13/04/2023
Natao ho anao ity koa mandraisa anjara, homano ny asasoratrao ary atero ao amin' ny Top radio Soanierana ( arrêt discours Soanierana,miditra vavahady Vidy Varotra apitan' ny Petter motors, miakatra ao amin' ny 1ère étage ), na ihany koa aterina ao amin' ny Commission Nationale Malgache pour l' UNESCO Behoririka, apitan' ny Chocolatière Robert, Villa Pradon.
Na