14/04/2023
Amin'ny anarako manokana no itondrana fankasitrahana an'ny Ramatoa Minisitra sy ny tompon'andraikitra rehetra ao @ METFP nametraka ny fitokisana ahy tao anatin'ny 3 taona tamin'ny fitantanana ny Lycée Technique et Professionnel Tolagnaro - Madagascar .
Ankehitriny dia miarahaba manokana ny mpitantana vaovao ny sekoly indray !
Mankasitraka antsika rehetra mpampiofana , mpandraharaha , mpiofana !
Mirary soa an'ny Mme LALAONIRINA Olynah Joëlle .