Semato

Semato Ecole primaire et classe de préprofessionalisation pour enfants sourds de Toamasina et autres régions limitrophes.

Primary school and professionalization class for deaf children from Toamasina and other neighboring regions.

Miantso antsika rehetra mañana olana ara-pihainoana eto Toamasina fa ho àvy eto amintsika indray ny STARKEY HEARING FOUN...
16/07/2025

Miantso antsika rehetra mañana olana ara-pihainoana eto Toamasina fa ho àvy eto amintsika indray ny STARKEY HEARING FOUNDATION hijery ireo olona efa nampiasa appareil auditif na fitaovam-pihainoana, hanamboatra ny simba sy hizara pile.
Toerana : sekoly SEMATO akaikin'ny FLM Morarano amin'ny 8 ora maraina

Teny nindramina: "Changer le monde par un geste d'amour"♥️
27/02/2025

Teny nindramina: "Changer le monde par un geste d'amour"♥️

Celebration of the International week for the Deaf✅Nanamarika ny herinandro  ho an'ny Marenina ny Alarobia 24 Septambra ...
25/09/2024

Celebration of the International week for the Deaf✅
Nanamarika ny herinandro ho an'ny Marenina ny Alarobia 24 Septambra 2024 ny sekoly.Andao hiaraka hilalao❤️

Famaranana ny fankalazana ny faha 80 taonan'ny Mpanazava eto Madagasikara ho an'ny faritra Atsinanana ny sabotsy 25 mars...
26/03/2023

Famaranana ny fankalazana ny faha 80 taonan'ny Mpanazava eto Madagasikara ho an'ny faritra Atsinanana ny sabotsy 25 mars 2023 tao amin'ny FJKM Tranovato Fitiavana Toamasina Nandray anjara nihira teny anglisy natao tamin'ny Tenin'ny Tanana ireo Comité Jeunes CJ Atsinanana, tao anatin'izany koa ny SEMATO.
Mizara ny mazava ho an'ny rehetra tsy misy fanavahana. Hotahiana🙏
" This little light of mine. I'm gonna let it shine" ❤️

Ho fanamarihana ny GLOBAL YOUTH DAY na ny andro eran-tany ho an'ny tanora dia nanao hetsika fanampiana ny sekoly ireo sk...
20/03/2023

Ho fanamarihana ny GLOBAL YOUTH DAY na ny andro eran-tany ho an'ny tanora dia nanao hetsika fanampiana ny sekoly ireo skoto Adventiste na J. A Morarano ny sabotsy fahatelo amin'ny volana Mars lasa teo. Nanolotra vary sy savony ho an'ny mpianatra SEMATO izy ireo tamin'izany.🙏👏

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Semato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share