
For Twelve School
Comments
-Asabotsy amin'ny 26/11/2021 amin'ny 20h30
-Alatsinainy 29/Nov/2021
Manome lanja ny teny Malagasy, Mamokatra olona ho siantifika, Mahafehy ny teny vahiny rehetra
Operating as usual


Ovy sy Voasary makirana nazahoana courant 150V
For Twelve School
For Twelve School Manome lanja ny teny Malagasy, Mamokatra olona ho siantifika, Mahafehy ny teny vahiny rehetra


GEOMETRIE DE L'ESPACE CLASSE DE 3EME

Photos from For Twelve School's post


"Donner un téléphone portable à un enfant de moins de 10 ans est un acte d'irresponsabilité familiale", estime un psychologue
"Donner un téléphone portable à un enfant de moins de 10 ans est un acte d'irresponsabilité familiale", estime un psychologue David de Cubas, Donner un téléphone à un enfant de moins de 10 ans est un acte d'irresponsabilité familiale L'éducation à l'ère numérique

For twelve School
For twelve School Nombreux sont les témoignages, nombreux les parents satisfaits, l'école ne cessent de surprendre plus d'un. L'école participe aussi à l'éducation à l'échelle nationale, comme la formation en langue chinoise de la police nationale


For Twelve School , miaraka amin ny Dream'in
-Asabotsy amin'ny 26/11/2021 amin'ny 20h30
-Alatsinainy 29/Nov/2021

Hoan'ny Terminale S , ho fanampiana ny malagasy rehetra🥰🥰


Amin alarobia indray zany !
Hiverina an-tsekoly ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana amin’ny Alarobia 05 may 2021.
Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Minisitry ny Fanabeazam-Pirenena SAHONDRARIMALALA Marie Michelle, notronin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eo anivon’ny Fitaleavana Nasionaly misahana ireo sekoly tsy miankina, ny alatsinainy faha 03 May 2021 tao Anosy.Manatanteraka ny lamina izay napetraky ny Filoham-Pirenena ny Minisiteran’ny Fanabeazam-Pirenena ka nandray ireto fepetra manaraka ireto :
✅ Miverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra izay hiatrika ny fanadinam-panjakana manerana ny Nosy, voakasik’izany ireo faritra mikatona (Analamanga, Atsinanana, Sava, Vakinanakaratra, Matsiatra Ambony, Anôsy) sy ireo faritra hafa.
✅ Ho an’ireo faritra izay mbola tsy voakasiky ny fikatonana kosa dia miverina mianatra avokoa ny mpianatra rehetra.
✅ Manaraka ny fenitra ara pahasalamana toy ny fanaovana arovava/orona , fametrahana « dispositifs de lavage des mains », famendrahana fanafody na « Desinfection », fanarahana maso ireo Mety hitondra ny soritraretina.
✅ ny fanarahana ny Fenitra ara-pedagojika hialana amin’ny fifampikasohana toy ny fizarana vondrona ireo mpianatra, fanaovana « cours théorique » ny « Épreuves physiques et sportives », fifandimbiasana ny fakan-drivotra, fametrahana fandaminana ara- peragojika mifanaraka amin’ny fenitra napetraka raha misy mitondra ny tsimokarerina Eny anivon’ny Sekoly...
✅ Ho an’ireo mpianatra izay tsy mbola mianatra kosa dia anjaran’ny sekoly tsirairay avy ny mametraka ny lamina amin’ny fanomezana sy ny famerenana ny lesona sy ny enti-mody ho an’ny mpianatra mifanaraka amin’ny hoenti-manana eo am-pelaranan’ny sekoly sy ny ankizy, hisy ny fizarana ny boky torolalam-pampianarana na « livret d’auto-apprentissage».
✅ Tsy misy ny fiovana amin’ny daty hanatanterahana ireo fanadinam-panjakana hatreto (CEPE, BEPC, BACCALAUREAT) ho amin’ity taom-pianarana ity.
✅ Miankina amin’ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-pahasalamana no hisian’ny fiovana na tsia amin’ny daty hanatanterahana ny fanadinam-panjakana
✅ Hisy ny fametrahana ny «komity misahana ny fahasalamana » isaky ny sekoly ka apetraka ireo fepetra rehetra entina iarovana ny ankizy amin’ny valanaretina toy ny fanaovana arotava, ny fametrahana ny fitaovana fanasana tanana (DLM), ny famendrahana fanafody… izay iarahana miasa amin’ny Bureau Municipale d’Hygiène (BMH), ny Kaominina ary ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
✅ Fiaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-Pirenena sy ny sekoly tsy miankina no entina nandrafetana ireo paik’ady amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao.
✅ Hisy naoty hivoaka ary ho alefa any amin’ireo sekoly miankina na tsia amin’ny fanjakana manerana ny faritra 22 mahakasika ny fidiran’ny mpianatra amin’ny alarobia faha 05 May 2021 ary hisy ny lamina ho apetraka manoloana ny valanaretina
✅ Marihana fa hafindra eny amin’ny EPP Analamahitsy ireo ankizy kilasim-panadinana ao amin’ny EPP-CEG Soamandrakizay.
Loharano: MEN.

Arabaina ny zaza malagasy , fa anisany sangany manera tany !!!
FIFANINANANA ROBOTIKA
TAFIAKATRA FAHA-3 AMIN'NY FIRENENA 187 NY EKIPAM-PIRENENA MALAGASY.
Roa herinandro mialohan'ny hifaranan'ny fifaninanana iraisam-pirenena dia tafiakatra eo amin'ny laharana faha-3 "ex æquo" ny ekipam-pirenena Malagasy
Mahereza ry mpianatra mpanala C.E.P.E, indrindra ireo Ray aman-dReny sy ireo Mpanabe .
Ho afaka C.E.P.E daholo anie ianareo .
L’apprentissage pour tous, tout au long de la vie

Now it's easier to send For Twelve School a message.
Comment faire bouger ses élèves

Tolerance is a noble quality, and a person who knows tolerance will create a peaceful and friendly sky.

Timeline photos
A méditer....!
Deutsch lernen

Glandeur !!

L'enfant et l'écran
Mathematiques ny TC , talata 07 /05/ 19

Click here to claim your Sponsored Listing.
Videos (show all)
Location
Category
Telephone
Website
Address
Http://for12shoolmap. Esy. Es/ForTwelveShool/
Tanjombato
Opening Hours
Monday | 07:00 - 17:00 |
Tuesday | 07:00 - 17:00 |
Wednesday | 07:00 - 17:00 |
Thursday | 07:00 - 17:00 |
Friday | 07:00 - 15:00 |
Lot IA 67 Bis Tanjombato
Tanjombato
Cours de clavier , de guitare et de batterie pour tous