Lycée Privé La Belle Rose Valpinson

Lycée Privé La Belle Rose Valpinson Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé La Belle Rose Valpinson, High School, Valpinson, Toamasina.

30/09/2025

Chers Parents,
Afin d’assurer la sécurité de nos élèves, nous vous informons que les cours seront suspendus cette semaine. En espérant la reprise des cours ce lundi 06 octobre à 07h. Merci de votre compréhension

29/09/2025

Reprise des cours : mercredi 01 Octobre à 07h

28/09/2025

Fanamafisana hoantsika Talen-tsekoly sy tomponandraikitra jiaby

FILAZANA

NOHON'NY TOE-DRAHARAHA MISY ETO AMIN'NY FIRENENA DIA MIATO NY FAMPIANARANA ETO TOAMASINA SY NY MANODIDINA MANOMBOKA ANIO FAHA 26 SEPTEMBRE 2025 MANDRAPAHA HISIAN'NY LAMINA VAOVAO.

NATAO IZAO MBA HO FITANDROANA NY AIN'NY ZANAKANTSIKA ARY FANAPAHAN-KEVITRA NIARAHANA TAMIN'NY VONDRON'NY TOMPONANDRAIKITRA ARA-PANJAKANA MIAHY NY FILAMINANA (OMC) ETO AN-TOERANA.

Hatramin'ny HISIAN'NY LAMINA VAOVAO (Jusqu'à nouvel ordre)

DREN ATSINANANA

26/06/2025
🎉🎉🎉
26/06/2025

🎉🎉🎉

23/06/2025

CEPE La Belle Rose 100% 🎉🎉🎉
Félicitations les enfants 🤗

Masova 24-25
27/02/2025

Masova 24-25

04/03/2024

FILAZANA MAIKA! Miato ny fampianarana manomboka ny Alatsinainy tolakandro 04/03/2024 sy Talata 5/03/2024 tontolo andro nohon'ny rotsak'orana be.
Miverina kosa ny Alarobia 06/03/2024 raha efa mihatsara ny andro.
Misaotra sahady amin'ny fanarahana ny lamina.
Chef Cisco Toamasina I.

18/02/2024

FILAZANA MAIKA !
Araka ny baiko nomen'ny Prefet ny Toamasina sy ny DREN Atsinanana dia
Ilazana isika RAD sy ny sekoly jiaby eto Toamasina I, fa nohon'ny oranandro mbola mijojo dia mbola tsy mianatra ny mpianatra amaregna Alatsinainy faha 19/02/sy Talata 20/02/2024
Ho hita eo ny fivoaran'ny toetr'andro ny Alarobia 21/02/2024.
Aoka ho mailo lalandava isika.
Ny Chef CISCO TOAMASINA I

14/02/2024

Address

Valpinson
Toamasina
501

Telephone

0322648081

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé La Belle Rose Valpinson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category