14/12/2025
🇨🇦 TOLOTRASA ARA-DALANA MISOKATRA HO AN'NY VAHINY ANY CANADA HO AN'IREO OLONA MAHAY MITONDRA 🚛 CAMION POIDS-LOURDS NA SEMI-REMORQUE 🇨🇦
Ny Orinasa HIGHWAY MOTOR FREIGHT LTD. dia mitady olona 10 Conducteurs / Conductrices de camion longue distance (Long Haul Truck Driver), hitondra Camion miala avy any Canada mandeha any USA sy Mexique.
Ity asa ity dia misokatra ho an'ny olona vahiny ivelan’i Canada araka ny fanambarana nataon’ity Orinasa ity tao amin’ny Guichet-Emplois Canada , isan'izany isika Malagasy avy aty Madagasikara 🇲🇬
Ao anatin'ny NOC 73300, FEER 3 ity asa ity ka mila manaraka norme ireo ny CV nao.
1️⃣ Momban'ilay asa
👉 Mpampiasa : HIGHWAY MOTOR FREIGHT LTD.
👉 Asa : Conducteur / Conductrice de camion sur long parcours (Long Haul Truck Driver)
👉 Toerana : Winnipeg, Manitoba (MB), Canada – adiresy postal : R3C 2E6
👉 Karazana asa : Sur la route, asa mitety faritra maro any Canada, mandeha any USA sy Mexique
👉 Karama : 30,20 $ CAD/ora – 40 ora / herinandro (azo mihoatra raha misy overtime)
👉 Contrat : CDI (Permanent) – Temps plein
👉 Ora iasana : Tôt le matin, Matin, Jour, Soir, Nuit, Week-end (rota, tsy misy ora raikitra)
👉 Fiteny : Anglais
👉 Daty farany : 03 janvier 2026
2️⃣ Fepetra takiana (Titres de compétences)
📜 Permis takiana
👉 Permis catégorie 1 / 1F / A (poids lourds – semi-remorque)
👉 Permis misy frein pneumatique (air brake endorsement)
🌍 Raha avy any ivelany ianao (ohatra Malagasy) :
➡️ Mila atao équivalence sy maka permis Class 1 rehefa tonga any Canada.
📘 Fahalalana takiana
👉 Carnet de route
👉 Rapport d’inspection (avant / pendant / après le voyage)
👉 Diplôme d'études secondaires na équivalent
👉 Mahay mifampiresaka amin’ny teny Anglais
🚚 Traikefa
👉 Tena ankasitrahana raha manana 2 ans de service verifiable nitondra camion longue distance, semi-remorque na citerne.
👉 FORMATION OFFERTE : misy fanofanana omena, ka afaka mangataka ihany koa ny efa manana permis nefa mbola vao manomboka.
3️⃣ Asa sy andraikitra (Tâche