Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe

Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe « L’avenir se construit ici, entre savoir et foi. »

Ny fanirian’ny ray aman-dreny rehetra dia iray ihany:hahita ny zanany tafita sy ho olona vanona.❤️Ato amin’ny "Lycée Pri...
11/05/2026

Ny fanirian’ny ray aman-dreny rehetra dia iray ihany:
hahita ny zanany tafita sy ho olona vanona.❤️

Ato amin’ny "Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe", izany no tanjonay isan’andro.
Tsy mampianatra fotsiny izahay, fa manabe, mitarika, manara-maso ary mikolokolo ny mpianatra tsirairay.

Sekoly ara-pinoana izahay, manambatra ny fahalalana sy ny finoana, satria mino izahay fa ny zaza voabe tsara anio no ho reharehan’ny ray aman-dreny rahampitso.

🙏 Foi | 📘 Discipline | 💪 Travail | 🏆 Réussite

✨ "L’avenir se construit ici, entre savoir et foi."

📢 Misokatra ny fisoratana anarana 2026 – 2027
📍 Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe - Tanambe Antsimondrano

Ray aman-dreny ô, omeo ny zanakao ny toerana mendrika hanorenany ny hoaviny. 🥰

‼️ SAROBIDY NY FIANARANA TOMPOKONy fanabeazana no fanomezana sarobidy indrindra azon’ny ray aman-dreny atolotra ny zanan...
06/05/2026

‼️ SAROBIDY NY FIANARANA TOMPOKO

Ny fanabeazana no fanomezana sarobidy indrindra azon’ny ray aman-dreny atolotra ny zanany.
Tsy harena mety ho lany izy io, fa fitiavana, hery mampandroso, ary lakilen’ny fahombiazana.

Ankizy mianatra anio, no olom-banona rahampitso.
Ankizy ampianarina amin’ny fitiavana, fanintsiana ary finoana, no ho afaka hanova ny fiainany, hanampy ny fianakaviany ary hitondra soa ho an’ny fiarahamonina.

Ry ray aman-dreny malala,
andao hataontsika ho laharam-pahamehana ny fianaran’ny zanatsika. Ampirisihintsika izy ireo ho tia ezaka, ho tia fianarana, hanaja mpampianatra, ary tsy ho kivy amin’ny lalana mankany amin’ny fahombiazana.

📚 Mino izahay ato amin'ny LPA Tanambe fa raha omena lanja ny fanabeazana dia tena hisy tokoa ny fiovana sy fivoarana.

🌱 Andao hiara-hanandratra ny fanabeazana.
🌱 Andao hiara-hanangana taranaka mahay, hendry ary matahotra an’Andriamanitra.
🌱 Satria ny zaza ampianarina tsara anio, no fanantenan’ny firenena rahampitso.

💭 Mety tsy kamo ianao… mety very motivation fotsiny.Indraindray isika manana nofy, manana tanjona, manana zavatra tiana ...
04/05/2026

💭 Mety tsy kamo ianao… mety very motivation fotsiny.

Indraindray isika manana nofy, manana tanjona, manana zavatra tiana hotratrarina…
fa rehefa tonga ny olana, ny havizanana, ny tahotra, na ny fahadisoam-panantenana dia manomboka mihena tsikelikely ilay hery tao anatintsika.

Izany no antony maha-zava-dehibe ny "Motivation".
Tsy resaka teny mamy fotsiny izy io, fa hery manosika olona iray hitsangana, hiezaka, hanohy ary hahatratra ny tanjony.

👉 Raha efa nahatsapa ianao hoe “tsy haiko intsony izay hatao”, dia vakio ity hatramin’ny farany. Mety ho anao indrindra ity hafatra ity. 🌟

Ao anatin'izany rehetra izany aiza adino ny mametraka eo ampelantanan'Andriamanitra ny tanjona sy fanirianao (Vavaka)

Mety misy fomba tsara kokoa hanatratrarana tanjona ve?

♦️Ho anareo ray aman-dreny, inona no tena tadiavinareo amin’ny lycée iray ho an’ny zanakareo ?Ny sekoly tsara dia tsy to...
28/04/2026

♦️Ho anareo ray aman-dreny, inona no tena tadiavinareo amin’ny lycée iray ho an’ny zanakareo ?

Ny sekoly tsara dia tsy toerana ianarana fotsiny,
fa toerana anorenana ny hoavy, ampitomboana ny fahalalana, ary anabeazana ny toetra.

Ato amin’ny Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe, mino izahay fa mendrika ny zanakareo ny :
✨ fampianarana manara-penitra mivoatra hatrany
✨ discipline sy fanaraha-maso akaiky
✨ fanabeazana mifototra amin’ny soatoavina
✨ tontolo milamina sy manampy azy handroso

Satria ny safidin’ny ray aman-dreny anio
dia mety hanova ny hoavin’ny zanany rahampitso.

💬 Lazao anay ao anaty commentaire :
Inona no laharam-pahamehanao rehefa misafidy lycée ho an’ny zanakao ?
1️⃣ Discipline
2️⃣ Kalitaon’ny fampianarana
3️⃣ Fanaraha-maso akaiky
4️⃣ Soatoavina sy fanabeazana

📩 Raha mila fanazavana bebe kokoa momba ny lycée, dia mandefasa hafatra privé aminay.

“Ny fanabeazana no fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra hanovana izao tontolo izao.”Mino ve ianao fa tena afaka mano...
24/04/2026

“Ny fanabeazana no fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra hanovana izao tontolo izao.”

Mino ve ianao fa tena afaka manova ny fiainan’ny olona sy ny firenena ny fanabeazana ?

💬 Valio amin’ny commentaire : ENY sa TSIA ? Ary hazavao kely ny hevitrao.

Ny hevitrareo rehetra dia raisinay am-pitiavana.

23/04/2026

🎓 Bienvenue sur la page officielle du Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe

Notre Lycée a pour mission d’accompagner les élèves vers la réussite scolaire, l’épanouissement personnel et la préparation de leur avenir.

Nous mettons l’accent sur :
✅ la qualité de l’enseignement
✅ la discipline et l’encadrement
✅ les valeurs et le respect
✅ l’accompagnement des élèves
✅ la préparation à un avenir prometteur

À travers cette page, nous partagerons avec vous :
📚 la vie du lycée
👨‍🏫 nos méthodes et nos activités
🏆 nos projets et nos réussites
📝 les informations utiles sur les inscriptions

Parents, élèves, partenaires et amis du lycée, merci de nous suivre et de partager notre page.
📩 Pour plus d’informations, écrivez-nous en message privé.

🚨 ALERTE RECRUTEMENT 🚨LYCÉE PRIVÉ LES PETITS ANGES TANAMBENous ne recrutons pas seulement des employés.Nous recrutons de...
21/04/2026

🚨 ALERTE RECRUTEMENT 🚨

LYCÉE PRIVÉ LES PETITS ANGES TANAMBE

Nous ne recrutons pas seulement des employés.
Nous recrutons des femmes et des hommes de vocation.

Notre lycée recherche des personnes capables de croire profondément en la mission éducative, de porter les valeurs de l’établissement, et de contribuer à former une génération meilleure.

Nous voulons bâtir une équipe solide, engagée, sérieuse et unie, composée de personnes qui ne travaillent pas seulement pour occuper un poste, mais pour éduquer, encadrer, transmettre, inspirer et faire évoluer les élèves.

✨ Nous cherchons des personnes :
✅ motivées avant tout par l’éducation
✅ capables d’inculquer les valeurs du lycée
✅ sérieuses, disciplinées et responsables
✅ prêtes à changer les choses positivement
✅ désireuses d’évoluer avec une équipe engagée
✅ capables de servir une vision éducative forte

📌 Postes à pourvoir :
👩‍🏫 Enseignant(e)s de lycée – toutes matières
🧑‍💼 Encadreur / Assistant(e) du Proviseur
🏀⚽ Coach Basket-ball & Football

📎 Les fiches de poste complètes
https://docs.google.com/document/d/1oTYN9AeqKa1gRq2ueBh6LwmQRmPycUT9/edit?usp=sharing&ouid=110183990744694037677&rtpof=true&sd=true

📩 Dépôt des dossiers :
Par email : [[email protected]](mailto:[email protected])
Ou au local du lycée : Antsinanan'ny terrain Tanambe

📞 Contact : 034 99 567 55

🔥 Si vous cherchez seulement un emploi, cette annonce n’est peut-être pas pour vous.
🌱 Mais si vous portez réellement l’éducation dans votre cœur, si vous voulez servir une vision et faire partie d’une équipe qui évolue, alors nous serons heureux de vous accueillir.
👉 Suivez notre page pour découvrir nos nouveautés, offres et publications à venir.

Les enfants imitent ce qu’ils voient.Si on leur montre le sérieux,ils joueront au sérieux.Et un jour… ce ne sera plus un...
17/04/2026

Les enfants imitent ce qu’ils voient.

Si on leur montre le sérieux,
ils joueront au sérieux.

Et un jour… ce ne sera plus un jeu…

🎓 ~Proclamation du 2ᵉ trimestre - Année Scolaire 2025-2026~Ce matin n’était pas juste une remise de résultats.C’était un...
16/04/2026

🎓 ~Proclamation du 2ᵉ trimestre - Année Scolaire 2025-2026~

Ce matin n’était pas juste une remise de résultats.

C’était un moment où chacun a pu se situer :
les élèves face à leurs efforts,
les parents face à leur rôle,
et nous, encadreurs, face à notre mission.

Il y a eu des fiertés, des encouragements… et surtout des prises de conscience.

Félicitations à ceux qui avancent avec constance.
Respect aussi à ceux qui continuent de se battre, parfois en silence.

Ce qu’on retient surtout aujourd’hui, c’est que rien ne se construit seul.
Quand un élève progresse, c’est tout un entourage qui a tenu son rôle.

Nous allons continuer à avancer dans ce sens :
plus de suivi, plus d’exigence, mais aussi plus de cohérence entre l’école et la maison.

Merci à tous ceux qui étaient présents.
Le travail continue.

Spopppppppooooooorttttttt ssscccooooollllaaaaaiiiirrrraaaa✨🧹
09/04/2026

Spopppppppooooooorttttttt ssscccooooollllaaaaaiiiirrrraaaa✨🧹


Métiers menacés par l’IA (intelligence artificielle)
08/04/2026

Métiers menacés par l’IA (intelligence artificielle)

Address

Tanambe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Lycée Privé Les Petits Anges Tanambe:

Shortcuts

Share

Category