hitsidika ny stand eo amin'ny devant ny la mairie anio 28 avril sy rapitso 29 avril.
Ao amin'ny stand 14,16 no ahitanao ny stand ny Sublime hanazavanay anao mahakasika ny :
Formation Sublime Formation

Salon Sublime beauté et bien-être

Salon Sublime Bd Joffre

Vente Sublime Shop

Couture Sublime Dress MDG.

Manasanao ihany koa hitsidika sy hanaraka ny page.

Photos from Sublime Formation's post 26/04/2022

Promotion nifandimby tato aminay sy ireo zay mbola anatiny fianarana☺️☺️❤❤

Photos from Sublime Formation's post 20/04/2022

Des futures professionnelles dans le métier de l'art de la coiffure et d'esthétique.
Des futures entrepreneurs, créateurs d'emploi et promoteurs de développement, voilà l'objectif de notre enseignement.

Rejoignez nous🥰🥰🥰

Photos from Sublime Formation's post 20/04/2022

Miarahaba antsika rehetra indray, tsy afenina antsika rehetra fa miavaka tokoa ny fampianarana ato aminy "Institut de Formation Professionnelle Sublime", Techniques hafa sady modernes... ho vohafehinao daholo ny fomba fikojakojana ny resaka taovolo ato aminay.
koa aza misalasala intsony ary fa tongava misoratra anarana.☺️❤

Photos from Sublime Formation's post 02/04/2022

Vous voulez devenir professionnel dans le domaine de la coiffure et d'esthétique???
Venez vous s'inscrire à l'Institut de Formation Professionnel Sublime,
Nous n'avons plus que quelques places disponibles pour les cours accélérés.

🏠 Sublime Morafeno en face du CHU
☎️ 034 17 805 06

Photos from Sublime Formation's post 26/03/2022

Miarahaba antsika rehatra indray ary , tsy mitsahatra mizara sy mampafantatra anareo rehetra fa misy ny fitsapa-pahaizana atao amin'ny mpianatra ato aminay hahafahanay mijery sy hanatsara hatrany ny fahalalana zay raisina mpianatra ato . Koa tongava mianatra fa hahay tsara ianao vao miala ato aminay.
☎️034 17 805 06
Morafeno Toamasina.

Photos from Sublime Formation's post 16/03/2022

Aty amin'ny morontsiraka isika.... Mahay mandrandrana ianao vao mivoaka ato aminay☺️☺️☺️... be dia be ny zavatra azo hianarana ato amin'ny Sublime Formation a...034 17 805 06 ..

Photos from Sublime Formation's post 16/03/2022

Miarahaba antsika rehetra ndray ary oh.... Fianarana foana ny fiainana , tsy mifidy taona... Tongava mianatra mba sady mahay mikarakara ny tenanao no mahay mikarakara ny hafa koa☺️☺️☺️😌😌... Sublime Formation, Morafeno Toamasina ... 034 17 805 06....

15/03/2022


Photos from Sublime Formation's post 02/03/2022

Vous êtes à Tamatave et vous voulez devenir professionnel dans le métier de la coiffure et d'esthétique?
N'hésitez pas à nous rejoindre, nous donnons des formations complètes en cours normal ou accéléré selon votre disponibilité.
Notre Institut de Formation est agréé par l'état et nos formations sont sanctionnées par un certificat.

🏠 Sublime Morafeno en Face de l'église Ara-pilazantsara
☎️034 17 805 06

Photos from Sublime Formation's post 01/03/2022

Salama daholo.... Tsy pratique fotsiny no ataonay ato amin'ny Sublime fa misy ihany koa ny Theorie .... Ampy fahalalana tsara zay mivoaka avy ato aminay☺️☺️☺️☺️

Photos from Sublime Formation's post 17/02/2022

Mitohy fona ny fandraisana mpianatra ato aminay.... tongava fa ny ahalasa matianina anao no tanjonay😎😎😎

Photos from Sublime Formation's post 15/02/2022

Tontonsa soamatsara ny remise des certificats ny promotion "MAMIRATRA"

Que cette promotion brille comme les étoiles dans tous ce qu'elles vont entreprendre.

Photos from Sublime Formation's post 10/02/2022

Miarahaba antsika rehetra indray.... Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato aminay ... Ka aza misalasala ary manantona fa ho afa-po ianao

Photos from Sublime Formation's post 28/01/2022

Vous voulez devenir professionnel dans le domaine de la coiffure et d'esthétique???
Venez vous s'inscrire à l'Institut de Formation Professionnel Sublime, nous vous assurons un avenir meilleur.

🏠 Sublime Morafeno en face du CHU
☎️ 034 17 805 06

Photos from Sublime Formation's post 06/01/2022

Vous êtes à la recherche d'une école de coiffure et esthétique à Tamatave?
L'Institut de Formation Professionnelle Sublime vous propose une formation complète en métiers de l'art de la Coiffure et de l'esthétique.
Nous formons des futures artistes, entrepreneurs, producteurs de développement et créateurs d'emplois.
De ce fait, notre formation est composée d'une part la théorie et d'autre part les pratiques, allant de l'accueil jusqu'à la gestion d'un salon.

Nous avons comme slogan LA CRÉATIVITÉ, LA PERSÉVÉRANCE et L'EXCELLENCE. Les trois principes de la vie qui nous mèneront à la réussite dans tout ce que nous faisons.

🏠Sublime Morafeno en face de l'église Ara-pilazantsara près du CHU
☎️034 17 805 06

06/01/2022

L'inscription continue pour ceux qui veulent venir professionnels dans le domaine de l'esthétique.

🏠 Institut de Formation Professionnelle Sublime en face du CHU Morafeno
☎️ 034 17 805 06

Photos from Sublime Formation's post 08/12/2021

Gloire à Dieu, 100% de réussite à l'examen d'état en coiffure avec mention Très bien en majorité

Les apprenants de chez Sublime restent et continuent à être les mieux formés à Tamatave grâce à l'Excellence, la Persévérance et la Créativité de chacun, que ce soit au niveau de nos formateurs que des efforts de chaque élève.

Photos from Sublime Formation's post 06/12/2021

Tontosa soamantsara ny fanadinam-panjakana tato aminay , hiditra amin'ny vague vaovao ndray ka aza misalasala manatona aty amin'ny Institut de formation Professionnelle Sublime ety Morafeno.... ❤💪 Ny ahaizanao no tanjonay koa tongava aingana ary.....

Photos from Sublime Formation's post 30/11/2021

Mitohy hatrany ny inscription ... Tongava misoratra anarana raha te ho lasa matianina ...😎

Photos from Sublime Formation's post 30/11/2021

Examen d Etat Coiffure☺️😍...

Photos from Sublime Formation's post 30/11/2021

Examen final ho an'ireo mpianatra esthétique

Videos (show all)

Misafidiana ny Sublime Formation raha te ho matihanina eo amin'ny sehatra "Coiffure" sy Esthétique" ianao.🏠Sublime Moraf...

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ivoloina
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Other Education in Toamasina (show all)
Centre de Formation Professionnelle Liberto Centre de Formation Professionnelle Liberto
TOAMASINA
Toamasina

Le centre de Formation professionnelle Liberto que j'ai fondée,a été crée pour cette année 2020

Global English Education Global English Education
Toamasina

Global English Education facilitates learning of English to bring positive lasting changes through t

Ariane Tourism Institute Tamatave Ariane Tourism Institute Tamatave
11, Rue Cité Des Douanes
Toamasina, 501

Ecole de Tourisme et d'Hôtellerie agréée par l'Etat 6,cité des Douanes Tamatave

Dresseur Des Chiens Djariot-Jorlin Tamatave Dresseur Des Chiens Djariot-Jorlin Tamatave
Tamatave
Toamasina, 501

Éducation, Dressage,Promenade, Toiletteur, soins et traitement

Cours Prépa T&R Cours Prépa T&R
Valpinson
Toamasina, 501

Préparation des concours administratifs et renforcement de capacités . Appui psychologique et t

CELVA-Centre d'Enseignement de Langues Vivantes Appliquées CELVA-Centre d'Enseignement de Langues Vivantes Appliquées
Université De Toamasina
Toamasina

COURS DE FRANÇAIS ET D'ANGLAIS

ISTRA-Ex ISPG ISTRA-Ex ISPG
1 Camp Des Manguiers, Angle Bd De La Libération Et Bd Joffre
Toamasina

ISTRA est un établissement de l'Université de Toamasina donnant des formations supérieures profes

CGI Tafita CGI Tafita
02 Rue Richelieu
Toamasina, 501

Le CGI TAFITA -Formation en comptabilité générale -Vous aides à maîtriser les logiciels de ges

Association des Etudiants en Etudes Françaises - AEEF Association des Etudiants en Etudes Françaises - AEEF
Université De Toamasina
Toamasina

association regroupant les étudiants de la mention Etudes Françaises de l'Université de Toamasina ayant pour but de fédérer les étudiants, les rassembler autour des activités sociales et pédagogiques

Cours Lumière Cours Lumière
Ljr
Toamasina, 501

Cours Lumière série A

Makua.Coaching Makua.Coaching
Toamasina, 501

Makua Coaching est un cours de coaching voix et interpretation d'instruments de musique comme le pia

x

Other Education in Toamasina (show all)

Young Investisor Crypto Mada ISSFP Anjoma Fianarantsoa BeComm Together IFSM Tanà A/mo F/Est Livres Terminales A C D Madagascar - Préparation au Baccalauréat Kids' School Fb_music_class Ariane Tourism Institute Tamatave VITSY NO mahita Digital Skrib Fumoir by Rivo IFPF Tambohobe Fianarantsoa Cours sur Fb AVMC-Formation Cours de droit de Be Roger Seraphin